Ensemble jean?

21. xxx ( 17/11/2003 20:10)
"Lhabit ne fait pas le moine" ka na ensemble jean io na inn tsy @zany mihitsy no hahitanareo we tsara iny sipa iny na tsia e!!!!!!!!!!!!
22. fijo ( 17/11/2003 19:51)
marina izany.
23. oupsyyy ( 19/11/2003 16:02)
Marina zany fa mandainga kosa zay sahy miteny hoe tsy mijery ny fihetsika ivelany e, za manokana alou de tena mijery zany e, ataoko ahona kosa mou no tonga de ahalala hoe tsara toetra iny olona iny na tsy raha tsy efa tena tafiditra ao za.
24. rfanjav ( 19/11/2003 11:42)
na jean io na hafa , manja foana e,

sady angaha moa eny @ akanjo indray no manaitra ny masonareo lehilahy voalohany, ha ha ha

oupsyyy : tsy azoko tsara ny tianao hotenenina, fihetsika ivelany sy toetra tsy mitovy mihitsy
25. fijo ( 20/11/2003 20:24)
marina izany ra oupsy,atao izay hidirana aloha,ao mahita azy.
rfanjav,marina fa tsara daholo,fa mba hitahita amin'iny hoe ahoana ilay sipa.angaha kosa moa raoupsy milaza hoe mitovy ny fihetsika sy toetra?ny tiany lazaina dia hoe,rehefa mahasarika aloha ny ivelany,tarehy,fiaigo sns,dia atao izay hidirana,avy eo indray hita hoe ahoana ny toetrany.
26. rinakely1 ( 16/12/2003 11:20)
aty @nay zao ny kiraro matsoko loha no malaza , zany ensemble jean izany efa démodé!
27. fijo ( 17/12/2003 09:36)
aiza kosa ry rinakely.tsy mety lefy io.
28. rinakely1 ( 05/01/2004 13:10)
zay zany e!
29. fijo ( 06/01/2004 09:48)
ok.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2321