Antson Ny Foko

1. xxx ( 06/02/2004 10:47)
Mitady Vehivavy Mahay Miresaka.
Ny Antony:
Hitazona Secret
Ny Karama:
Mahaiza mifidy Na Vola Na Fitiavana
Ny Faharetany:
Arakarakin ny Signe De Zodiaque-Nao
Lion Ny Ahy Ka Eritrereto Raha Mety Aminao
Misy Olona Mety Ahafantatra ny Email-Ko Eto Ka
Tadiavo Ity Solon Anarana(Tambatra) Ity Dia Aza Misalasala Manoratra
novalian'i kitjo ny 04/03/2004 16:39
2. mozart ( 06/02/2004 10:01)
ary angaha ny fitiavana amin-drangahy sandaina vola no asiana karama?
3. xxx ( 06/02/2004 10:42)
hitazona secret anie tsy midika mitsy hoe fitiavana akory!fa sao d mitady ol atao hatokisana kosa izy!
4. xxx ( 06/02/2004 15:22)
za ko lion, fa tsy d mapnaraka loatra reny signe reny,fa afaka mifanampy sika ka!
5. ikaretsaka ( 07/02/2004 12:01)
tsisy tigre?
6. ikaretsaka ( 07/02/2004 12:04)
tsisy tigre?
7. tambatra ( 07/02/2004 11:01)
xxxx> tena fitiavana saingy raha misy tsy maharisika ilay izy dia afaka mifanampy @izay marisika ihany aho(@Resaka Asa) izay no hametrahako an io hoe karama io.
8. xxx ( 11/02/2004 15:36)
Tsy azoko ny tena ilainao, fitiavana sa olona hatokisana afaka ny hiresaka aminao ary afaka ny mitazona ny secret hifanaovanareo ao.
9. tambatra ( 11/02/2004 18:03)
Tsy tiako hiseho eto intsony ny tohiny fa manorata aty amiko raha misy tsy azonao
10. kitjo ( 04/03/2004 16:39)
merlion
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1507