ilaina ve ny kapaoty
22. fijo
(
25/11/2003 20:29)
ka izy nampiditra ilay resaka aza tsy hita intsony ko.tsy ahazo valiny mihintsy izany isika.
23. mijo
(
08/12/2003 15:39)
Antony maro be ny tokony hanaovana capote.Eritreritra ihany anefa no mitondra an'io.Raha tena tianao aloha ilay olona dia tokony hampiasa capote raha ohatra ka atahorana ho bevohoka izy.
Mba ampiasao kely ange ny préservatif " ROMANTIC " fa milay be e!.Sady parfumé izy io no transparent no manify kokoa.
Mba ampiasao kely ange ny préservatif " ROMANTIC " fa milay be e!.Sady parfumé izy io no transparent no manify kokoa.
25. mijo
(
09/12/2003 14:10)
Aleo manao présérvatif .Tsy mbola niseho taminareo angamba ny blèm raha sendra bikina tampoka ilay jôba.Nefa raha mba nanao capote dia tsy niasa saina.Mbola mora lavitra ny capote toy izay ny dépense tsy maintsy atao raha sanatria ka ...........
27. tatih
(
17/12/2003 19:43)
ahoana mihitsy ny bandy no tsy ampiasa kapaoty tsy fantatra ianao na misy an'ilay aretina na ahoana ianao anie tsy mahafantatra namisy na tsy misy eh!
fa raha vady be kosa aloha mba san-bove aho raha am-piasa kapoty ataoko directe tsara mihitsy
fa raha vady be kosa aloha mba san-bove aho raha am-piasa kapoty ataoko directe tsara mihitsy
29. isrine
(
21/12/2003 20:06)
k'efa vady be zany ve ry fijo mbola ampiasana kapoty a. TSy mihodina ntsony ny vady be e!
31. xxx
(
23/12/2003 11:17)
Ny ahy indray ny vadiko irery ihany no tsy ampiasako kapaoty . Fa ny sisan'izay ,tsy maintsy manakenda gisa sao misy aretina . Ireny sipa manja be ireny anie no tena mitondra azy e! ka aleo mailo ihany . Izay ny no fomba hanajako ny vadiko
32. fijo
(
24/12/2003 10:48)
tay be indray izany manaja vady amin'ny fampirafesana izany ry XXXXeo ambony.vaovao io ka tsara hianarana.
33. ikaretsaka
(
10/01/2004 15:16)
tsy manao godasse letsy izany ry Fijo rehefa milalao @ terrain ny tena ... fa terrain any an-kafa apetaho ny 6 crampons!
34. fetra
(
11/01/2004 17:15)
Tsarovy anefa fa Andriamanitra tsy niteny hoe asivo fingotra ny mahalehilahy na ny mahavehivavy
rehefa manao firaisana!!!
Amen
rehefa manao firaisana!!!
Amen
