afaka revena milay ve?
21. jm
(
25/11/2003 11:34)
raha ratsy izy tsy misy mahasà kosa éé,fa mahasa zà raha vetivetika fotsiny,just hirevena fotsiny éé,izay vevavy mijery an'ity aza tonga dia miheritreritra ratsy be an,samy manao an'izany daholo
24. rinakely1
(
29/11/2003 10:32)
tsy t hitonona anarana ary izy ko hafaka ny aninona ary isika e! Zé olana entiny d vahana d samy vita e!
