sipa gasy lasa...

21. isrine ( 12/11/2003 18:30)
Salut!
Ka zany anie no lazain'ilay mpametraka sujet hoe toy ny mpivarotena e. Fa amiko raha misy ny mpivarotra de misy ny mpividy.
Ny ahy tsy asiako na horaire aza e, de tongava aby nareo na ny kely sosy na ny be sosy na milay na tsia... hihihi
22. fijo ( 12/11/2003 19:29)
de hoavy ka.isika indray tsy mandaha fanasana mihintsy.
23. isrine ( 13/11/2003 19:07)
Ity ny adresse zay interessé: Immeuble zakarandahy 027, rue de Damas, Liban
24. fijo ( 13/11/2003 19:45)
dia mandalo aiza vao tonga any,mitady an'ny zakarandahy any mada aloha vay eo miolaka mankany liban?i misioka anefa aty france akaiky.
25. isrine ( 14/11/2003 14:15)
Sady diso kely ilay adresse ka: Immeuble Zakarandahy, rue No 027, route de Damas, Liban
Ie de i Zakarandahy no tadiavina voalohany, de izy no milaza ny sisa avy e. Fa raha ao France de vety2 fa misy zotra 5 isan'andro mankaty e.
26. fijo ( 15/11/2003 14:45)
ao fa jerene amin'ny vakansy.
27. xxx ( 05/12/2003 12:41)
Ny zava-misy dia ity: ny vehivavy taloha tsy miasa fa ilay mitaiza sy miakarakara tokantrano, manaiky be fahatany zay ataon´ny lehilahy noho ny fatahorana sy noho ny tahotra ny fiaraha-monina dia tsisy mifaninana @ lehilahy ka tsy voateniteny. Ny vehivavy ankehitriny anefa efa mivoatra, mianatra sahala @ lehilahy, miasa tahaka ny lehilahy, samy mitady. Manomboka mahatsiaro tena ho voatsindry ny lehilahy ka voadona ny hambompony. Tsy hitany zay ambara ka lazainy fa materialiste ny vehivavy raha mba mitady ny olona manana stituation mitovy aminy. Tsy resaka materialisme zany resaka ambition eo @ fiainana.
28. xxx ( 05/12/2003 12:41)

29. xxx ( 05/12/2003 12:41)

30. xxx ( 05/12/2003 12:42)

31. xxx ( 05/12/2003 12:48)

32. rinakely1 ( 05/01/2004 12:59)
inn ary jny olana raha matéry ny vhv e! zé tina kosany io!
33. fijo ( 06/01/2004 09:57)
raha matery anie katsy tery tsy maninona e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3506