Inn no position tena ankafizintsika?

21. fijo ( 11/11/2003 20:20)
izany mihintsy.fanadiovana fitaovana io.
22. pisobe ( 11/11/2003 19:05)
Hita kou! Noheveriko manko fa za no tena tara.
23. fijo ( 12/11/2003 20:07)
ianao indray ve no hotara amin'izany,fa tsy ny sasany no tsy maharaka.aza manadala moa e.
24. isrine ( 12/11/2003 18:26)
Salut!
Tsy manadala fa milaza ny zavamisy e, sao de mba ny tena no tsy nahay ny tena izy hatr@ izay de mila confirmatio.
25. fijo ( 12/11/2003 19:28)
confirme izy izao ka.ho avy ny diploma amin'ny manaraka.ah,ah,ah,
26. isrine ( 13/11/2003 19:01)
Tsy de mila diplome fa reny anie boritra fotsiny e, sady za tsy hitady asa akory!!! hihihi
27. fijo ( 13/11/2003 19:42)
mba manamarika ny zavatra hay io ko.ha,ha,ha.
28. isrine ( 14/11/2003 14:11)
Miangavy re Fijo o aza asiana fanamarihana re ny zavatra haiko @ ity in-1 mitoraka ity e!
29. fijo ( 15/11/2003 14:43)
ao ary fa dia tazomiko ho ahy irery.
30. xxx ( 24/11/2003 19:56)
miala tsiny fa tsy hitonona anrana fa kôf'boay tafatséaty @jôba e:raha ny bandy aloha tsy tena prô fa efa manana traikefa @position.nytena reven'ny lehlahy le'nytongotrao misabaaka de le kof'boayeeo anelanelany. en + sady asianao mvt de rotation + cri de guerre kely
andramo anie io e!!!ho anareo sipa io.de rehefa nahazo tsirony de tsarovy le'nanoratra ..........mozartclassique





































31. fijo ( 24/11/2003 19:50)
le cri sao dia mitaraina?
32. lema ( 28/11/2003 11:48)
fa inona nomahatonga anareo anao cri sauvage manao cinéma ve sa maka tsirony?ary lé manao any @mangery toa tsy asianareo resaka mitsy e!
33. xxx ( 29/11/2003 17:21)
Inona koa ary ity lazain'i lema ?
Sady maka tsirony izahay amin'iny mikimpy iny no sady tsy te-hijery anareo lehilahy amin'ilay plaisir miakatra iny.
Dia aza asiana resaka "anal" izany fa tsy fombatsika izany. Ampy ho antsika ny "orifice" roa!!!!!!!!!!

Sûr e !
34. ster ( 29/11/2003 17:31)
Dia ilay hoe "cri sauvage" anie, ianareo mihitsy aza no tena mi-insiste an'iny e ! Hoy ilay ancien copain-ko izay "Et du son !" fa tena mampiakatra tsara ny haromontan'i lery mihitsy ny cri-ko rehefa eo am-panaovana izahay.

Ary ilaymikimpy indray dia tena fakana tsirony io no sady tsy fitiavana hijery anareo lehilahy amin'ilay fotoana "jouissance" iny. Sao mantsy hihomehezanareo eo e !
35. fijo ( 02/12/2003 10:44)
hiomehezana ahoana,mahafinaritra ny mahita anareo amin'iny ko.ilay cri indray rehefa tsy eo ampoto-tsofina tsy maninona.
36. rfanjav ( 02/12/2003 13:59)
miteniteny foana daholo ianareo izany,

maninona aloha izany raha tazonina any am-pandriana e!

mahamenatra be raha mba misy hafa miditra ato @ serasera kou!
37. fijo ( 02/12/2003 19:15)
ka mba mifampizara experiansa ka ianao ko.mety hilaina anie izany e.
38. isrine ( 03/12/2003 17:06)
Salut!
Eto anie akia no ianarana ny tsy hay e, za zao tena nahay zavatra betsaka teto.
39. fijo ( 04/12/2003 20:18)
izay mantsy ko.te tsy ahay angaha i kala io?
40. latino ( 09/12/2003 18:49)
marina ny anao izany ry isrine,dia tena ato mihitsy aloha ny tokony haposaka izany fa tsy tokony atao mamenatra mihitsy izany,satria maro mantsy ny vehivavy miteny tena tsy nahazo afizany mihitsy aho t@ andro niarahako t@ iny bandy iny,raha izany moa hainy ny pokona dia tsy mba mamenatra,ka lazao ny position tianareo fa tena ilainay izany Qst izany eee!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1573