Matahotra am sexualité ko zaho

21. fijo ( 18/12/2003 20:29)
inona indray no hidiran'ny priere amin'izany e.ary inona no maha ratsy ny homo.raha izay no tiany,dia tsara aminy izany.
22. isrine ( 18/12/2003 19:12)
ka ny mpivavaka anie ry fijo mivavaka fona tsy we isan'andro fotsiny fa isaky ny hanao zavatra e.
Raha homo izy de andao alefa any @ Julien Lepers, fa raha tsy izay de alefaso aty amiko fa za koa mitady
23. raten ( 22/12/2003 18:46)
'zao eh, ze lalan'ny natiora ihany imasoana (lahy sy vavy) fa aza mbô mivadika taranja 'zany. Voanontanin'i Saint Pierre @ 'zany enao rehefa tonga any ... hoe nampiasainao t@ inona ny fitaovam-pananahanao? de eo enao vao hianahana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2295