IFONAKO, MALALA
22. mxr
(
20/09/2003 14:00)
Azafady fa "MANAFO SAFO" no tena lohateny. Amboaran-tononkalo atolotry ny FARIBOLANA SANDRATRA et CGM. Mpanoratra marobe no ao (Toky, Meva, Mahefa, Nofy, Naina Arthur, Fano Marintsoa, Andon'ny Aina). Misy tena nankafiziko fa mahay kilalaon-teny. Tsy fantatro na aiza izao no mety mivarotra azy fa indray taona (tsy tsaroako, 2002 angamba na fiantombohan'ny 2003), nisy fihetsehana tao @ Bibl. Nat. no nahazoako azy.
24. mxr
(
22/09/2003 12:20)
Alefaso mail izay adiresy tianao andefasako dikany iray (aza dia toriana any @ omapi an !).
27. mampikanto
(
23/09/2003 10:03)
Mxr,
Mba afaka andefasanao dika mitovy @ilay "MANAFO SAFO" koa ve zaho, dia mba andefaso ny asa soratrao koa fa tena mahafinaritra e!
Kanto

28. mxr
(
23/09/2003 10:30)
Kanto,
Ok @ dika "manafo safo". Alefaso mail ny adiresy. Raha ny asa soratro indray sao tsy dia misy maminy loatra. Ny tiako izao dia mamaly ny tononkalonareo dia @ izay isika manao asa iombonana (sa tsy miady ve izany tetika izany ?). Ny dikan'izany dia tokony hisy "LAZAO" vaovao ho vakiana.
Sady @ izay koa i Hery hazoto hanao haingana ny pejy manokana ho an'ny mpanoratra.
Saika hadinoko : raha tsy mamitaka ny gazety dia misy famakiana tononkalo ao @ CGM rahampitso.
Mazotoa e !

29. ryana
(
23/09/2003 11:36)
Mxr,
- Tononkalonao no hovakiana ao @ CGM? dia @ firy?
- tsy aleo ve ianao indray no manoratra aloha dia mba izahay indray no mamaly ?
Ryana

30. mxr
(
23/09/2003 14:50)
Ryana,
-1. Faribolana "Sandratra" re no resahina fa tsy izaho e ! "Antsa lohataona" no loha-hevitra. CGM @ 15h. Hisy dinidinika hono avy eo.
-2. Ho ezahina e !
Mxr