Mitovy ve isika?

21. librepenseur ( 05/03/2004 20:02)
rfanjav, kally>
Izao no izy e : aza terena hifanaraka sy hifandraika @ finoana kristiana ny resakareo fa na ny malagasy taloha be aza dia efa nahalala ny "Zanahary", toy izany koa ireo tatsinanana marobe mampiasa ny "Etre suprême" hatramin'izay (10000 ans av. JC) ka hatramin'izao!
Izy rehetra ireo dia samy mahalala sy mandala ny fifankatiavana sns, ary raha olona misaina koa dia efa "inné" ao aminy izany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8776