Inona no tena atao hoe fitiavana

21. fijo ( 11/11/2003 09:19)
hadinoko,fa io anie ka maha hendry ny adala,ary maha lasa adala ny hendrye!dia farito ary izay.
22. xxx ( 11/11/2003 19:50)
ny fitiavana amiko dia tsy resaka sexe sy frou zany, ol mitapy reny, heveriny fa sanana ngah ny ol ka tsy ahafantatra ny setroka sy ny tomany, fa ngah io ihany no hiainana eto an-tany...sa ahoana hoy nareo
23. oupsyyy ( 11/11/2003 20:41)
Marina mitsy e, fa le resahanao eto zany ry xxxxxx, de fitiavan olon droa????? Kopy zany za e
24. pif ( 11/11/2003 20:50)
Fitiavana
mampiasa saina ny maro tokoa izy ity satria zavatra iainana tonga ho azy ;hahah
mahavarina nefa fa tsy hain\'ny olona ny mamantatra azy
Tia = zavatra roa atambatra io
rehefa mitia izany dia milamankambana zavatra roa samy hafa
dia be ny manambatambatra azy fôna maro karazana anefa izy mandritry izay
fa azo faritina tsotra hoe manolotra sy mpandray
eo nefa no olana satria ny mpanolotra mety taitra nefa ny mpandray tsy rototra na mifanohitra fa raha ny marina dia toikony ho samy mivonona ny roa dia mitambatra tsra ilay izy
hahah
mbola hitohy
25. isrine ( 12/11/2003 09:14)
Sali!
Ampifanaraho ny sujet sy ny tantaran'i Folaka. Dia izay no resaka.
26. ramoul ( 15/12/2003 13:58)
Manohana an'i fijo aho amin'io.satria...
Vakio tsara ny zavatra izay nosoratran' i fijo tery ambony tery
27. rinakely1 ( 06/01/2004 14:13)
marina kosany aloha lé lazain'i fijo e!
28. fijo ( 07/01/2004 10:07)
mahay ny tena fitiavana izany i fijo.ka anjaranareo sisa e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1669