Possible v manorina fitiavana à distance?

21. nata ( 17/12/2003 15:22)
inn ary ty ry mamps!!za anie tsy nanisy anao!aza ba atao an'io fa tss! no comment! milay zany! fa anga izy any akaikinao!sambatra b izy zany kle!!
ny ahy d any izy!
22. ja ( 17/01/2005 17:13)
za koa manana olana otrany izany:5 volana zay za no aty la frantsa lery any dia mailaka sy fone koa,fa lery aloha ho avy aty @ septembre e!Fa efa tsy tantiko intsiny ny tsy mahita azy sady matahotra za hoe ampirafesiny na koa hoe za no mampirafy azy.
Dia raha ohtra ka tsy tonga v izy @ septembre dia inona no tokony hataoko?
23. valie ( 27/09/2005 09:59)
Arakarakareo ihany io ra xxx a!
Fa raha za aloha tsy mino anzan hoe enao v ary am 15000km ary d za aty am 0km d tsy hisy ny fiovana.
Sarotra b zany.
Surtout hoe amzao efa miova b zao ny fiainana. Ny sipa tsy menatra mkôt bandy...B ny fakampanahy amzan.
Nefa refa ten samy tia v moa tsy haiko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1667