MICOSE VAGINALE HIDIHIDY EO @ FANANAHANY VHV

1. xxx ( 03/08/2009 10:58)
Iza ianareo no efa tratry io aretina io??Misy dokotera ve afaka manazava ny mahatonga azy io
ny fomba fisehony:
mangidihidy be mihitsy ny taovampananahana ivelany iny de mivonto be le izy rehefa ôkôrina misy perte betsaka mivoaka
mety ho antony mahatonga izany ve raha toa ka nanala zaza ilay ol teo aloha
sa azo avy @ firaisana
de mety hifindra koa ve
ary farany tena aretindratsy ve le izy toy ny siphilis sns...
novalian'i dorenali ny 13/08/2015 05:53
2. Mirananirina ( 03/08/2009 11:52)
Inona indray izany re olona a?
3. tess ( 03/08/2009 12:18)
MANATONA GYNECO e! inona no andrasana,
raha resaka micose na champignon , fréquent iny ho an'ny vevavy sasany
ohatra tsy mifafa tsara refa avy misasa, defa miteraka micose, na fanaovana string misisika be kou mahatonga an'io, tsy aretina mifindra ny micose
manatona doko de omeny fanafody de vita, ny sifilis hafa mitsy fa tsy misy ifandraisany,
4. tess ( 03/08/2009 12:20)
mety tsy mahatanty kilaoty syntéhtique koa! dia ovao coton, daholo ny kilaoty
5. tess ( 03/08/2009 12:20)
tsy azo avy amin'ny firaisana ny micose...
6. peta83 ( 03/08/2009 13:08)
ra ny fahazoako azy alo d aretina azo avy firaisana izy io,satria matetika ny vhv efa manao firaisana daolo no tratran'io, ao iany ko ny rano fisasana, ny string tsy coton(araka ny voalaza etsy ambony), ny serviette ampiasaina refa regle.Tsy mifindra izy io fa fotsiny refa mankany @ dokotera ianao d asainy manao traitement ko ny partenaire-nao sady ts mahazo manao rapport mandritra ny traitement (courage e!)
7. tess ( 03/08/2009 13:45)
5. Mpandefa : peta83 [ Valio ] 03-08-2009 15:08:25
Lohateny : Re : MICOSE VAGINALE HIDIHIDY EO @ FANANAHANY VHV
ra ny fahazoako azy alo d aretina azo avy firaisana izy io,satria matetika ny vhv efa manao firaisana daolo no tratran'io,

TSIA ! ny micose tsy azo avy am firaisina anotanio ny gyneco
8. tess ( 03/08/2009 13:46)
sifilis OUI
9. peta83 ( 03/08/2009 13:51)
ko manina ary ny ol efa manao firaisana daolo no tena matetika tratran'io(mycose vaginale eto no resaka an!)?? hazavao.sifilis efa zavatra hafa mitsy
10. tess ( 03/08/2009 13:58)
tsy ny olona manao firaisana ihany no tratran'io fa misy olona tsy manambady tratran'io, maro ny facteurs mitondra micose, ohatran silipo tery na tsy mahatanty lamba synthétique, resaka lingerie io,
possible hoe refa avy manao am vadiny am vadiny izy dia tratra, tsy midika fa misy aretina ilay vadiny namindra micose tamin'i ramatoa, fa ilay vehivavy matetika tsy mahazàka hamandoana , humidité ka na resaka sperme miditra any am vagin aza dia tsy zakany ary mahatonga ny mycose,
pour eviter dia manao preservatif refa manao firaisana,
tsy aretina otran'ny sida io na sifilis na aretina amndoza hafa ihany koa fa meteti-pitranga am vevavy (frequente)
fanafodiny mandehàna gyneco.
11. tess ( 03/08/2009 14:07)
MISY AZA VEHIVAVY mbola vierge tratrran'ny mycose vaginale
12. ni81 ( 03/08/2009 14:17)
ra ny fahazoako azy alo d aretina azo avy firaisana izy io,satria matetika ny vhv efa manao firaisana daolo no tratran'io, ao iany ko ny rano fisasana, ny string tsy coton(araka ny voalaza etsy ambony), ny serviette ampiasaina refa regle.Tsy mifindra izy io fa fotsiny refa mankany @ dokotera ianao d asainy manao traitement ko ny partenaire-nao sady ts mahazo manao rapport mandritra ny traitement (courage e!)
13. tess ( 03/08/2009 14:19)

Les mycoses sont les infections vaginales les plus fréquentes chez la femme. Les mycoses sont des champignons et non des bactéries ni des virus.

Les mycoses sont transmissibles durant les rapports sexuels mais pas exclusivement. Une femme vierge peut avoir une mycose vaginale. La mycose n'est donc pas, à proprement parlé une MST, car une MST se transmet exclusivement par les rapports sexuels.

Les facteurs favorisant l'apparition d'une mycose peuvent étre la prise d'antibiotiques, la pilule ou des toilettes trop fréquentes qui détruisent la flore vaginale

itako fanazavàna tany ho any
14. tess ( 03/08/2009 14:21)
11. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 03-08-2009 16:17:30
Lohateny : Re : MICOSE VAGINALE HIDIHIDY EO @ FANANAHANY VHV
ra ny fahazoako azy alo d aretina azo avy firaisana izy io

efa nolazaiko hoe possible fa kosa tsy ity
Les mycoses sont transmissibles durant les rapports sexuels mais pas exclusivement. Une femme vierge peut avoir une mycose vaginale. La mycose n'est donc pas, à proprement parlé une MST, car une MST se transmet exclusivement par les rapports sexuels.

tsy maladie transmissible sexuelle
15. ni81 ( 03/08/2009 14:21)
ra ny fahazoako azy alo d aretina azo avy firaisana izy io,satria matetika ny vhv efa manao firaisana daolo no tratran'io, ao iany ko ny rano fisasana, ny string tsy coton(araka ny voalaza etsy ambony), ny serviette ampiasaina refa regle.Tsy mifindra izy io fa fotsiny refa mankany @ dokotera ianao d asainy manao traitement ko ny partenaire-nao sady ts mahazo manao rapport mandritra ny traitement (courage e!)
tsy marina mihitsy fa araka ny voalazan'i tess eo ambony io fa na vehivavy mbola virijiny aza dia mety voa.
Maro ny antony mahavoa azy io:
Qu'est-ce que c'est ?

C’est une infection des organes génitaux par un champignon. Elle est extrémement fréquente et banale notamment chez la femme. Le champignon en cause est pratiquement toujours le Candida albicans.

L’infection survient le plus souvent de façon endogène, liée au développement de Candida déjà présents dans le vagin ou sur la peau. Elle peut également survenir de façon exogène, dans le cadre d’une contamination par voie sexuelle, par piscine, plages...

Causes et facteurs de risque

Le vagin comporte à l’état normal et pour son équilibre des germes regroupés sous le terme de flore de Döderlein. Cette flore est composée de plusieurs germes, principalement le lactobacillus. Quand un des ces germes devient prépondérant, la flore est déséquilibrée : on parle de vaginose. C’est ce qui se passe avec la mycose.

Certaines femmes sont prédisposées :

* Grossesse, prise de pilule, période des règles ;
* Prise d’antibiotiques, de corticoïdes ;
* Fatigue, autre maladie ;
* Défenses immunitaires affaiblies ;
* Diabète.

Les signes de la maladie

Chez l'homme, la candidose se manifeste par une inflammation avec démangeaisons du gland et du prépuce. A l’extréme, ces lésions peuvent évoluer vers un phimosis avec écoulement purulent. La plupart du temps, l’infection est inapparente chez l’homme.

Chez la femme, il s'agit d'une infection de la vulve et du vagin (vulvo-vaginite) avec pertes blanches inodores, démangeaisons s'accompagnant de brûlures locales et de douleurs pendant les rapports sexuels. Ces symptômes sont exacerbés dans les jours qui précèdent les règles. Les pertes blanches sont épaisses et ont l’aspect typique dit "lait caillé".

La consultation

Le diagnostic est souvent fait dès l’interrogatoire. L’examen standard ( inspection de la vulve, examen du col et du vagin sous spéculum ) permet de retrouver les lésions typiques. Cet examen peut étre pratiqué par un médecin généraliste, un gynécologue ou un dermatologue.

Les analyses et examens complémentaires

Ils ne sont pas indispensables au diagnostic.

On peut réaliser un prélèvement (au cabinet ou au laboratoire) si l’aspect est inhabituel, s’il y a un doute avec un autre diagnostic ou si l’infection résiste à plusieurs traitement bien conduits.

Evolution de la maladie

La plupart du temps, le traitement est efficace rapidement.

Cependant, malgré un traitement bien conduit, la candidose a tendance à récidiver chez certaines femmes prédisposées.

Ne pas confondre avec...

Le diagnostic de mycose est facile à faire. Devant une forme atypique, il faudra éliminer d’autres causes de vulvo-vaginites chez la femme en s’aidant éventuellement d’un prélèvement.

16. tess ( 03/08/2009 14:40)
L’infection survient le plus souvent de façon endogène, liée au développement de Candida déjà présents dans le vagin ou sur la peau. Elle peut également survenir de façon exogène, dans le cadre d’une contamination par voie sexuelle, par piscine, plages...

zà ky ry ni81 efa tratran'nio piscines io tany dago fa naloto be lay piscin mbola nidirana ihany fa savy de tratra ny ampitso ihany, fa mahay lay gyneco bandikely gasy zay fa vao nihinana fanafody de sitrana avy hatrany :-P
17. ni81 ( 03/08/2009 14:51)
tess> zà raha vao mihinana antibiotique dia tratra , ary raha mbola azon'ny dokoteranay atao rehefa marary aho dia tsy manome fanafody misy antibiotique mihitsy izy ( fa rehefa tsy maintsy ho haniko ilay antibiotique dia tsy maintsy mizaka ilay vokany aho avy eo) :?
18. tess ( 03/08/2009 15:30)
zà tratra matetika mitsy aky!
zà refa misasa de misikotra nefa itako hoe tsy mahantanty hamandoana mintsy aho! tsy azokazoko raha tsy miskotra anefa hoy ny doc hoe tsy tsara ny misikotra fa zay no mahatonga an'io de j'assume ndrandray lay zvtr hihih
hadinoko foana hoe tsy azo atao ny misikotra refa manao misasa
19. ni81 ( 03/08/2009 15:35)

tena tsy mety ilay ataon-dry an! ajanony mihitsy!
20. tess ( 03/08/2009 15:53)
fatako fa tsy mety fa fahazarandratsy lay izy :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1046