Fifaninana @ afisy

1. hery ( 07/06/2003 15:13)
Misy fisehoan-javatra mampalahelo eto Antananarivo amin'izao fotoana izao satria mifaninana ireo mpametaka petadrindrina (afisy). Fotoana iray ihany mantsy no anaovana ny fifaninanana ka dia samy mametraka ny azy ary dia miezaka mifanakona ao. Ny olana dia hitako fa tsy ampy ny toerana fametrahana afisy nefa na izany aza tokony mba hisy ihany ny fifanajana sy ny faahaiza-miaina...
novalian'i rinakely1 ny 29/11/2003 13:34
2. sifotra ( 10/07/2003 19:36)
Zany ko de ataon'i Hery prôblema.
3. ikotokely ( 15/07/2003 18:34)
tokony hasiana fanentanana koa @ fanalana afisy rehefa tapitra ny fotoana ilàna azy fa manimba maso b ilay korontan-taratasy efa tsy hita hovakiana intsony
4. hery ( 15/07/2003 09:15)
'Ngah zà no nanao problème... nandeha tamin'ny fitsarana mihitsy aza io kou...
5. rinakely1 ( 29/11/2003 13:34)
ka anambory toerana hafaka hametrahany ny afisiny izy zany kou! HI HI HI
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1851