DISO ny (mpandika) Baiboly (4)

41. Miharena ( 30/05/2017 18:05)

rhaj0:

rhaj0:
ilay "dogma" dia avy @ "famakiana Baiboly" eee..
Miharena:
Tsisy dogma ny Baiboly.

nanontany aho hoe, aiza ilay "mivoana", ary dia nanaovan'i Miharena demonstralation-na "resaka mivoana" izany io eee....
Fa dia tsy hita ho valiana ny resakao (mivoana) io ambony io re ry Miharena.

Fa efa betsaka ny resaka teto momba ny Baiboly ry Miharena, fa dia mba avadibadihho ny serasera ee...
Ohatra hoe,
- asa raha mba hainao iza moa i Andrianaivoravelona.
- na hoe, inona ny atao hoe "Kerobima".

Eh! miresaka dogma sy tsy dogma isika izao fa aza avilivily ny resaka aloha avy eo miandalana izay fanazavana ny fanotaniana hafa.
42. rhaj0 ( 30/05/2017 19:44)
Tsy mbola azon'i Miharena ihany eee... Ilay "dogma" dia avy amin'ny, na hoe, vokatry ny "famakiana Baiboly", hoy aho, fa tsy hoe ny Baiboly no "dogma". Ny Baiboly dia "Tantara-Angano".

Fa dia averiko ny fampieritreretana ee..
... efa betsaka ny resaka teto momba ny Baiboly ry Miharena, fa dia mba avadibadihho ny serasera ee...
Ohatra hoe,
- asa raha mba hainao iza moa i Andrianaivoravelona.
- na hoe, inona ny atao hoe "Kerobima".
43. MIharena ( 30/05/2017 19:53)

Tsy azonao izay teneniko izany.

Hoy ianao hoe ny famakiana ny Baiboly miteraka dogma dia toy ny miteny hoe raha manoratra eto aho dia lasa dogma ny hevitro.

raha manoratra ve aho hoe 1+1=2 dia miteraka dogma io?

Ilay fahatsorana no tsy misy eo aminao matoa ianao manoratra toa an'io ka lazainao fa angano ilay Baiboly.

Tsy mahakasika ny fiananao ilay resaka lazaina ao izany.

Nefa anie raha misy olona mamono olona, tsy voasoratra ao ve izany? Raha misy olona mpanohitra ny AVO INDRINDRA, tsy efa voasoratra ao ve izany? Angano izany hoy ianao, nefa ianao aza voasoritsoritra ao tsara ny firehan-kevitrao rhaj0.

Mampihomehy ihany an!
44. rhaj0 ( 31/05/2017 12:51)
Ivereno ny resaka ry Miharena aa...

Niresaka dogma "sola fide" izaho sy RBNIR.
Dia nitsatsaingoka i Miharena.
Dia hoy aho hoe, ny famakiana baiboly no mitondra @ famboarana dogma (sola fide).
Dia hozy i Miharena hoe, "Tsisy dogma ny baiboly".
Dia hoy indray i Miharena hoe "raha manoratra eto aho dia lasa dogma ny hevitro".

Ndao hiaraka hihomehy @ izay azany ee... :-)
45. Miharena ( 01/06/2017 07:56)
Tsara kosa iny dogma iny an!

Fa izao e! Ny lesona dia hoe aza dogmatizena ny fiainanao dia ho lavorary sy hazava aminao ny zava-drehetra.
46. rhaj0 ( 01/06/2017 12:01)
Miharena:
Fa izao e! Ny lesona dia hoe aza dogmatizena ny fiainanao dia ho lavorary sy hazava aminao ny zava-drehetra.

Protestanta i Miharena ao sa Katolika?

Raha ireo, dia karokarohy ihany, fa amim-pomba ofisialy, dia ny Katolika SY Protestanta dia samy miaina @ io dogma "sola fide" io. Fa ny Damopra/Dapasy(-nao) ao no mety TSY mahatakatra, dia ... "m(amp)iteniteny foana" ary "m(amp)inomino foana" anao io.
47. Miharena ( 02/06/2017 04:43)

Tsy mihaino ny toriteny ataon'ny Protestanta na ny Katolika ianao dia manao hoe dogma ireo.

Ny asan'ny fiangonana dia mitaiza ara-panahy ny mpino fa tsy mivoy dogma. Mitodiha amin'ny TOMPONAO, izay ihany no zaraina ao. Ny fifandaminana isan-tokony, toy ny olombalona manao fandaharana sy fandrindrana ihany io hoe amin;izao misy fivoriana, toy izao no rafitra hifampifehezana. rehefa misy tranga toy izatsy na izaroa dia toy izao no fandraisana sy fanadihadiana azy sns...

Aoka ho fantatra fa miaina eto ambonin'ny tany isika ary izay no mila arindra isa-piangonana.

Fa na izany na tsy izany, na olona tsy fantatra hoe Krisitianina aza azon'ny Mpahary atao tsara ny mamoha azy.

Enga ka ianao no hofohaziny atsy ho atsy e!
48. rhaj0 ( 02/06/2017 11:08)
Miharena:
Ny asan'ny fiangonana dia mitaiza ara-panahy ny mpino fa tsy mivoy dogma

Dia ilay dogma novolavolain'ny Fiangonana/Leglizy izany ho an'ny Dinaozaoro ve ry Miharena???

mba hainao ve k'lou hoe inona izany dogma, dia inona ilay dogma "sola fide"???
49. Miharena ( 02/06/2017 11:42)

rhaj0:

Miharena:
Ny asan'ny fiangonana dia mitaiza ara-panahy ny mpino fa tsy mivoy dogma

Dia ilay dogma novolavolain'ny Fiangonana/Leglizy izany ho an'ny Dinaozaoro ve ry Miharena???

mba hainao ve k'lou hoe inona izany dogma, dia inona ilay dogma "sola fide"???

DOGMA famaritana:

Un dogme (du grec ????? dogma : « opinion » ou ????? dokéô : « paraître, penser, croire »1) est une affirmation considérée comme fondamentale, incontestable et intangible par une autorité politique, philosophique ou religieuse. Historiquement, le dogme a été une formulation d'un article de foi, utilisé lorsque le critère de conformité à la foi devait être utilisé par le pouvoir judiciaire, lorsque le pouvoir temporel (historiquement, l'Empire romain d'Orient) sanctionnait pénalement les déviations par rapport à l'orthodoxien

Ny dogma dia avy amin'ny olona raha io famaritana io.

50. rhaj0 ( 02/06/2017 12:09)
Ka dia azonao tsara izany fa,
- rahefa hozy ny Fiangonana (prtst) na Leglizy (ktlk) hoe, izao no "fampianarana", ilay dogma io, dia ... (tokony) miondrika manaja ianao.
- Ary satria ianao ao anatin'iliay Fingnn/Leglz, dia arak'izay dogma izay no "fitaizana" azonao (raha tsy hoe, na ilay damopra/dapasy koa azany TSY mahatakatra ilay "fitaizana" tokony ataony)

Sa... avelao hivaky loha mandrafitra dogma ao, avelao hiteniteny foana eo ireo olombe ireo, fa ny anao, ny ataonao ihany no ataonao?
(manja izany ry Miharena, fa izaho indray ve hi-contredire anao @ izany)
51. Miharena ( 03/06/2017 10:59)

Mazava io famaritana io. Misy ny rindran-damina hitaizana ny fiangonana hahafahany miroborobo hitory ny Filazan-tsara. Mila manana fitsipika izy.

Fa tsy fitsipik'olona kosa ny Fitsipik'Andriamanitra.
52. rhaj0 ( 05/06/2017 12:38)
Ka ianao ve ry Miharena mpankany am-piangonana/leglizy, sa tena, ao an-tranonao ianao, tsy mila damopra/dapasy, fa tena revenao irery ao ny manaraka ny "Fitsipik'Andriamanitra"??
53. Miharena ( 06/06/2017 06:42)

rhaj0:

Ka ianao ve ry Miharena mpankany am-piangonana/leglizy, sa tena, ao an-tranonao ianao, tsy mila damopra/dapasy, fa tena revenao irery ao ny manaraka ny "Fitsipik'Andriamanitra"??

Rehefa manome hevitra aho dia araho tsara raha olon'ny eglizy na tsia.

Ny marina ny olon'ny Eglizy anie feno sy mianatra tsara e! Ary rehefa votom-pinoana dia itobian'ny Fanahy Masina ka tsy izy intsony no velona fa Kristy no velona ao anatiny e!

Rehefa ara-bakiteny io dia MITENY AO AMINTSIKA ANDRIAMANITRA!

Rehefa tsy raisina ara-bakiteny io dia mitady fampianaran'olombelona miseho mahay ny olona!

Raha ny marina, ny olon-drehetr adia olom-boatendry hiaina eto ambonin'ity Planeta ity ary tezaina ho Masina no hiafarany fa izay tsy mino sy ny vetaveta sns... dia izay manentsi-tadigny satria voagejan'ny haizina tsy te-hahita ny MAZAVA.

Ao aminy ihany anefa izany ary azo tarafina amin;ny fanehoan-keviny.

Fa izao e! efa hita ilay fanehoan-kevitrao ary efa novakivakiana tsara an-tsakany si andavany ary mino aho fa azonao tsara izay tenenina eto satria teny mazava no ifanakalozana fa tsy teny miafina.

Dia mampahery anao ary misaotra anao aza Rhaj0 fa anisan'ny mazoto ianao ka hahita ny marina ary mba azo raisina koa izay fifanakalozana eto handraisan'ny namana rehetra Fahazavan-tsaina sy Fanahy e!
54. rhaj0 ( 06/06/2017 11:17)
hi hi hi... olon-degilizy izany ianao io ry Miharena?

Mahavariana ahy ihany fa toa tsy azonao izany ilay dogma "sola fide", nefa io no (isan'ny) foto-kevitra ijoroan'ny Leglizy.

Giravy anie izany eee...

Sa TSY olon-degilizy ianao fa olona "mpankany @ Legilizy" (fotsiny)?

Dia mbola mahavariana ahy ihany koa, fa toa tsy azonao izany ilay dogma "sola fide", nefa io no (isan'ny) foto-kevitra ijoroan'ny Leglizy. Ary raha ny tokony ho izy, dia izay no hanesefana anareo ao.

Giravy anie izany eee... :-)
55. Miharena ( 06/06/2017 11:30)

Tsy Dogma no maha-olon-dEglizy.

Marina fa tsoa-kevitra hitan'ny olona namaky Baiboly ny Sola Fide ary nahazoana vokatra tsara. Tsy dogma izany fa HATRA mamokatra. Tsy natao hanerena ny olona ny Sola Fide, dia mifanalavitra amin'ny famaritana ny Dogma izany.

Raha misy tsoa-kevitra marina izany dia tsy Dogma.

Asa izay fahazoanao azy fa io moa samy manana ny sainy tokoa ny olona. Dia rehefa ilazana hevitra iray dia manipaka foana hoe tsy mahazo hevitra ny namana fa izay azy ihany io!

Misy tokoa ny olona ivelan'ny fahazoan-kevitra angamba! Sa ahoana?
56. rhaj0 ( 06/06/2017 12:31)
Miharena:
Marina fa tsoa-kevitra hitan'ny olona namaky Baiboly ny Sola Fide ary nahazoana vokatra tsara. Tsy dogma izany fa HATRA mamokatra.

Ny diksionera sy ny olona rehetra re ry Miharena dia mamaritra fa dogma ny Sola Fide. Fa i Miharena moa, milaza-tena ho kipantson'Andmtnra izany, dia milaza fa TSY dogma indray hono izany ny Sola Fide eee...

giravy anie ianao izany ry Miharena eee.. Maninona moa raha mamorona sekta mihtnsy ianao, dia mamariparitra resa-pinoana (vaovao) ao... dia rehefa eo ihany, dia amorony diksionera (vaovao) mihintsy koa ee...

Ataovy eo fa alazako @ Vatican ao ianao ao an!... :-)
57. Miharena ( 06/06/2017 12:50)

Hoatry ny hoe mankaray an-doha anao izany ny fanehoan-kevitra mazava omeko io dia avilinao amin'ny diksionera indray.

Mba vakio tsara aloha dia asio famahanana fa tsy avy hatrany dia bala no avoitranao e!
58. rhaj0 ( 06/06/2017 12:55)
Ka sarotra be ny miresaka @ Miharena ee... ny dikan-teny ifanarahan'izao tontolo izao ao @ diksionera fotsiny dia efa lavin-dry Miharena.

hainao ve ry Miharena ny dikan'ny hoe Itsimahalalaafatsynysaimpantany?
59. Miharena ( 07/06/2017 05:01)
Ianao mihitsy Rhaj0 aza io Itsimahalalaafatsynysaimpantany io!

Ilay saim-pantatrao hatreto dia hoe angano ny Baiboly, mahery ny vazaha menasofina atheista!

Tsy miditra amin'ny vontoatin'ny fanambarana etsy sy eroa akory fa olona mievaeva amin'ny firingan-kevitra rehetra izao!

Ka sao dia manary lamba raha atao hoe adala!

Enga ka tsy ho izay an!

Maneke aloha ho mpanota dia miverena mandalina sy mamakafaka ary minoa fa aza anisan'izay tsy mino fa manara-driandranon'ny fivoaran'ny menasofina athee eh!
60. rhaj0 ( 07/06/2017 12:23)
rhaj0:
hainao ve ry Miharena ny dikan'ny hoe Itsimahalalaafatsynysaimpantany?

Miharena:
Ianao mihitsy Rhaj0 aza io Itsimahalalaafatsynysaimpantany io!

F'angaha izy ity raha atao @ "teny mahery" dia lasa marina ho azy, toa resa-baiboly, re ry Miharena...

Izaho izao mba miezaka mihaino ny "saim-pantatry ny diksionera".
I Miharena anefa, na ny "dogma sola fide" fototra ijoroan'ny Fiangnna/Leglzy azany "tsy fantatry ny sainy"
:-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2637