PAOSITRA MALAGASY .....

1. joda ( 08/02/2005 11:36)
eee eee mbola mitohy ihany ny fanokafana ny courrier ary olona ao @ aéroport ao ivato no manao ny opération mba mila jeéna fa tsy lasa mihintsy..
novalian'i Titina1 ny 21/05/2012 17:20
2. Fanja1 ( 08/02/2005 15:12)
ary mba tonga aradalana any @ ilay olona ve aloha ny entana sy ttasy e?
3. joda ( 08/02/2005 17:07)
non.... :x :x :x eo indrindra no olana
4. methode ( 08/02/2005 17:56)
Raha tsy tonga ve aiza no ahafantarana hoe nisokatra ilay izy e?
5. Fanja1 ( 08/02/2005 18:59)
ka mety ilay olona nandefa no manontany we: efa voaray ve ny entana zao sy zao zay nalefa t@ zao? gravy ihany izy ity ka!
6. booboo ( 08/02/2005 19:54)
na koa misy scotch zany lé valopy ( nefa enao nandefa tsy nanisy a ! ) na ny efa nahazo anà koa tsy tao intsony ny sasany @ raha nalefa !!!!

Manontany ilay andefasana tsinn refa avy teo oe voaray ve lé zao sy zao niaraka t@ ttsy, dé zareo no miteny oe tsisy an'izany !!!! :-w :-w
7. ikaretsaka ( 09/02/2005 03:07)
ny ahy ry booboo tena tenisy 1 mba saika omena an-dra tonton krismasy .. tsy hita mandrak'ankehitriny!
le sokola niaraka taminy ho an-dra bebe aza efa lany ny atsasany nefa tanaty boite vy!!

sady hita be le skot'sa hoe schots tsy mi existe akory any @ le tany andefasana azy...
aiza ve de skot'sa misy soratsoraka luftpost kely @ teny alemanina no mipetaka @ valopy nefa ny expeditera tsy tany alemanina fa tany canada ohatra???

de ny tena mahonena ko taloha de raha carte postale aza ny alefanao dia manjavona sy tsy azon'ilay andefasana azy mihitsy.. indrindra raha ireny tanana malaza ireny hoe las vegas e, holywood e, new york e, beverly hills e, st tropez sns e.. nefa efa voasoratra ao ambadika a.. raha pistily sanvalantan ny ao de .. le piasan'ny positra no mamaky azy zany sy mametaka azy somatsara eo @ latabany!!
ny timbre koa aza mo nisy fotoana misy anzany valopy tsisy timbre izany no aterin'ny fakitera le!
8. Fanja1 ( 09/02/2005 07:41)
De tsy azo toriana angaha ny mpiasa ny poste? ou sé pa moi! sa inn no mety ho solution @ izany?
9. Iriniaina ( 09/02/2005 07:47)
ilay mangalatra timbre koa ! esoriny ny timbre dia very eo ny taratasinao ? :twisted:
10. majakely ( 09/02/2005 14:06)
Io dia marina le mpangalatra timbre io, fa ny solution hitako dia mangataka amin'ny postier fotsiny hoe mba hataovy fitomboka azafady fa misy mangalatra ny timbre de tsy nisy olana intsony fa tonga foana ny taratasiko taty aoriana....
11. ikaretsaka ( 10/02/2005 01:03)
ka indraindray ianoa tsy tonga any any biraon'ny paositar rehefa mandefa taratasy fa alefanao any 2 mailbox le izy ko
12. methode ( 10/02/2005 09:10)
Hatramin'izao aloha ny tenanay dia mbola tsy naharay valopy misokatra na misy scotch e! Fa ny mpangalatra couriers dia misy tokoa!!! Teto Burkina dia efa maro hono no tratry, ary ny loza dia saika olona mahafantatra ny tompon'ilay adiresy na mpiasa ao ihany no nanararaotra!!! Niamibina ny mpiasan'ny poste dia tratra ry zareo!!
Fa indraindray kosa aloha contrôle de douane no manokatra ny couriers raha matevitevina ilay izy!!! Fa raha izay dia tokony hisy fitomboka mazava eo hoe "paquet ouvert pour contrôle de douane"! Efa naharay an'io aho tany Mada!!! Imprimé na revues avy aty ivelany no tao!!
13. ikaretsaka ( 10/02/2005 15:42)
raha tonga ange le izy tsy maninona e
fa ilay izy tsy tonga manontolo fa nahabangana ny zavatra ao anatiny (bonbon sy sokola avy aza ) no mahonena

za tsy manome blem raha sokafany le izy de intact ny zavatra ao anatiny!

fa ity fika tena mandaitra rehefa mandegfa kiraro any mada..
zarao paquets 2 le izy de aha mandefa kiraro paire 2 ohatra ianao dia ny ilany fotsiny ( ankavia ohatra) alefa @ paquet 1
de ny ilany alefa @ paquet 1
de tenenina ny mpandray heo ny ilany fotsiny aloha no miala any an! de elanelanina 2 andro ny fandefasana azy!

fa efa in 20 eo za zay no nandefa ohatran'io fa tsisy blem!
14. booboo ( 10/02/2005 17:03)
sééééérieux !!!!! hihihihihi ouaip tsy ratsy ndray iny !
15. ikaretsaka ( 11/02/2005 04:29)
izay sisa no fika ko.. raha tsy heo tonga hatr@ fangalarana ila kiraro ny revy!
16. methode ( 11/02/2005 20:53)
ikaretsaka! Ka misy manao lamaody kiraro tsy mitovy ange e!!! Hihihi
17. ikaretsaka ( 11/02/2005 21:29)
raha havia sy havanana de ieee.
fa raha samy havia tsy misy ka!
=))
18. aml ( 14/02/2005 14:46)
Ny ahy aloha mbola alaheloko hatramin'izao ny mba nadefasan'ilay vady malalako izay cadeau d'anniversaire ko avy any France ka i MIDEX no tokony handraisako azy.
Tena mbola alaheloko hatramin'izao efa tamin'ny Aout 2003 izy no nadefa ho ahy ny entana dia arirarirany hoe andraso fa amin'ny herin'andro hono misy entana ho avy kanefa dia izany foana-Mandrak'ity ny androany tsy hita ireo e!
Koa mitandrema ry reto a
Efa lasan'ireo tsy mahataho tody aloha ny ahy dia fay tanteraka zahay
19. methode ( 17/02/2005 10:58)
De tokony ho mailo izany ny mpiasan'ny poste izany fa mety tsy handefa zavatra any intsony ny olona!!
20. dadabe ( 17/02/2005 13:01)
zah aloha de aleoko tsy mandefa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1223