Tsy mahatosika firy e!

21. xxx ( 16/11/2003 09:09)
Ity misy site ho an'izay tsy mahatosika firy.

http://www.allopass.com/check/red.php4?CA=X698459CV479P

Misy momba ny fanasitranana momba ny éjaculation précoce. En français. Mahomby hono io hozy leiry...
22. fijo ( 18/11/2003 20:04)
koa raha lasa omby any kosa ary ny sasany?tandremo lesy.
23. oupsyyy ( 19/11/2003 19:44)
Fa tsy mahasoavaly ve, andraso hoe topaza maso ihany sao misy ho sontomina. Misaotra an le nandefa an le link!!! cool
24. fijo ( 20/11/2003 20:47)
izaho koa mba te hanandrana dia ahoana.aty tsy misy .
25. oupsyyy ( 21/11/2003 19:41)
Tsy misy in lety ry fijo a??
26. fijo ( 24/11/2003 19:59)
le omby lahy ka.tsy manana izahay.
27. rinakely1 ( 15/12/2003 14:49)
aza mora exciter zany koa!
28. fijo ( 16/12/2003 09:51)
ka ianareo ihany anie no mahatonga io e.
29. rinakely1 ( 16/12/2003 10:57)
d aza manao intsony zany koa!
30. fijo ( 17/12/2003 10:51)
ianareo no mampiexcite,dia hoe aza manao intsony indray.inona ary ity.
31. lema ( 24/12/2003 10:24)
raha tsy afa-po izy dé teneno hoe "tsy vitako irery ny manome fahafaham-po ho anao fa mba hitondra namana za "dé mitondra ireny bandy tsy dé be resaka ireny dé ataonareo roalahy kosa izay mahafa-po azy.zay fa dé mahereza e!
32. fijo ( 24/12/2003 18:37)
sosialista an.tsy maninona izany ka.
33. rinakely1 ( 05/01/2004 12:11)
communiste mitsy le léma ty!(ohatran'ny we miteny ratsy zahako izany marina)
34. fijo ( 06/01/2004 11:12)
an,an,izay mihintsy ilema ka.marina koa ny azy an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4451