Fianarana mi-charme

21. rfanjav ( 02/12/2003 20:23)
sao dia hoe pataloha velondrirana nefa na ariary manahirana !

tonga dia matahotra indray ny sipa kou!

tsy misy tsara ohatra ny naturel ihany io ry zareo a! dia ampiana kely an'ilay tsiky tsy vidiambola !
22. rfanjav ( 02/12/2003 20:25)
eh, fa raha ratsy nify aloha somary mba mianatra mihomehy mora ihany fa sao tonga dia hita hoe hay banga ridana be!!!! ha ha ha
23. fijo ( 02/12/2003 19:40)
an,an,amin'izay kosa mba hilamina ny sainy hoe tsy hanaikitra ity raha sosotra ka,ih,ih,ih.
24. isrine ( 03/12/2003 18:15)
Sali!
Misy koa anie akia ry Rfanjav tsy hoe mihomehy le bandy fa ny nifiny mihitsy no lava, de mety hampatahotra ihany anie zany ry Fijo e!
Sady vakio tsara anie ry Fijo ny zavatra nolazain'i X nametraka sujet e, tsy resaka fitadiavana sipa zany fotsiny.
25. fijo ( 04/12/2003 20:33)
izany lava nify izany aloha dia tena manahirana,na sipa no tadiavina na tsia.azo amboarina anie io e.
26. rinakely1 ( 12/12/2003 17:46)
miaraka @ oln lava nify hono manahirana hoy lé akamako izay: raha atao ao aloha toa mahamenatr'oln raha aorina hatahorana sao hanaikitra .
hi!hi!hi ka tokony tapahanyny nifiny d misy charme izy e!
27. fijo ( 16/12/2003 16:18)
aiza kosa le.rinakely ity tena gaigy vavy mihintsy an.sao manaikitra olona.ary ilay sinoa vavy ao amin'ny blanche neige izany ahoana?
28. rinakely1 ( 16/12/2003 11:14)
iny indray no tsy haiko!
29. fijo ( 17/12/2003 10:41)
efa hitanao iny,sady mba miseho masiaka ery kala amin'io an.
30. rfanjav ( 18/12/2003 19:05)
tsy mi-charme izy izany e!
31. fijo ( 19/12/2003 20:17)
izay no mba charmeny ka.
32. xxx ( 29/12/2003 18:24)
Andao ranga hanao fotoana indray dia mianatra mifampi-charme eo isika !
33. fijo ( 29/12/2003 19:29)
hevitra tsara fa masao.
34. bix ( 26/01/2004 14:19)
manaova ry lahy 32 dan ahhhhhhhhhhhhhhh
35. fijo ( 27/01/2004 09:28)
inona indray izany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0927