DISO ny (mpandika) Baiboly (4)
21. RBNIR
(
09/05/2017 23:21)
rhaj0:
dia ny olona "iva razana" izany dia olona "vil", hozy RBNIR.
Inona no idiran'ny Razana @ izay maha-"vil" an'ilay olona ao????
Ny fahitako azy, dia tena tsindro-paingotra @ "finoana" original-n'ny Malagasy ilay izy, satria acculturation ny tanjon'ny Fivavahana io.
Izay ny foto-dresaka eto:
Diso (ny mpandika) Baiboly.. gasy, dia i Andrianaivorvelona, satria dia io iaraha-mahita io, fa dia borikilahin'ny mpanjana-tsaina toa an'i Leopold II fotsiny kay ilaiaka.
Dia nefa ny asa (fanimbana sy fanimbazimbana) vitany dia mbola iankohofanareo h@ izao.
Marina io rhajo a!
Ny fiarahamoninina no nametraka ny hoe ireto iva razana irereoa avo razana...
Ny aty afrika izao @ ankapobeny no mahazo ilay teny hoe iva razana...
Jereo ny pourcentagen'ny mpivavaka (mpino) aiza no tena betsaka aty afrika sa ny occidentaux.....
Hoy ny teny hoe "ny iva razana" no .....nofidiny....
22. rhaj0
(
10/05/2017 02:01)
"iva razana" ... no nofidin'i Andrianaivoravelona andikana ny teny frantsay hoe "aucune noblesse".. nefa ho'a ny tian'ny frantsay sy anglisy lazaina dia "aucune noblesse de coeur", izay TSISY idiran'ny Razana (frantsay/anglisy velively).
Ary tsisy idiran' (izany) Andrmntra izany koa ireto dikan-teny rehetra ireto.
Sa Andrmtnra koa no ho'a no mpiresaka hoe "hianao", izay nahitsin'ny Akademia aty aoriana ho "ianao" (tsisy haintso) ??
(asa raha mazava @ RBNIR, fa toa efan averina im-10 teto fa (raha) "dikan-teny" no resaka...

23. RBNIR
(
10/05/2017 06:19)

Ary mitovy fijery isika izany an! izaho koa mihezaka manazava aminao im-polo...
Ny Soratra moa dia manambara hoe: « [Anatra nataon'i Paoly mba tsy haneken'ny Filipiana izay mpampianatra sandoka, fa hitady handroso amin'ny fitondran-tena tsara rehetra] Farany, ry rahalahy, mifalia* ao amin'ny Tompo. Tsy manahirana ahy ny manoratra teny averina, fa mahatsara anareo izany. [* Na: veloma] » (Filipiana 3:1)
24. RBNIR
(
10/05/2017 06:31)
Tsy manahirana ahy ny manoratra teny averina, fa mahatsara....izany....
25. RBNIR
(
10/05/2017 07:04)
Eny ary rhajo a! ity no nahatonga an'Andrianaivoravelona hadinka azy toy izany
26 Considérez, frères, que parmi vous qui avez été appelés il n'y a ni beaucoup de sages selon la chair, ni beaucoup de puissants, ni beaucoup de nobles. 1 Kor.1:26

27. RBNIR
(
10/05/2017 07:52)
Mampieritreritra an! dia ahoana ho very daholo v izany ny manampahaizana, ny matanjaka ny taranak'Andriana rehetra?????
« ....... Izaho no mandinika ny voa sy ny fo; ary homeko araka ny asanareo avy ianareo rehetra. [* Gr. eklesia] » (Apokalypsy 2:23)
« Miforà ho an'i Jehovah ianareo, eny, forao ny fonareo, ry Joda sy ry mponina any Jerosalema! Fandrao hiseho toy ny afo ny fahatezerako noho ny faharatsian'ny ataonareo ka hirehitra, sady tsy hisy hamono azy. » (Jeremia 4:4)
Tsy dia hoe, ho very daholo, akory fa izay mino, ka manaiky HIOVA FO (tsy ho mpiavonavona mpanao tsinontsinona ny hafa intsony "ce ne sont que des.....", tsy ho mpanandratena (hautain) , ary koa tsy ho mpanao ny tenany ho hendry noho ny sasany intsony "je suis" et les autres sont.....)....dia horaisin'Andriamanitra ihany......

28. rhaj0
(
10/05/2017 10:32)
RBNIR:
Mampieritreritra an! dia ahoana ho very daholo v izany ny manampahaizana, ny matanjaka ny taranak'Andriana rehetra??????
Eny tokoany. Iza moa no taranaky ny Mpanjaka David ry RBNIR?? Sady "mpamianatra mahay" no "matanjaka mahery"???
hi hi hi... very daholo izany koa ireny eee... hozy i RBNIR rahefa avy nieritreritra izy :-)
29. RBNIR
(
10/05/2017 11:51)
1 olon'Andriamanitra ry David (efa nampianarina hanetry tena ny taranany).....
2 ilay izy hoy aho tsy systematique rehefa hoe taranak'Andriana dia very (fa izay miova fo) tsy maintsy ho hitan'Andriamanitra....

30. rhaj0
(
10/05/2017 12:12)
hi hi hi .. .dia nieritreritra mafy indray i RBNIR, dia hoe... "avotra" ihany ny "avo razana" sasany kah... indrindra moa raha efa nipasoka tsara ilay robe lava fotsy... izay mariky ny finoan-dehibe... ary dia izy tenany RBNIR no anisany ho "avotra" voalohany .. na dia TSY taranak'Israely (orizinal) azany..
Mety kah... :-)
Mety kah... :-)
31. RBNIR
(
10/05/2017 12:34)
efa nazavaiko an, ny taranak'israely no voafidy tamin'ny fotoan'androny fa taloha dia efa nisy olona maro nifandimby nanompo an'Andriamanitra (tsy taranak'israely)....
ary ity ny porofo fa ny hafa firenena dia tena afaka manompo tsara an'i Jehovah...
« Ary aoka ny hafa firenena izay efa manaiky ho an'i Jehovah tsy hanao hoe: Hesorin'i Jehovah tsy ho isan'ny olony tokoa aho; Ary aoka ny ionoka tsy hanao hoe: Indro, hazo maina aho. » (Isaia 56:3)
« Fa izao no lazain'i Jehovah: Ny amin'ny ionoka izay mitandrina ny Sabatako sy mifidy izay sitrako ary mitana ny fanekeko, » (Isaia 56:4)
« Dia hanaovako fahatsiarovana sy anarana ao an-tranoko sy ao anatin'ny mandako izy, izay tsara lavitra noho ny an'ny zanakalahy sy ny zanakavavy; dia anarana mandrakizay izay tsy hesorina no homeko azy. » (Isaia 56:5)
« Ary ny hafa firenena izay efa manaiky ho an'i Jehovah mba hanompo Azy sy ho tia ny anaran'i Jehovah mba ho mpanompony dia izay rehetra mitandrina ny Sabata ka tsy manao azy ho tsy masina sady mitana ny fanekeko » (Isaia 56:6)

32. RBNIR
(
10/05/2017 12:37)
Iza moa ny atao hoe zanak'isiraely???
Iza i Isiraely? « Ary hoy indray Izy: Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely; satria efa nitolona tamin'Andriamanitra sy tamin'ny olona ianao ka nahery. » (Genesisy 32:29)
I Jakoba no atao hoe Isiraely. Ny atao hoe zank'israely araka izany dia ireo taranak'i Jakoba,
Ireo didy v natokana ho an'ny taranak'i Jakoba ihany marina tokoa????
Talohan'ny taranak'i Jakoba dia efa nisy olona maro, nampianarin'Andriamanitra ireo didiny ireo saingy tsy noraiketina antsoratra ireny didy ireny tamin'izany fotoana izany fa mbola nomena ambava fotsiny ihany....
Ireny olona ireny dia nifanerasera tamin'Andriamanitra ary nampianariny ireo didiny
Anisan'izany i Enoka izay voalaza fa "tsy hita" (nanjavona) satria nentin'Andriamanitra rehefa niara-nandeha taminy (nitandrina ny didiny no tiany ambara eo)....« Ary niara-nandeha tamin'Andriamanitra Enoka; ka tsy hita izy, fa nentin'Andriamanitra. » (Genesisy 5:24)
I Abrahama koa dia anisan'ny nampianariny sy nampitandremany an'ireo didy ireo....« satria efa nihaino ny feoko Abrahama ka nitandrina izay nasaiko notandremany, dia ny didiko sy ny teniko ary ny lalàko. » (Genesisy 26:5)
Talohan'ny zanak'israely dia efa nifidy mpisorona koa Andriamanitra : Melkizedeka no anarany, « Ary Melkizedeka, mpanjakan'i Salema, nivoaka nitondra mofo sy divay; ary izy dia mpisoron'Andriamanitra Avo Indrindra. » (Genesisy 14:18)
Tsy hoe taorian'ny fanomezana ny didy folo vao nampianarin'Andriamanitra ireo didy ireo fa talohan'izay dia efa nampianariny an'ireny olona ireny.
1 Ny fitandremana (fitsaharana) amin'ny andro fahafito IZY mihitsy no nampianatra ny fitandremana sy ny fanamasinana izany voalohany indrindra....
« Ary tamin'ny andro fahafito dia vitan'Andriamanitra ny asa efa nataony; ary dia nitsahatra tamin'ny andro fahafito Izy tamin'ny asany rehetra izay efa nataony. » (Genesisy 2:2)
« Ary Andriamanitra nitahy ny andro fahafito sy nanamasina azy, satria tamin'izany no nitsaharan'Andriamanitra tamin'ny asany rehetra izay noforoniny tamin'ny nanaovany azy. » (Genesisy 2:3)
Raha mbola tsy azo koa ny didy folo dia efa nampianarina tany an'efitra ny fitandremana ny andro fahafito....« Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito, ka dia tsy hisy amin'izany. » (Eksodosy 16:26)
2 Tamin'ny andron'i Noa ohatra koa ohatra dia efa nampahafantarina tsara ny olona ny atao hoe biby madio sy ny biby tsy madio....« Ny biby madio rehetra isan-karazany dia hanalanao ho ao aminao fito avy, lahy sy vavy; ary ny biby tsy madio isan-karazany roa avy, lahy sy vavy; » (Genesisy 7:2)
3 Ny fahafolonkarena dia tsy hoe didy vaovao nomena ny zanak'isiraely fa efa nampianarina an-dry Abrahama sy ry Melkizedeka ihany koa....« Ary Melkizedeka, mpanjakan'i Salema, nivoaka nitondra mofo sy divay; ary izy dia mpisoron'Andriamanitra Avo Indrindra. » (Genesisy 14:18)
« Dia nitso-drano azy Izy ka nanao hoe: Hotahin'Andriamanitra Avo indrindra anie Abrama, dia Andriamanitra Izay nahary ny lanitra sy ny tany; » (Genesisy 14:19)
« Ary isaorana anie Andriamanitra Avo Indrindra, Izay efa nanolotra ny fahavalonao teo an-tananao. Dia nomen'i Abrama azy ny ampahafolon'ny zavatra rehetra. » (Genesisy 14:20)
I Jakoba koa dia efa nampahafantarina ny didy momba ampahafolony...« Dia nivoady Jakoba ka nanao hoe: Raha homba ahy Andriamanitra ka hiaro ahy amin'izao lalana alehako izao, ary hanome ahy mofo hohaniko sy lamba hitafiako, » (Genesisy 28:20)
« ka ho tafaverina soa aman-tsara any amin'ny tranon'ny raiko aho, dia Jehovah no ho Andriamanitro, » (Genesisy 28:21)
« ary ity vato izay naoriko ho tsangam-bato ity ho tranon'Andriamanitra, ary izay rehetra homenao ahy, dia homeko Anao tokoa ny ampahafolony. » (Genesisy 28:22)
Fehiny : tsy ny israelianina ihany no afaka manompo an'Andriamanitra fa ireo hafa firenena dia afaka manompo Azy tsara mihitsy....

33. rhaj0
(
10/05/2017 13:11)
Ny tsy azoko ry RBNIR dia,
- rahefa tranga inona no iankohofana izay voasoratra ao @ TT,
- ary rehefa tranga inona no ahilika ny TT fa hoe efa "vaovao" ny fifanekena.
RAha hoe tsy akipaka tanteraka daholo izay voasoratra ao @ TT, dia
- ny inona @ TT azany no raisina,
- ary ny inona ao @ TT no ahilika (fa hoe efa "vaovao" ny fifanekena).

34. RBNIR
(
10/05/2017 13:23)
Jesosy dia nampianatra fa.....« Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. » (Matio 5:17)
Ny fanekena no niova fa ny lalàna dia ilay lalàna tany aloha iny ihany....
Inona ilay fanekena vaovao? « Fa izao no fanekena hataoko amin'ny taranak'isiraely, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko, Sady hosoratako ao am-pony, Ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko; » (Hebreo 8:10)
Ny fanekena vaovao dia soratana ao anatin'ny olona ilay lalàna (ilay teo aloha iny ihany) fa tsy atao soratra ivelany tahaka ny taloha intsony (taloha nosoratana tamin'ny vato, taratasy sns...)

35. rhaj0
(
10/05/2017 13:51)
RBNIR:
.. soratana ao anatin'ny olona ilay lalàna ...
Raha ny fahazoako azy izany, dia inty dia toa (mety) mifandraika @ ilay dogma-sola-fide.
izay (soratra) voakapoka t@ vato taloha t@ andron'i Mosesy tany ohatra, na koa izay voasoratra anaty taratsy, Baiboly, dia any izany, tsisy ilaavan azy intsony, satria izao, ny "soratra" dia tonga dia efa "ao anatin'ilay Mpino".
Ary satria tena "voasoratra ao anatin'ilay olona" izay MINO ilay lalàna, dia ... izay no mitondra @ ilay hoe, "minoa fotsiny dia avotra" = "sola fide".
Dia io izany, raha "mino" ianao, dia anao (sy ny anatinao) sy IZY sisa ny resaka, fa tena
- TSY mila "mpanelanelana", na Damopra io na Dapasy ka hiteniteny inona anao eo,
- TSY mila "mpitsaratsara", ireo manodidina izay mifanebaka hoe, ity nanota, ity tsy nanota, na hoe, ity tena izy, ity tsy tena izy...
- TSY mila "Baiboly", izay milaza fa izao sy izao no tokony atao ets...
satria raha efa "mino ianao", dia anao sy IZY sisa ny resaka momba anao.
Izay ve?...
36. rhaj0
(
10/05/2017 16:37)
Averiko kely indray... Ilay "sola fide" izany, raha ny fahazoako azy, dia raha efa TENA "mino ianao", dia anao sy IZY irery sisa ny resaka momba anao.
Izany hoe, rahefa io "tena mino" io ianao, dia
- tsy mila Damopra/Dapasy,
- tsy mila Baiboly,
- tsy mandraharaha ny fiaraha-monina,
- tsy mila fahalalana,
fa tonga dia DIRECT ny komionikasio.
Raha ohatra moa sanatrian'izany ka "tsy mahare", na tsy mahazo komionikasio moa nefa izany ianao... dia ... io izany no tonga @ ilay lazain'i Jesosy hoe :
"Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo?"
manja sa giravy??? :-)

37. Miharena
(
29/05/2017 06:09)
Tsara ilay fifanakalozana.
Ny hany mba azo lazaina fotsiny dia raha mbola mamaky dogma mamaky ny Baiboly dia lasa mivaona.
Vakiana tsotra dia tsotra io hoe

38. rhaj0
(
29/05/2017 11:24)
toa tapaka ny resak'i Miharena, fa
- ilay "dogma" dia avy @ "famakiana Baiboly" eee...
- ary ny nanoratra azy dia nihambo fa "nobitsihan'Andrmntra" koa, toa ireo "mpaminany" ao @ Baiboly.
Ka dia azavazavao tsara hoe ry Miharena, izy, na aiza ho aiza, izany ""mivaona izany.

39. Miharena
(
30/05/2017 05:18)
rhaj0:
toa tapaka ny resak'i Miharena, fa
- ilay "dogma" dia avy @ "famakiana Baiboly" eee...
- ary ny nanoratra azy dia nihambo fa "nobitsihan'Andrmntra" koa, toa ireo "mpaminany" ao @ Baiboly.
Ka dia azavazavao tsara hoe ry Miharena, izy, na aiza ho aiza, izany ""mivaona izany.
Tsisy dogma ny Baiboly. Tsotra ny teny ao ary mora azo.
Rehefa mihaino toriteny ianao dia ho an'ny olona na zaza bodo aza ny toriteny fa tsy mila dogma. Ny be saine no mamorona dogma.
Ny Mpaminany sy ny Apostoly dia olona mahazo avy amin'ny Tsitoha Mpahary, Ilay mahay mamorona sy mamokatra fa tsy mindrana etsy sy eroa.
Isika dia voary. Tsy dogma izany fa mazava sy voafaritra tsara.
Ka asa hoe inona no tsy mazava aminao.
Ny Baiboly lazainao fa nosoratan'ny mpihambo io, nahoana no ahitanao fanazavana maro momba ny fiainan'ny olombelona ary ny tena ivony dia ny FIAINANA MANDRAKIZAY?
Raha tsy IZAY VELONA MANDRAKIZAY no nipoiran'io Baiboly io dia tsisy ilana azy io akory ary tsy nampitomboina be dia be hoatr'io io Boky io.
Ka asa inona no tena fanontaniana marina tian'i rhaj0 amin'ity fifanakalozana ity fa na ny fanontaniana aza indraindray tsy tsara fipetraka.
40. rhaj0
(
30/05/2017 11:46)
rhaj0:
ilay "dogma" dia avy @ "famakiana Baiboly" eee..
Miharena:
Tsisy dogma ny Baiboly.
nanontany aho hoe, aiza ilay "mivoana", ary dia nanaovan'i Miharena demonstralation-na "resaka mivoana" izany io eee....
Fa dia tsy hita ho valiana ny resakao (mivoana) io ambony io re ry Miharena.
Fa efa betsaka ny resaka teto momba ny Baiboly ry Miharena, fa dia mba avadibadihho ny serasera ee...
Ohatra hoe,
- asa raha mba hainao iza moa i Andrianaivoravelona.
- na hoe, inona ny atao hoe "Kerobima".