Oroka

1. rova30 ( 09/10/2007 23:50)
Mifampiarahaba, mifandao ,mifankatia ,mifamela eloka, mifankahala ,mifamitaka ,mifampihatsara ivelatsihy ...

Inona kay no tena dikan' ilay oroka ,mifanoroka ?

...sa lamaody fotsiny , dia manaraka daholo ny pokona?! Toa azo atao fifandraisan- tanana ihany 'lay izy ; misy mantsy na tsy te hifanoroka aza dia voatery ihany , satria efa fomba fanao taloha!( na koa mamorona hoe :voan' ny sery fa miala tsiny indrindra )

Ohatran' ny dia manavakavaka ihany (na koa sanatria hoe: sauvage) raha sendra olona maromaro ,ka misy iray ao tsy norohana!

:* :- makiazy, + mikroba"bouton d'acné", :* ==mifanakalo fofombava:-P mifanontany parfum,mety ho tratran'ny coup de foudre aza raha tsy mitandrina;-)

:* Intelo , in'efatra, indray mandeha ihany! Raha vao maromaro ilay olona (le compte est vite fait) mila ho tapaka ny tenda!

Inona no tena dikany e ?????????????!


2. xxx ( 10/10/2007 00:08)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45fe67f98af3b
3. diamondra27 ( 10/10/2007 10:01)
culture doly zany
4. xxx ( 10/10/2007 11:30)
culture sa tendance ?
5. soanja ( 10/10/2007 15:48)
Ny oroka dia avy amin'ny teny hoe orona, zany hoe ny orona roa no nifandona dia lasa oroka ilay teny.

Miankina amin'izay hoe iza avy no tokony hifandona orona aminao??? :-D:-D:-D

Kolontsaina ny oroka fa tsy hoe ny olombelona ka tsy maintsy hoe mivoaka na mipipy sns.... isan-karazany ny fisehon'ny fifandraisana ampifaliana na ankaravoana na ampahoriana dia io ny an'ny vazaha no nentiny tany amintsika aloha ka anjarantsika ny manohy azy na tsia amzay hitavatsika azy.
6. rova30 ( 10/10/2007 16:49)
xxx:

http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45fe67f98af3b



Misaotra anao ry XXX ! Zao io vao tazako!

Hay ve mba efa nisy leo toa ahy koa tany ambadimbadika tany e!

...Indrindra moa rehefa sendra ireny olona lavabe, nefa mba metimety ihany, mila ho tapaka ho aho ny tenda!;-):}:*:evil:

Tendance , Culture ,Orona...Kolon-...??????????!

aaaaaaaaaaaaaaaaaaahhh!:-w
7. salmo1 ( 10/10/2007 17:48)
soanaja:
iza avy no tokony hifandona orona aminao???

i ralahy kely mbola boaikely ah, i anabavy kely mbola sipakely ah ary i fitia ;-)

kultora dôly zany.
8. simplex ( 10/10/2007 19:35)

indray mande izay, taorinan'ny taombaovao izany dia nisy masera olom-patatra, niresaka @ olona maromaro fantatra ihany ireo fa tsy tena akaiky toy ilay masera somary somary msiy hatsembohana eny @ tavany. Voatery nanoroka in-3 an'ilay masera izahay niarahaba tratry ny taona, tonga teo @ ireo olona niresaka taminy tena kivy be mintsy ah, d noteneniko hoe bedabe izy zany fa tsy mety atao globale nga, tonga dia nahazo dio-kiho be tany @ zokinay ary dia tsy maintsy norohana isan'isany izy ireo. Teo no nahatsapako ny hamamian'ny fiaraha-monina :)

=> mety hoe koltora, tendance na tsy haiko ze ilazana azy fa ny haiko aloha dia obligation, tsy maintsy atao io.
Tsy adino ny mouchoir ra toa ka ;-):@
9. tsaramaso ( 11/10/2007 02:35)
rova30:

Hay ve mba efa nisy leo toa ahy koa tany ambadimbadika tany e!

aaaaaaaaaaaaaaaaaaahhh!:-w

¿¿¿¿¿ rova30 = salmo1 ??????
¡¡¡¡¡¡¡¡ hahahahahahahah !!!!!!
10. rova30 ( 11/10/2007 07:32)
Tsaramaso!

:)Ary Ingahy mahita lazaina foana!

Raha nahay aho,dia nanaovako tononkalo mihintsy ise.

Misy hitovizana fa izy ireo fa tsy mitovy !



11. Mandefitra ( 11/10/2007 07:41)
ozy le razoky be vazivazy tany @ tanana zay ndray taom-baovao:
Ny antsika ry zandry dona ihany a, io orokoroka io no nahavoa an' iJesosy, hozy ra Jodasy hoe zay orohako no izy. :lol:
12. salmo1 ( 11/10/2007 07:45)
tsaramaso:
¿¿¿¿¿ rova30 = salmo1 ??????
¡¡¡¡¡¡¡¡ hahahahahahahah !!!!!!

Fa ela ve aôna e!? sôde mba tsy mety ary zao kle! inn ary ty:!::?::-w




13. rova30 ( 11/10/2007 08:18)
Salmo1

Hay ianao ity, mora misento be tahak' izany?

Matimpihomehezana indray izay Ratsara any ambadika any , mitazana ny iray tonga dia niakatra!

Tsy misy lalitra mihintsy angamba any aminareo any ry Tsaramaso ahaha, sa ireny no tena fangarony? Ihihy!:)Mba andramo ataovy ohoho! indray, fa mety ihany koa.
14. salmo1 ( 11/10/2007 08:34)
rova30:
Salmo1

Hay ianao ity, mora misento be tahak' izany?

Fa tokony haninn ndray za zany kle? rehefa mahita oe: rova30=salmo1 :lol:^:^

hifaly sa ho tezitra?

Mba hazavao kely ny tena hanekenao ny hevitry tsaramaso?

15. rova30 ( 11/10/2007 08:50)
Tsotra be: lazao fotsiny izy hoe :Veloma any amin'ny lalitra rehetra hiditra ny vavan'i Tsaramaso!


Aiza ny tsy hikombona eo io vava io rehefa noana?:D

resety anio :tsaramaso sy lalitra

Mazotoa homana tompoko!
16. xxx ( 11/10/2007 09:35)
rova30:

Raha mbola
rova30 = salmo1 metimety ihany :idea:

Na koa oe
rova30 > salmo1, tena tsy mety ^:^

Ary ra
rova30 [b]
17. Jeankely ( 11/10/2007 09:44)
Tandremo fa msiy koa ny fivorian'alika=))=))=))
18. rova30 ( 12/10/2007 07:53)
Faly mahafantatra an'i Jeankely!:lol:

Hay ianao tato , hono ho'aho, Jeankely?...raha aminao manokana, inona no dikan'ny oroka na mifanoroka, akoatry ny efa voalazan'ny namana?

_________________________________


...Iangaviana mba tsy hanao XXX izay te- hamaly ny

FANONTANIAKO , fa lasa kamo be zaho avy eo ny

hamaly! MISAOTRA !;-) Mamakia fotsiny rehefa tsy te-

hanoratra! tsy misy olana io.:miam:^:^
19. ari.malala ( 12/10/2007 12:04)
obligationan'ny fiarahamonina io raha ny fahazoako azy. T@ mbola kely za refa mamangy ny havanay d ts maints tratran'le hoe avia alou bà tonton na bà tantine, d ts maints manoroka, na d b volombava manindrona aza i tonton:twisted: d taty aoriana, ts hay intsony na indroa na in3 no tena izy fa misy manao in2 misy manao in3 misy in1 ftsn... fa ndremande zay za, fantatro alou hoe ts nety ny nataoko e, taom-baovao tamzay (01 janvier mints), d nifampiarahaba t@ olona teo an-tokontanim-piangonana aho, d mba avy koa ilay adala nanatona ary naika hanoroka fa nitsoaka b za satria sady natahotra azy aho no rikoriko fa izy (mifona ah rey olona) sady voretra b no masiso b:?
20. rova30 ( 12/10/2007 12:40)
Indraindray,(tsy fantatro na inona no antony? ...fa samy manana ny isan'ny oroka araka ny toerana niaviany ny olona ,)...rehefa sendra tafahoana, dia voatery ho lazaina kely foana hoe : ny any aminay( ny anay) izao no isany!na tsy any amindry zareo intsony aza ilay toerana nihaonana,...dia raha mihoatra ny isan'ny ahy , ny azy? Dia : na 'zaho manaraka ambokony(diplomate) na , ny tarehiny sy ny molotra hisangevangevana eo fotsiny!:D:*:*:*:oops::roll::?:

... ary tena tranga miseho matetika 'lay izy na any ankafa aza?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1638