Fihaonan'ny namana 2003

41. fijo ( 04/11/2003 12:00)
ilay tany paris izany tsy fantatray akory ny fisiany.izahay aty Marseille tsy maheno izay ataon'dry zalahy any.
42. mcz ( 09/11/2003 20:30)
sali daoly an
inona izany no tena hodinihina @ io
29 io ry rfanjav, mba lazalazo anay
kel we inona ny tena lohahevitra mba misy hodinina mialoha
43. rafily ( 20/11/2003 10:33)
ok fa mba tongava daholo mo e
44. fafah ( 29/11/2003 19:23)
antenaina fa ho betsaka ny ho tonga any androany e! (na tsy afaka aza izahay fa aty lavitra, de aza tezitra amiko i lemota sy rfanjav sy ry boloky sns..)fa le fiarahabana tratry ny taona ahona ndray e! tsy aleo hamasahina dieny izao!
45. fafah ( 29/11/2003 19:26)
antenaina fa ho betsaka ny ho tonga any androany e! (na tsy afaka aza izahay fa aty lavitra, de aza tezitra amiko i lemota sy rfanjav sy ry boloky sns..)fa le fiarahabana tratry ny taona ahona ndray e! tsy aleo hamasahina dieny izao!
46. rfanjav ( 02/12/2003 19:04)
fafah : ndry akia a, tena nalahelo be mihitsy za hoe naninona no tsy tonga?!
47. fijo ( 03/12/2003 20:56)
mbola hoavy izahay e.ianao ko.
48. kitjo ( 03/12/2003 18:25)
Manin anelanelan'ny krismasy sy taombaovao raha mba mihaona ndray mande e,zay ko mbo te hahita fa mba mandalo any, sady @io mety betsaka ny ankizy tsy mipetraka any manao vacances,misaotra mialoha d maindry valiny oooo
49. djiulambout ( 11/12/2003 12:56)
sao de lany andro amin resaka mihodikodina eto isika e, ny tena votoatiny de ity ary ity no tokony ho valin ny olona rehetra aloha zay vao manao dissertation nefa ny sujet tsy mbola fantatra akory,

rehefa tafajoro soa amantsara izy de tsy olana izay resaka atao fa mba miangavy anareo oe ity mila valiny:

- Ny fanontaniana apetraka amin ny namana ato @ site namana.serasera.org izay te hiditra ho mpikambana namana

1- solonarana ( tsy mahazo manao anonyme )
2- Mazoto ny hiditra ho mpikambana ve ianao raha eny vao manohy ny eo ambany
3- Raha eny afaka manome ny sosokevitra ve ianao hanatsarana sy hanitarana ny fikambanana
4- Azo fantarina ve hoe : inona no andrasanao na irinao ato @ fikambanana
5- soskevitra hafa raha misy


ka de manantena anareo hamaly,

ny tohiny tokony ho hitako eto zany dia

1- solon anarana
2 - na tsia de tsy misy tohiny intsony , na milaza ny antony de izay
- na eny de misy tohiny : 3 - 4 - 5


Manantena anareo handray anjara mavitrika satria izay no votoatin ity lohahevitra ato ity
TETIK ASA SY VINAVINA.

TSIKY ARAHAN ASA NO ILAINA

Djiul
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0901