Oroka

21. tsaramaso ( 12/10/2007 15:51)
hahahahhaa !!!!!! de samy miara-miady @ tsaramaso eo !!!!

Salmo1

Hay elah ity, mora misento be tahak' izany?

hahahahaah !!!!!!
22. rova30 ( 13/10/2007 07:28)
:)Tsaramaso!

Sangy fotsiny ny ahy taminao iny,fa zaho tsy miantso ady zany.

Ilay ianao maontina tsara iny , izao no mbola tsy fantatro, na aiza na aiza amin'ity sera ity ,...sa saro- kenatra ise dia misitrika?

Maninona ianao no miova PS, rehefa tsy mikakakaka?

PS Tsara...(mahafinaritra) be io ve , dia afenina foana rehefa mba...

Ataovy tsiky fotsiny ho aho dia ampy!;-)
23. andryrabe ( 13/10/2007 07:49)
rova=salmo=tsaramaso=jeankely=......=ari.malala=...
OLOMBELONA,
samy manana ny fisainany.
otran'ny safosafo reetra ny aroka raha ny fijeriko azy
24. ari.malala ( 15/10/2007 07:52)
fa misy koa nefa ny oroka tena am-pitiavana! fa za alou refa ts azoazoko le oul d ts manoroka za na d nahazo fahasoavana, na d taom-baovao aza ny andro... mba tsy iatsarana velatsihy d aleoko ts manoroka ftsn tsotra izao:-P ([size=8px]ratsy toetra b v za?:-P[/size])
25. rova30 ( 15/10/2007 11:44)
Raha izaho manokana aloha dia tsy notazaina tamin'ny oroka na ny fianakaviana akaiky aza; tsy midika akory izany hoe tsy misy fifankatiavana, na fifandirana teo aminay...Taty aoriana vao nanomboka nisy nihazatra tsikelikely noho ireo izay nivoaka ny nosy ary nihazatra tamin'ny vahiny, ka teo no niha- nanaraka ambokony ny tenanay!... tamin'ireny fotoana ireny dia mbola azoko nolazaina fa tendance ilay izy ,na koa hoe kolo-tsaina, saingy amin' izao fotoana izao, dia efa maro ihany no tazako( indraindray ) no manao io fomba io: manaiky tsy sazoka( matetika ny ankizy, ary ao anatin'izay koa ny tenako ), na koa oroka fa tsy amin'ny fo tanteraka , ka lasa tsy sazoka na koa fiatsaram- belatsihy! Teo no nahatonga ahy nanao hoe tsy aleo ve atao fifandraisan-tanana ihany dia vita? Ary atao angamba fa tsy faharatsian'ny saina ny tsy manao an'io raha tsy avy amin'ny fo! Asa anefa?!!:-*
26. salmo1 ( 15/10/2007 11:59)
rova30:
tsy aleo ve atao fifandraisan-tanana ihany dia vita?
Non:!:

Ra bandy kalouny de hotolorana tanana fotsiny:°) Ra sipa ndray kosa dia hapedina aminy ny takolaka roa. Fa arakarakilay lay sipa homena oroka ndray io (ohatra oe: manja sa ratsy, namana sa tsy namana, olona fantatra sa tsia :D

Ra fianakams ndray kosa... dia homena oroka daholo na lahy na vavy. oh: dadabe na tonton na ny cousins. Ary na manja na ratsy ny vavy fianakams dia omena oroka daholo ;-)
27. rova30 ( 15/10/2007 12:31)
salmo1:

rova30:
tsy aleo ve atao fifandraisan-tanana ihany dia vita?
Non:!:

Ra bandy kalouny de hotolorana tanana fotsiny:°) Ra sipa ndray kosa dia hapedina aminy ny takolaka roa. Fa arakarakilay lay sipa homena oroka ndray io (ohatra oe: manja sa ratsy, namana sa tsy namana, olona fantatra sa tsia :D

Ra fianakams ndray kosa... dia homena oroka daholo na lahy na vavy. oh: dadabe na tonton na ny cousins. Ary na manja na ratsy ny vavy fianakams dia omena oroka daholo ;-)




_____

Ka eo anie no olana e!

Ataonao ahoana raha sendra ireny tonga dia mivatravatra ireny, nefa ny tena tsy misy hanazavana hoe:azafady kely ange ramatoa na ramose fa ianao tena feno mony masaka be, fa aleo aloha rahampitso!!?...na hiteny koa hoe miala tsiny ramose fa tena manindrotsindrona be lay volom-bavanareo ka manala ny makiazinay???!

Raha fifandraisan-tanana lay izy , tsy misy olana!
Ary raha olon- tiana, na mamy moa maninona raha sitra-po!?! safidy indray ny amin' io.
28. salmo1 ( 15/10/2007 12:42)
rova30:
azafady kely ange ramatoa na ramose fa ianao tena feno mony masaka be

Izaho tsy vaza fa zana-baza, ka izaho notezaina t@ fombam-baza, ka mahita zavatra tsy hiraisany toe-tsaina malagasy @ vaza.
Ka ho ahy manokana de tsy marikoriko ny olona; na be lelo, na voretra, na maloto tsy misasa aza. Fa ny eritreritro fotsiny angamba dia oe: fahazarana ny azy.. tsy de aiko tsara manazava azy @ rova30:lol:
Ny vavany alika aza hataony sasany :* indraindray, ary betsaka ny alika voaja sy voakarakara tsara kokoa nohony olona, vao maika ve ka isika olombelona no hihanahana rehefa mahita olona misy mono na ratra eo amin'ny tenany?

Fanavakavahana izany ry rova30, (mety koa oe: raciste) ^:^
;-)

29. rova30 ( 15/10/2007 17:59)
Raciste?

Tsy dia izay loatra angamba hoy aho no hilazako azy, saigy kosa, raha misy olona tsy azoazoko, aleoko mihatakataka raha misy ny safidy, toy izay manoroka azy amin'ny fiatsaram-belatsihy.Ary aty andafy mihintsy no tena nahitako io fomba io nefa vao mihodina ny iray dia tena voatsikera, ary raha ny alika indray no asiana resaka, dia miala tsiny aho rey olona fa betsaka ny maloto oronkorohany izay izy vao tonga mileladelaka anao.( sanatria ny manao ianao):-P
30. salmo1 ( 15/10/2007 19:55)
rova30:
Tsy dia izay loatra angamba hoy aho no hilazako azy, saigy kosa, raha misy olona tsy azoazoko, aleoko mihatakataka raha misy ny safidy, toy izay manoroka azy amin'ny fiatsaram-belatsihy.

De ra sendra mifankahita tampoka moa izany izaho sy rova. Ka indro aho ti hanoroka any rova30, de hanoroka ve i rova:?::D De ho hataony rova30 @ fitsarambelatsihy ve lay oroka sa tena am-(l) :?:
31. rova30 ( 15/10/2007 20:32)
Dia tsy mba haiko RaSalmo??

Fifandraisan-tanana anie dia ampy e!

Ny fifankatiavana amin'ny fianakavina,na namana , na olon-tiana angamba hoy aho dia tsy voatery hoe tsy maintsy hifanoroka!

Endrika ivelany fotsiny io.
32. xxx ( 15/10/2007 20:49)
salmo1:
Ka indro aho ti hanoroka any rova30, de hanoroka ve i rova:?:

Eny sa tsia?
33. rova30 ( 15/10/2007 20:58)
MISAOTRA:)
_________________________________


...Iangaviana mba tsy hanao XXX izay te- hamaly ny

FANONTANIAKO , fa lasa kamo be zaho avy eo ny

hamaly! MISAOTRA !;-) Mamakia fotsiny rehefa tsy te-

hanoratra! tsy misy olana io.:miam:^:^
[/quote]


34. salmo1 ( 15/10/2007 21:06)
Za mitovy hevitra @ xxx :lol:
xxx:
Eny sa tsia?

rova valio ??
;-)

35. rova30 ( 15/10/2007 21:14)
Question pour un champion?

Afa-po aho fa tsy mahay!:-P
36. salmo1 ( 15/10/2007 21:33)
Ao fa omeko sopapa:lol:

Eny, no valiny :@
;-)
37. rova30 ( 15/10/2007 21:40)
:-D :-D:-D:-DAlao any io solo-maso sy sigara io fa manahirana be!
38. salmo1 ( 16/10/2007 15:18)
:lol::lol:
tsy tinao hatao bakely nga zah, ra vao mifôka sigara sy misolomaso:?:
;-)
39. rova30 ( 16/10/2007 19:28)
rova30:

Question pour un champion?

Afa-po aho fa tsy mahay!:-P



__________

SALMO1

Tsy azonao ny tiako holazaina!

UN CHAMPION(amin'io fanontanianao io)==== MAHITA VOLANA ALOHAN'NY BIBY.

Zavatra tsy fantatra izany , ka aleo aho tsy hiteniteny foana!:?

40. salmo1 ( 16/10/2007 23:16)
Lohateny : Oroka


ho tady havadiky rova30 champion ligue ndray lay dinika marina:idea::@
............

oroka = :*

Champion's = http://es.youtube.com/watch?v=dvBEb9-Blyo :lol:

;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1952