Kidaona maraina

21. fijo ( 16/12/2003 10:57)
izay voa manodidina e.
22. belle ( 09/01/2004 15:24)
Namoaka lahatsoratra iray mitovy tamin'ny gazety midi madagasikara sy madagascar tribune ary l'express aho tamin'ny volana janoary 2003. Fitsikerana ny fomba fiasan'ny orinasam-panjakàna iray izy io ary ny zava-nisy no notantaraiko tao. Ny ampitso marainan'ny nivoahan'ilay lahatsoratra dia noresahan'ny Kidaona Maraina ilay izy. Tonga nahafantatra daholo ny mpihaino vata fandraisam-peo teo amin'ny manodidina anay na dia efa somary ambanivohitra ihany aza no misy anay. Nisy nahatsara azy ilay izy satria nanomboka natahotra ny mpiasa tao, ka mba nisy fiovana kely amin'ny lafi-tsarany. Rehefa mari-pototra ny zavatra lazaina angamba hoy aho dia tsy mampaninona ahy na dradradrainy aza ary isaorana azy.

Belle
23. ikaretsaka ( 09/01/2004 15:57)
izay no ilana ireny! Mbola ampahafirin-ny ataon-dry jay leno sy ry Letterman sy ry ainsi font les petites marionnetes.. ihany io ... misy laf tsarany... miezaka ianao rehefa tsy te hotsikeraina sy voaogahoga e
24. hendry ( 21/01/2004 15:29)
Ao @ kidaona ihany kosa no mba sehatra tsisy censure, saingy tokony haparitaka @ haino aman-jery misimisy ilay izy.
Ho ela velona ny kidaona maraina.
25. ikaretsaka ( 21/01/2004 18:13)
rehefa tsy te ho voaratsy ao dia manao ny tsara e... ireo mailomailo fa nanao ny tsy nety anie no matahotra ho voa critique ao matetika e!
26. fijo ( 22/01/2004 12:00)
marina izany
27. six ( 04/03/2004 18:48)
sady ry zalahy tonga dia manitsy be mihintsy a! tsy mody miolikolika miintsy, mody ataony hotran'ny mampppimé le izy...
28. xxx ( 04/03/2004 16:12)
Ny Don Bosco ihany koa tao nisy ohatr'io taloha fa toa tsy dia nalaza eh? rehefa somary atoandro koa angaha no tsy mampalaza azy sa ny mpanentana no tokony soloina?
29. six ( 06/03/2004 11:46)
fa nisy olana kely teo am le radio roa reo an!! fa toa efa njanona n gijagija, mety ny mpanentana no tsy dia mbola havanana angamba kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2669