Aiza kay!
1. xxx
(
16/08/2003 08:56)
Saika hanontany aho rah mahafantatra hoe aiza aty Tana no misy mahay PERL mba hampianatra fa otran'ny sahirana aho...
novalian'i rjnirina ny 06/02/2004 10:23
3. boaikely
(
20/12/2003 13:43)
Toa tsy misy perle na voahangy firy eto Madagascar fa safira no tena betsaka, en plus lavitra be, any Ilakaka.
4. raten
(
22/12/2003 09:32)
zavatra mbô hay hanontaniana fa 'zay ko tsy kôpy an'zany!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/raten ny 22/12/2003 21:32
8. rjnirina
(
06/02/2004 10:23)
Ny wé PERL dé fanafohezan-teny. Karazana langage de programmation na langage de script ngà, raha ny marimarina kokoa am'nizy io. Fanaovana na script CGI, na script d'administration de système no tena ilàna anazy ("langage d'admin° système par excellence", hoy ry zalà za-draharaha am' système).
Tsy de tena recommandé tsony izy raha hanaovana CGI ; gaigy be kosa anefa razoky raha resaka traitement de "chaine de caractères" ka manjary IDEAL raha hanaovana script hitantanana système.
Mandefasa mail raha mbola mazoto e!
Tsy de tena recommandé tsony izy raha hanaovana CGI ; gaigy be kosa anefa razoky raha resaka traitement de "chaine de caractères" ka manjary IDEAL raha hanaovana script hitantanana système.
Mandefasa mail raha mbola mazoto e!