Mitady tononkira azafady

21. xxx ( 24/10/2003 15:12)
Tsssssssssssss ! Tsy misy mamaly !
22. rinakely1 ( 29/11/2003 13:36)
mba hira soara b koa ange zany tadiavinao zany e !
23. ikaretsaka ( 16/12/2003 14:36)
fa ny an-dry rinakely inoan ihany no hira tadiaviny e?
24. samoina ( 20/01/2004 17:40)
Toa ry Dadagaby no mpanao azy io ry namana 6X a !
25. ikaretsaka ( 20/01/2004 18:43)
toa dadagaby tokoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.9671