sary alefa eto
22. rasese
(
26/11/2003 11:01)
ny sary koa anie no isan'tsaran'ny olona anao e na dia tsy mihetsika dia mbaefa fatampatantra ny tsy hoe kosa itsarana olona .
23. rfanjav
(
26/11/2003 14:43)
Asakasakareo izay manana eritreritra hitsara ahy @ sary nalefako ohatra,
naseho fotsiny iny mba azahoana sary an-tsaina hoe iza no mifanoratra amiko, fa tsy nalefako hitsaranareo ahy akory,
raha izany mantsy mety ho sintoniko ihany ny sariko ato!
naseho fotsiny iny mba azahoana sary an-tsaina hoe iza no mifanoratra amiko, fa tsy nalefako hitsaranareo ahy akory,
raha izany mantsy mety ho sintoniko ihany ny sariko ato!
24. fijo
(
27/11/2003 20:23)
ka izay indrindra ry rfanjv no antony nanaovako io loha hevitra io.mba hifankafatarana ny sary atao eto,fa tsy hampisehoana ny fiara sy ny sipa.
25. rfanjav
(
27/11/2003 14:47)
fijo : ka jereo fotsiny le sary e, aza asiana commentaire be fahatany fa tsy fantatrao akory ny mba nisafidianan'ny tompony azy!
26. fijo
(
28/11/2003 20:28)
ilay anao anie efa jereko isan'andro e,fa ireo be zesta be mampiseho fananana,tsy mijery intsony aho.
27. fijo
(
28/11/2003 09:00)
jereo izao ilay sarin'i rindranavalona,tsy misy zavatra hafa asehoseho nefa dia tena tsara tokoa.tsotra nefa manja e.io ianao an.
28. rfanjav
(
28/11/2003 11:23)
Izay mahafalifaly ny saina ihany atao e,
avelao ny sasany hijery ny sary hafa, fa izany ve no atao hankarary an-doha anao @ ity fiainana mahafinaritra ity!
avelao ny sasany hijery ny sary hafa, fa izany ve no atao hankarary an-doha anao @ ity fiainana mahafinaritra ity!
29. fijo
(
02/12/2003 11:47)
ie,ny ahy aloha dia ireo sary mahafinaritra ihany no jereko ato e.maro ianareo no tena mamingana ao ka.
30. isrine
(
03/12/2003 19:18)
Za zany vao handefa any @ Hery indray raha izany de ho hitanareo indray ny sariko avy eo! lol!
Ny ahy indray rehefa maka sary dia ny tenako mihitsy no tiko ho hita fa tsy tapany fotsiny na hoe akaikin'ny 4x4;
Efa hitanay tokoa ny sarin'i Fijo e!
Fa mbola miandry ny andry X isany zahay!
Ny ahy indray rehefa maka sary dia ny tenako mihitsy no tiko ho hita fa tsy tapany fotsiny na hoe akaikin'ny 4x4;
Efa hitanay tokoa ny sarin'i Fijo e!
Fa mbola miandry ny andry X isany zahay!
33. rfanjav
(
08/12/2003 14:23)
ary mbola tsy hitako zany sarin'i Fijo zany fa andraso mba hojerena hoe inona no aderaderany ao?
hi hi hi
hi hi hi
35. rfanjav
(
09/12/2003 20:12)
hitako le sary,
nofidiana mihitsy izao ireo sary tsy mampidera fiara a! na trano milay be,
hi hi hi
nofidiana mihitsy izao ireo sary tsy mampidera fiara a! na trano milay be,
hi hi hi
36. fijo
(
10/12/2003 20:54)
ka tsy ny fiara na ny tranoko no ilaina atao namana fa izaho.dia io ary aho e.boga,ratsy sns.io ary izy ko.
37. isrine
(
10/12/2003 19:01)
Salit!
Bogany e, manja be e ... e! Fa tsy hitanay ny mahalehilahy azy! Hihihi...
Bogany e, manja be e ... e! Fa tsy hitanay ny mahalehilahy azy! Hihihi...
