coup de foudre ! télépathie !

21. lion ( 16/10/2003 08:00)
Ny zavatra vitanao omaly no atao hoe:lahatra,ary ny vokatrinny omaly no hatao hoe:anjara,fa raha hianatra ianao rehefa avy eto,safidy izany.nanam-bitana koa ianao omaly satria mety hoe:nanoloana olona iray ka nahatonga fahasambaranny fo,na akoatrizay.
22. pisobe ( 10/11/2003 09:51)
Salut!
Ie mino za fa misy ny coup de foudre sy ny télépathie!
23. xxx ( 17/11/2003 11:43)

mino aho fa misy ireo fa efa tratra aho mantsy .Lasa miaraka izahay nefa fotoana kely fotsiny no nifankahitanay fa taloha izy no hitako foana fa mbola kely aho t@ izany zao vao nahita ana izy dia taitra fa lehibe sahady hono za . za indray vao nahita azy tonga dia tia fa tsy sahy niteny fa nandrasako izy no niteny izany tamiko zao zay zao 3ans no niaraka ny telepathie indray dia ni phone ana izy hoe te ahita ana izy anefa tsy nanome lieu hoe aiza fa rehefa avy eo ianao rapelleko hoy izy ny namany no nasainy nijery ana t@ izay hoe nifanao fotoana eto hono ianareo nefa izy tsy niteny tamiko fa za juste nidina ny taxi be mbola niteny t@ hoe aty antrno aho fa aleo rariva
dia nisy fotoana tena nalahelo be anazy aho fa lasa tany maurice izy tena ireny olona te hitraotra be ireny avy eo izy niantso ahy malahelo hono za tsy niteny mihintsy hoe malahelo an .zay no inoako azy io
24. fijo ( 18/11/2003 20:28)
aza dia mino ny zavatra toa izany e.mety manaitra kokoa noho ny hafa angamba,fa tsy avy dia hoe hatrany hatrany.
25. jm ( 18/11/2003 11:27)
Manahoana,
Zà aloha dia mino io zavatra io fa misy satria efa tratran'io zavatr io za,izy io dia araka izany hoe tselabaratra izany dia tsy ampiozina ny hahatongavany,ary ireo olona tsy mino ny fisiany dia eo ampiantran'ilay izy izy izay vao hino izy.Fa 'zao é,aza matahoatra ianareo fa tsy ratsy akory io.
Izao ndray ary éé,iza no mba afaka manome sosok'hevitra momba ity:"ny olona roa miaraka nohon'ny coup de foudre ve mifankatia koko nohon'ny olona mifankatia tsotra eny?"
Io ihany no zavatr inoko fa ny telepathie tsy hinoko,na ny anjara arany tsy inoko,sy izay mifandray aminy
26. xxx ( 22/11/2003 14:59)
Tsy vitan'ny we mino ny fisian'izany aho fa zvtra efa hiainako le izy !
Sa mbola tojon'izany v enao?
Coup de foudre izy raha vo 1ère fois enao mahita oln iray ka manaitra ny fokelinao ka any mitempo hoazy izany io fonao io ka d any foana ny sainao manontolo.
Télépathie indray ra mi'sentir ohatran'ny bizzarre zany enao, ny vevavy no tena sendra io satria manana intution zay izy, ka raha misy zvtra mitranga any d tonga d tsapany!
27. jm ( 25/11/2003 11:32)
I xxxxxx à tsy misy izany telepathie zany,fa ilay tselabaratra aloha dia misy tokoa,hotivizana ny havitra amin'iny.
Zavatra tena sarotra be anie zany éé,ny vevavy tsy manana an'izan telepathie zany fa manana intuition be izy,tsy hitovizany amin'ny lelà,io ndindra ary no hatratrarany an'ny lélà rehefa manao zavatra tsy mety.
28. riana ( 09/12/2003 20:51)
Mety misy angamba na mba fomba fiteny fotsiny hoe nanaitra anao be ilay olona tamin'ny voalohany. Ny sokajian'ny olona ho coup de foudre anie ry reto matetika bika aman'endrika fotsiny hoe "oay !" dia jerena tsy mipy sy miodina mihitsy ny maso, dia izay e. Fa raha ny fahafantarako azy dia ny sentiments aloha no mientana be voalohany indrindra, ilay fitiavana tsita hoe ahoana fa tia, dia mitady ny hampifaly sy hahasambatra an'ilay olona, dia tonga dia voa-iaina ao anatin'ny 3 jours à 3 mois ny zavatra iainan'ny ankapobean'olona ao anatin'ny 3 ans à 30 ans. ny degré-any eo ampanombohana fotsiny no mahasamihafa azy. Misy aza ny sasany efa miaraka isan'andro sy efa mpivady mbola mifandinika foana sy mifampigaga foana mijery ny vadiny ohatran'ny vao hitany izany..., dia matetika ohatran'ny dessins animés walt disney e ! Asa aloha e ! @ ankapobeany dia miaina an'io fitiavana io daholo ny rehetra amin'ny voalohany dia mihena tsikelikely ilay fietanam-po, fa ny maharitra amin'ilay teneninareo ho coup de foudre dia izay mahay mamelona azy foana, sy mikajy azy tsy hihena sy tsy ho faty sanatria. Sa ahoana ?

Moa ny téléphathie indray dia, @ilay mpanao magie ireny misy, ohatran'ny fahaizana manokana mihitsy. Fa raha ilay telepathie eo amin'ny mpifankatia no resahanao, dia misy tokoa vokatry ny fitiavana => faniriana zavatra 1 en même temps, fieritreretana zvtr 1 en même temps, fihetsika niaraka saika handray zvtr ohatra, dia raha mahatsiaro tia be ilay iray any dia raha ilay fitiavana 1 no mampiray azy dia mety ho tsapan'ilay iray dia midobodoboka koa ny fony... Asa a ?
29. xxx ( 18/12/2003 10:59)
2 volana mahery kely zao zah no nitondra ity lohahevitra teto ity, ary dia b d b ny valiteny nentinareo, ... b d b tamin'ireo no niainako ary tsapako foana izany isanandro izay iainako. atao tsy adino ny lasa niantombohan'ny tselabaratra, tsy adino koa ny fitiavana vokatr'izany ary misaotra anareo aho.
30. hendry ( 19/12/2003 17:54)
Coup de foudre: misy io, t@ mbola 14 taona tany aho, mbola tsy nahalala fitiavana akory dia gaga fa nifanena t@ tovolahy iray tsy fantatro akory dia nidobodoboka be ny fo, natahotra ery maninona ary zaho zany, isaky ny mihaona @ io ankizilhay io aho dia toy izay foana, taty aoriana vao fantatro hoe zany no atao hoe coup de foudre.
Télépathie koa dia misy io, saingy tsy manaditra raha tsy olona tena mifandray am-po. Tantaraiko anareo fa nisy fotoana nisy loza nihatra t@ reniko, nifanalavitra be zahay, nisy elanelana 200km eo ho eo. T@ fotoana nitrangan´ny loza taminy dia nahatsapa ho nalahelo be azy aho sady te ho any aminy zany, efa lehibe 20taona aho t@ zany. Vao nihaona zahay ny hariva dia nanontany azy aho hoe misy inona kay, nitantara tamiko ny nanjo azy izy ary tsapako fa t@ ora tena nitrangan´ilay loza no nisehon´zany zavatra hafahafa zany tamiko.
31. isrine ( 21/12/2003 20:28)
enao manko hendry be o ry rahendry o!
32. hendry ( 23/12/2003 16:18)
Tsy hoe hendry be aho ry isrine fa mino ny coup de foudre sy télépathie a.
Joyeux noel et bonne année
33. lema ( 31/12/2003 10:42)
ka za lé tovolahy nifanéna yaminao iny lol hay vé ka nisy an'izany tany e! maninona ary no tsy nolazaina fa nokobonina irery tany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2619