Tsilalaon-teny

81. ikaretsaka ( 02/12/2003 09:09)
Hi-soavaly ihany ve?
82. ikaretsaka ( 02/12/2003 10:46)
Nikoropaka ary Ranamana
83. rajaona ( 02/12/2003 14:39)
nefa tsy tafahetsika
84. ikaretsaka ( 02/12/2003 12:57)
Inona ihany no atao?
85. xxx ( 03/12/2003 19:02)
Reseko ny tahotro?
86. ikaretsaka ( 04/12/2003 20:12)
raha soavaliako izy?
87. xxx ( 04/12/2003 09:55)
de ho goka ny lohaliny?
88. fijo ( 04/12/2003 10:00)
fa tandremo ny valiny
89. rajaona ( 04/12/2003 15:15)
ianao no hovoasoavaly
90. ikaretsaka ( 05/12/2003 15:38)
. Manonofy aho izany
91. cerz1 ( 05/12/2003 20:21)
fa nandrora mitsilàny
92. xxx ( 05/12/2003 10:47)
hody androany ihany
93. lion ( 05/12/2003 11:06)
Haratsianizay nofy izany.
94. cathy ( 05/12/2003 11:36)
tsy nefa anefa
95. cathy ( 05/12/2003 11:36)
fa tena izy
96. cathy ( 05/12/2003 11:37)
dia ahoana, hilefa?
97. cathy ( 05/12/2003 11:37)
dia ahoana, hilefa?
98. cathy ( 05/12/2003 11:39)
dia ahoana, hilefa?
99. ikaretsaka ( 06/12/2003 11:31)
hilefa aiza anefa?
100. lion ( 07/12/2003 11:23)
TENA TIA RATSY IRETO.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4994