DISO ny (mpandika) Baiboly (4)

61. Miharena ( 08/06/2017 05:22)

rhaj0:

rhaj0:
hainao ve ry Miharena ny dikan'ny hoe Itsimahalalaafatsynysaimpantany?

Miharena:
Ianao mihitsy Rhaj0 aza io Itsimahalalaafatsynysaimpantany io!

F'angaha izy ity raha atao @ "teny mahery" dia lasa marina ho azy, toa resa-baiboly, re ry Miharena...

Izaho izao mba miezaka mihaino ny "saim-pantatry ny diksionera".
I Miharena anefa, na ny "dogma sola fide" fototra ijoroan'ny Fiangnna/Leglzy azany "tsy fantatry ny sainy"
:-)


Valintenin'ny resy no ataonao!

tsy resaka diksionera io lazaiko io fa resaka fahataterahan'ny Sola Fide eo amin'ny Mpino.

Tsy famaritana hoe dogma ny Sola Fide no mampandroso fa ny asany izaqy tsapa ny vokany.
62. rhaj0 ( 08/06/2017 12:38)
"resy" @ inona indray aho eto ry Miharena??

Hoy aho, mamerina ny lazain'ny olona rehetra fotsiny hoe, sola fide = dogma
Hoy I Miharena, araka ny diksionera-Miharena hoe, sola fide dia TSY dogma

Dia io indray, manofaofa rivotra i Miharena, ka hoe "Tsy famaritana hoe dogma ny Sola Fide no.. bla-bla-bla "
Aiza ny honnetete intellectuelle-n'ny (Kristiana) Miharena eee ???
63. Miharena ( 08/06/2017 14:26)
Rehefa miresaka amiko dia honnetete ara-panahy sy vokatra fa ts yintellectuelle!
64. rhaj0 ( 08/06/2017 16:16)
Tsy hain'i Miharena indray ny dikan'ny "honnetete intellectuelle". Tsy mbola ao anaty diksionera-Miharena angaha ilay izy izany?? :-)


Ity aloha mba diniho ao ihany eee..

honnêteté intellectuelle , locution
Capacité à se remettre en question. Faire preuve de bonne foi et d'objectivité dans ses propres raisonnements et pensées au regard d'arguments extérieurs permettant de corriger une erreur de jugement
Exemple : Il a reconnu ses torts, il a fait preuve d'honnêteté intellectuelle



Ka dogma sa TSY dogma ilay izy ry Miharena??
65. Miharena ( 08/06/2017 18:15)
Fa simba ilay loha-hevitra ny farany amin'ity resaka dogma tsy dogma ity fa mba manana fahalalahana ara-tsaina e! Dia mitaiza koa ny fanahy fa ny olona tsy mitaiza fanahy manao bontolo fotsiny rehefa anehoan-kevitra mitombina nefa tsy ekeny nihitsy.
66. rhaj0 ( 08/06/2017 18:57)
ka ianao anie ry Miharena tsy mety miaiky fa mba "diso" t@ iny manitrikitrika fa tsy dogma ny sola fide eee...

ny olana ve, dia nihambo ianao fa Andrmntra, na hoe, kipantson'Andmtnra, ary dia lasa hoe: hiaiky fa "diso" ve i Andmntra???

Izany koa angamba no izirizirian'i Fransisy, tsy mety hifonany @ ratsy nataon'ny Leglizy t@ Amerindiana.
67. Miharena ( 10/06/2017 05:35)
rhaj0:

ka ianao anie ry Miharena tsy mety miaiky fa mba "diso" t@ iny manitrikitrika fa tsy dogma ny sola fide eee...

ny olana ve, dia nihambo ianao fa Andrmntra, na hoe, kipantson'Andmtnra, ary dia lasa hoe: hiaiky fa "diso" ve i Andmntra???

Izany koa angamba no izirizirian'i Fransisy, tsy mety hifonany @ ratsy nataon'ny Leglizy t@ Amerindiana.


Aleo aloha avahana tsara ny foto-kevitra nitondrako ilay izy fa tsy ianao no tonga dia manitrikitrika hoe dogma io e!

Fahatsapana io Sola Fide io dia novoizina.

Amin'izao fotoana izao dia misy koa ny fahatsapana hoe Sola Scrptura! Izay lazaina rehetra ho fahamarinana dia efa voasoratra avokoa!

Dia lazao fa dogma io. Hita ny vokany mazava ho an'ny tsirairay fa tsy zava-poronina na heverina no marina.
68. rhaj0 ( 12/06/2017 00:26)
Sola Fide, by faith alone.
Sola Scriptura, by Scripture alone.
Solus Christus, through Christ alone.
Sola Gratia, by grace alone.
Soli Deo Gloria, glory to God alone.


Asa raha takatrao inona ireo, dia hihomehy miaraka @ akoho toka-nify ianao rahefa mamerina mamaky ny nosoratanao hoe "Amin'izao fotoana izao dia misy koa ny fahatsapana hoe Sola Scrptura! "
69. Miharena ( 12/06/2017 05:08)

rhaj0:

Sola Fide, by faith alone.
Sola Scriptura, by Scripture alone.
Solus Christus, through Christ alone.
Sola Gratia, by grace alone.
Soli Deo Gloria, glory to God alone.


Asa raha takatrao inona ireo, dia hihomehy miaraka @ akoho toka-nify ianao rahefa mamerina mamaky ny nosoratanao hoe "Amin'izao fotoana izao dia misy koa ny fahatsapana hoe Sola Scrptura! "


Tsy dia mampandroso loatra ny filazana fa dogma ireo. Ny vokatra azo avy aminy avy no tokony hojerena.
70. rhaj0 ( 12/06/2017 13:02)
Mampalahelo fa tena tsy mahatsapa-tena mihintsy ry Miharena hoe:
- tsy kôpy akoriny ry Miharena ny @ "fahendren'ny Kristiana" namany, izay nandalina sy namadibabika, andro aman'alina, efa ho sola mihintsy, satria koa nobitsihan'Atra tao, ary dia io namoaka ireo Solaes ireo
- ary tsy kôpy akoriny koa ry Miharena ny @ votoatin'ny katro-dohan-dreo, dia ireto Solaes
- nefa dia mitompo-teny tsy an-kenatra ry Miharena hoe, "TSY dogma" itsy eee... "amin'izao fotoana izao" eee... nefa anie efa an-jato-taonany ireto olona no sola tao..

Fa ry Miharena moa efa nihambo ary nitono-tena hoe, Adrmntra sy kipantson'Andmntra, ka dia ... avelao ho oainina hiahahaka tsara eo izany ny "Andrmntra sy kipantson'Andmntra"
71. Miharena ( 13/06/2017 06:33)
Mihodinkodina amin'ny adi-hevitra tsy mahasoa isika rehefa toa io no intondranao ny fifanakalozana Rhaj0!
72. rhaj0 ( 13/06/2017 11:14)
Ka i Miharena anie be famaritra toa rambon'osy, nefa izay teneniny tsisy fitombenany ee.. ary ny loza, dia tsy mba misy ilay hoe, honnetete intellectuelle, ka rahefa mba diso dia mba miaiky, fa dia eto ry Miharena manao fiki-maty @ hadalany eto.

Ampatsiahiviko kely fotisny ny rambon'osinao anankiroa ireto ry Miharena
- i Miharena dia Andmntra, kipantson'Andmntra
- tsy dogma, hozy i Miharena, ny dogma sola fide

ka raha "miady hevitra" @ Miharena dia... @ Miharena dia hoe, "TSY mahasoa" raha tsy araka ilay saim-pantatr'i Miharena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2776