PAOSITRA MALAGASY .....
![](https://avatar.serasera.org/c4f58f2bb1e3a3b1eb9853396d93e14f.jpg)
23. methode
(
19/02/2005 00:25)
Ka raha vao dadabe no mampanatra de mino daholo ny ankizy de hikantona izany ny poste ko!!
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
24. cutie
(
19/02/2005 22:36)
zavatra kelikely alefa fa raha zavatra ngeda de ampitondraina olona .
:*
:*
![](https://avatar.serasera.org/087f280216710d2353215bec0325655c.jpg)
25. dadabe
(
20/02/2005 09:43)
cutie>ekena :D
methode>tsy mampianadratsy izany fa tsara,mba ho mailo ny taranaka heheheheh :D
methode>tsy mampianadratsy izany fa tsara,mba ho mailo ny taranaka heheheheh :D
![](https://avatar.serasera.org/c4f58f2bb1e3a3b1eb9853396d93e14f.jpg)
26. methode
(
22/02/2005 23:09)
cutie> Zavatra kelikely inona ohatra!!! Za mihitsy izao no saika handeha amin'ny poste ho any amin-jy any ko!! :lol:
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
28. cutie
(
23/02/2005 13:52)
Alaiko any njy methode ka, tsy mila alefa poste zany . :-* :-* :-* :-*
![](https://avatar.serasera.org/c4f58f2bb1e3a3b1eb9853396d93e14f.jpg)
29. methode
(
23/02/2005 22:48)
dadabe> Mety lasan'le olona mitondra koa za raha ampitondraina olona ko!!
Cutie> Efa miandry za! Efa tsy matory intsony sao tonga alina njy!!! Hihihi
Cutie> Efa miandry za! Efa tsy matory intsony sao tonga alina njy!!! Hihihi
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
30. cutie
(
24/02/2005 13:31)
methode , anga tsy tonga tany le sms we za tsy tonga al zany fa manjary tafajanona any.
Maraina za tonga e. hihihihi
Maraina za tonga e. hihihihi
![](https://avatar.serasera.org/d13fcbafe96bc818d181fa8e9450918f.jpg)
32. Titina1
(
21/05/2012 17:20)
Miarahaba antsika rehetra
Misy afaka manome ny numero telefone ny paositra malagasy ve nareo ,numero qlconque :na ny ao 67ha, na ny a IHOSY,,,,fa tena ilaiko urgent le izy,en plus les diplomiko efa 3ans tsy mety tonga aty
MERCI