Mba ovay le fomba fihevitra gasy io fa tena manimba antsika;
zay hoe :aza de mandohalika refa mahita olona milaza azy fa
tena masina,na aza mitanondrika intsony refa mahita vazaha
fa efa tsy colonisé tsony sika fa io toetra io iany no tena
base n'izao fahavoazantsika mianakavy izao