Andriamanitra tsy azo vazivaziana, ary tsy mivazivazy. Iza moa no namorona io hira io? Ary aiza izy izao? Soa dia mba fantatrareo?
Andriamanitra mamaly ny heloky ny ray @ zanaka, hatr@ zafiafy sy ny zafindohalika, dia @'izay mankahala azy, NEFA KOSA mamindra fo @ olona arivo mandimby, izay tia Azy ka mitandrina ny didiny. Manana safidy ianao. Nefa ve tsy aleo ialy Andriamanitra tsara indrindra e!