MICOSE VAGINALE HIDIHIDY EO @ FANANAHANY VHV

21. Papoose ( 03/08/2009 16:45)
taiky le!
22. JOSIAH ( 03/08/2009 17:23)
Fa inona hoa ny zvt sikirina ao antiny ao tsy azoko mihitsy fa mba azavao :cry:
23. tess ( 03/08/2009 17:44)
otran'ny misokotra sofina sy orona ihany kou! ça veut dire manadio ny ao anatiny 8)
24. Papoose ( 03/08/2009 17:58)
moramora ihany fa sao rimba ny entana ry sipa isany :D
25. simplex ( 03/08/2009 19:23)

dain
tokony natao resa-bevavy ity... na fahasalamana :)
26. tess ( 03/08/2009 19:32)
hihihihi
27. Papoose ( 03/08/2009 20:32)
simp, azo atao ato ihany raha raisina @ hoe fitiavana te hisikts :-P
28. ikaretsaka ( 03/08/2009 22:38)
ahan
29. tess ( 04/08/2009 06:00)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 03-08-2009 12:58:16
Lohateny : MICOSE VAGINALE HIDIHIDY EO @ FANANAHANY VHV
Iza ianareo no efa tratry io aretina io??Misy dokotera ve afaka manazava ny mahatonga azy io
ny fomba fisehony:
mangidihidy be mihitsy ny taovampananahana ivelany iny de mivonto be le izy rehefa ôkôrina misy perte betsaka mivoaka
mety ho antony mahatonga izany ve raha toa ka nanala zaza ilay ol teo aloha


tsy misy ifandraisany am fanalàna zaza ny mycose....
fa tandremo ny fanalàna zaza fa raha tsy voadio tsara ny tiako lazaina ilay fomba fanalàna zaza any amintsika ireny, ilay sokirina , raha tsy voadio tsara dia miteraka kista ao am tranonjaza ary lasa fibrome mety tsy hampiteraka intsony raha lasa mihanaka ao am tranon-jaza ilay kista
ny fanalàna zaza aty ivelany mantsy toa manelina fanafody dia potika lasa rà mivoaka aty ivelany avy eo ilay zaza tao ankibo....TSY MISY hatahorana fa ilay misikotra mintsy no gravy be.
30. xxx ( 04/08/2009 06:22)
za vevavy vierge nefa tratran'io micose vaginale teneninareo io! de refa nanao sipa ah ! refa manao za sy lery de ts ampidiriny fa akasokasoka eo am morony ftsn ny azy ! de hatram zao alou de mbola misy an'io ihany ah!
mangidihidy be le izy! de avy eo misy somary mivonto kely eo am tampony ambony am fivaviako! de refa misasak na misy perte mivoaka! na refa am ftn ts voatonadro na eny andalana na aiza na aiza de misy ftona mivoaka oazy le perte!
mandreraka be!
ts haiko tsony hoe te hanao rs ve ah sa le micose no mihetsika fa mangidy be e!
kaoriko fona refa eo ampandrina de tsikaritry ny zandrinay: de hozy izy : ndry ts misasa kou! nefa za misasa! maraina sy hariva!
31. tess ( 04/08/2009 06:33)
xxx: raha mycose tsy grave fa inona ary no andrasana, mandehàna dokotera, gyneco no tena tsara lay mangididy ety ivelany osorana crème dactarin iny de afaka fa aleo mande doc izy no manome fanafody mi vonvenir anao...
AZA ATAO KINANGA ny fahasalamàna e!
fa ilay mivonto io ndray no tsy fatako sao zvtr hafa, raha misy ganglions dia mety efa aretina hafa mintsy sady raha manao perte bdb kou otran'ny tsy norme :roll:
32. tess ( 04/08/2009 06:54)
raha misy ganglions dia mety efa aretina hafa mintsy sady raha manao perte bdb kou otran'ny tsy norme

GANGLUOns IO FA HAFA MITSY ny ganglions azfd
33. peta83 ( 04/08/2009 08:59)
ay ve e!tena interassant be mitsy le resaka fa nena zany an, refa avant sy apres regle iny no matetika misy perte dia ny tiako anotaniana an'i Tess sy ni81 hoe:"afaka lazainareo ve hoe ina avy lay traitement nomen'ny dokotera anareo?"(pour savoir fotsiny) d dokotera taiza? ary ny vidin'ny fanafody,lafo ve?Merci
34. tess ( 04/08/2009 09:13)
peta: aleo mande gyneco na doc ihany raha vao resaka traitement izany ...
NY FIHINANA pillule kou hono mahatonga ilay mycose an! de fihinanana antibiotika, ny ahy io daktarin io foana no itako efikasy haingana raha mangdidy ety ivelany misy crème daktarin voatokana ho an'izay de misy kou crème daktarin atsoritika any anatiny, misy koa ovule mety dool fa aleo ihany mande doc na ny pharmacie aza afaka tonga de manome
35. tess ( 04/08/2009 09:15)
dokotera taiza? ary ny vidin'ny fanafody,lafo ve?Merci

fa aiza alou i peta no mipetraka fa raha tanà misy gyneco bandy kely mahay be zay ao besarety avaradoha ao....tsy tadidiko ny fanafody nasainy novidiko nampesaiko tamzà tany madà tratran'izay piscine maloto be izay fa savy de efikasy lay fanafody....

RAHA aty ivelany tsy de lafo ny fanafody ka
36. ni81 ( 04/08/2009 10:07)
Peta a! Tsy mitovy ny toe-batan'ny tsirairay. Ny mety amin'i tess mety tsy hety amiko na dia samy nisy mycose aza izahay.
Noho izany dia manatona DR fa afaka mitsabo anao foana izy ireny.
Raha olona miasa ianao dia manatona ny OSTIE na AMIT (ao Tanà ireo fa raha any @ toeran-kafa toa miova ilay anarany) fa afaka hitsabo anao tokoa izy e!
37. booboo ( 04/08/2009 11:05)
Sady mila fantarina aloha hoe inona no nahatonga ilay mycose dia mifandraika @ zay ny fanafody omen'ny gynéco.

Resaka stress kely dia efa mampiova ny ph n'ny vagin dia mampisy mycose. Resaka hormone miviaka ( avant & après red red, mandritra ny ovulation ) dia mampiova ny flore vaginale koa dia mampirongatra ny mycose.

Koa raha ty ka fanafody nety t@ X no hanina, antibiotique ohatra ny azy, nefa kay ny an'ny tena trouble hormonal no nahatonga azy dia mbola hilingilingy hihinana antibio koa ???

Mandehana mijery gynéco. ( Isa-taona tokony mankany @ gynéco foana ny vehivavy, tahaka ny hoe isa-taona mankany @ dentiste, na tsisy marary aza )
38. ari.malala ( 04/08/2009 11:09)
Isa-taona tokony mankany @ gynéco foana ny vehivavy, tahaka ny hoe isa-taona mankany @ dentiste, na tsisy marary aza
Zà d ts mbola nijery gyneco hatr'izay nahaterahako nefa efa ho 4taona iany lay zanako! :-P ny consultation an'izy ireny koa aty lafo vel ko :? :(
39. peta83 ( 04/08/2009 11:45)
marina alo zany e,tokny manao consultation mitsy, tess ah!aiza o aiza eo besarety no misy zany gyneco zan? :?:
40. tess ( 04/08/2009 14:19)
ari.malala:

Isa-taona tokony mankany @ gynéco foana ny vehivavy, tahaka ny hoe isa-taona mankany @ dentiste, na tsisy marary aza
Zà d ts mbola nijery gyneco hatr'izay nahaterahako nefa efa ho 4taona iany lay zanako! :-P ny consultation an'izy ireny koa aty lafo vel ko :? :(
KANEFA DE tena marina mintsy aky lay mande gyneco une fois l'année raha tsy misy zvtr tokony aleha any, contrôle de routine


:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1786