aiza ny atheista

1. rhaj0 ( 27/06/2016 12:27)
novalian'i rhaj0 ny 11/07/2016 20:25
2. tranokwly ( 28/06/2016 08:12)
inona indray ity r rhaj0 an ?mial amn kristianina d miditr amn athée indray,d rovina no iresaka ny islam (EI),fa mafinaritra ana fone ,
3. rhaj0 ( 28/06/2016 19:18)
tranokwly:
inona indray ity r rhaj0 ...

Mba nampisoka-maso eee... misy mantsy @ Kristiana, vao mahare hoe atheista, dia devoly demony, satria izay no nosesefana azy tao (@ vohitrakely tao), ka dia mila aseho hoe, olona nofo sy ra ary misy saina fo aman'eritreritra daholo izany, fa tsisy etre fantastique sy imaginaire eo...

Fa marina ny anao.. MIla aseho koa ny @ moslimo na koa ny bodista. Izany ny sekoly aty: ampianarina na ampahalalaina @ ankizy DAHOLO ny karazana fivavahana eran-tany sy araky ny fotoan'androny aby tany. Dia kOpy ny Ankizy hoe, izay fivavahana izany marina no t@ fotoan'androny sy toerana jeogirafikany tany.

Ary dia takatry ny ankizy hoe, izao fivavahana tao moyen-orient-de-l'an-zero izao ... dia tena izay tokoany izany ny t@ l'an zero tao moyen-orient tao. Dia mianatra koa izy ny t@ l'an zero tany @ kontinenta hafa...

Dia io ho'a, rahefa mahita ny isan-karazany ianao dia ... hivanitika (ny @ kristianisma) eee...
andramo ange eee.. :-)
4. tranokwly ( 29/06/2016 07:11)
za alo tsy andende itety finona sam haf zan e,ts andan andro amnzan mints za ,marob n fialambol azoko atao
ef oe aza d diso mi exciter lotra n olon sasan (manan finon haf )oa enao , athée zao no resak d ion zan resahana
r hifanao taimbava amn olon indrindra (ny kristian) no tanjonao nanaovan anio lohateny io de tsitako z dikany
Aiza ny athéiste (io zan zao n thème d aza hors sujet an )
5. rhaj0 ( 29/06/2016 10:15)
Ka rahefa mi-google, dia hahita ohatra ato ny antsipiriany, atomboka @ wiki
https://en.wikipedia.org/wiki/Demographics_of_atheism

Ny salan'isa dia samy nanao, ary dia samy nanome ny azy. Fa @ ankapobeny, ny betsaka Atheista, dia ny tany mandroso (Eoropa sy Amerika sy Aostralia..), ny Komonista taloha ary i Sina.

Fa raha ahitatra ny tsikarokaroka, dia aty Afrika koa mba mahatakatra izany.
https://en.wikipedia.org/wiki/Irreligion_in_Africa
Ohatra hoe, Wole Soyinka, Nigerian writer and winner of the 1986 Nobel Prize in Literature


tranokwly:
za alo tsy andende itety finona sam haf zan e...

Dia hidio tsara azany ny varavaran-(tsaina) anao ao @ trano kely ao eee... :-)
Z'afady fa hotry ny tsy maintsy, na hotry ny dia ampiarahina hadrohadro foana ilay resaka eto, fa tsy hita fa gasy eee. Ny gasy ho'a hono, hozy Flacourt, dia faly "mandany andro mivanitika".

Gasy va ianao ? Gasy (tia mivanitika) tsotra izao...
6. tranokwly ( 29/06/2016 11:05)
ngah ref ts met itety finoann samihafa d mihid sain ,na badraodra ,o anao t migoogl io an d tadiavo ao oe n dikan oe malala-tsain
ty enao d manambanimba gas e , (za tsy gas f valovotaka teto ny raiamandreniko ,ar ts kristian iankoa )
za nge niten taminao oe athée no resak d io resahan faza manirak olon mande atsy s eroa zany fangah zany no ato hoe athée, d aza lany andro manarats f ts tong lafatr ,
d miverena oa mamaky FMOM f met b aminao hi5
ten mafinaritr zao ra lazalazainao eto n itanao tamin'io lohahevitrio
mahalian b nge io lohahevitrao io e , f mahatonga ny olon ts mandray anjar def fantan oe rebetaimbava ndray no narortr anio ,ny olon ohnao mants makamo ny besinimaro n miresk amin,ny vava fotsn no maniditsidin fan hevitr d ten ts mis na def ita zao aza oe maka sopap ao amn googl ,itako mits fate hanao zavatr b eano fa ts bol tafe,za mpapiantra en amn université faref mait ankiz ohnao io indrindr moa ref manao mémoir d vanitik fotsn zay (ts maints amaly anio zao enao fafantatro hi5),zay mints mants l maha enao anao
za ndray ts mis asa mandrapatongan in herinandro in d manal az ,soa ian az nis anao manal n amoamoko etoko
7. rhaj0 ( 29/06/2016 11:15)
tranokwly:
za mpapiantra en amn université

Ka miray kilasy @ siantista eny @ Oniversitia ilay @ ilay inona ianao izany: physicist sa biologist??



hi hi hi... toa "hrenatra be vata"-n'ny Siantista ianao izany :-)
(z'afady ho'a manadrohadro fa izay ilay gasy eee...)
8. tranokwly ( 29/06/2016 11:32)
itanao zany ef t ho paminany mints enao ,f miteniteny fon ,satria ts siantista mihints aho normal l pandray anjar sasan tan amn lohahevtr haf ra iten oe t idefiean Jesosiny ianao ,
d lazao n siantista ts o menatr satri ts ao mints za hi5
tiko alo io statistq nomena io e ,mahalian ,tohizo f tsara
9. rhaj0 ( 29/06/2016 11:42)
Ka ianao izany mpampianatra, hoz'enao, fa tsisy nahalala moa hoe mampianatra inona. Fa raha mampianatra biolozia na fizika izany ianao, dia ... asa ho'a hoe, ahoana ny fandraisanao sy fampitanao ny fahalalana biolozia/fizika... satria izany io hita mazavabe io, fa ireo olona nahatakatra ny biolozia/fizika, dia tena "strongly disagree" fa misy na nisy izany "supernatural being" izany.

ka ahoana ny anao ao, raha tsy mahadiso?
- Alatsinainy roboka mampita fahalalana, izay mitondra any @ ilay TSY finoana an'ity "supernatural being" ity..
- Alahady roboka @ finoana an'ity "supernatural being" ity...


[size=8]hi hi hi.. avilambilao ao ihany ny vava fa misambodika ambony ambany ao io vao ganga an... :-)[/size]
10. RBNIR ( 29/06/2016 11:43)
Mangalà megaphone rhajo fa sao tsy maheno tsara ireo atheiste a!!!
11. tranokwly ( 29/06/2016 12:00)
prof droit za
r zay nolazaiko teto zay d tokon o fantarao tsar oe aiz oaiz n position aminio ,f za manaj z safidinolon ts raraiko z ataon any r manakian mants za d ohn oe marary fo b amn safidin n t andres lahatr anaz oe ts io no iz f it ,bof ts mivak loha amnzan a
ono oa enao v mino oe mis malagas masah maneho n hevin aminio ,d olazain v ireo ts masahy oe bado s kel sain ,s ts mivak loha
ra amn rhaj0 d inon n betsak eto (kristian , silamo,netipaharazan ,athée sns e...........)
12. rhaj0 ( 29/06/2016 13:14)
tranokwly:
prof droit za ... za manaj z safidinolon ts raraiko z ataon any

FA ny consequence-n'ny safidiny io ve... ohatra, inona no ampianarinao @ ankizy ao @ Droit ao, rahefa hozy i Cohen na Tsaratsara na ny TJ ohatra hoe, tena noho ny "finoako", dia tena TSY notsaboiko, na tsy nentiko tany@ dokotera, ny zanako voan'ny meningite, fa nanaovako vavaka giladibe. Maty anefa ny zaza, ka manadihady ny FItsarana hoe, tompon'andraikitra azany ve i COhen na Tsaratsara na TJ @ io fahafatesana io ?

Dia hoz'ianao ve @ mpianatraao : "hajao ilay finoany" eee...

Fa raha izaho aloha, dia hoy aho hoe, tena "habadoana" izay "finoanao" izay.. Ary lozabe @ fiaraa-monina izany habadoana izany, ka tsy maintsy "iandiana" eee...

Sahala @ ilay "ady @ habadoana" rahefa "tsy mahay mamaky teny" eee...

(tsy haiko hoe, ahoana no fandraisanao ilay teny hoe "habadoana" aloha, fa hotry ny io no mahalikiliky anao.. nefa io no teny hitako)
13. rhaj0 ( 29/06/2016 14:20)
Ilay zaza matin'ny menigite io, dia hitan'ny FItsarana fa MELOKA ilay RaR TSY nitondra ny zaza tany @ dokotera, fa nanao fanafody an-trano tao.

MELOKA!..

Ka dia ampianaro @ mpianatrao ao izany ry Tranokwly fa ...
- rahefa Alatsinainy, dia TSY afaka ny hijery fotsiny ity "finoana" adaladala ity zareo, fa TOMPON'ANDRAKITRA ny vokatry ny "finoany" ny tsirairay
- fa rahefa Alahady, dia "hajao izay finoana" (adala izay tompon'andraikitry ny fahafatesan'ilay zaza voan'ny meningite)

Jereo ny vaovao eto
http://www.torontosun.com/2016/04/26/alberta-parents-found-guilty-in-sons-death-from-meningitis
14. RBNIR ( 29/06/2016 14:51)
Fa i Jesosy ange tsy nampianatra mihitsy hoe tsy mahazo mandeha dokotera e!!

Hoy izy « Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary; » (Lio.5:31)

Efa nisy medecin tamin'izany andro izany an!! ary ny olona dia efa mpakany amn'ireny medecin ireny rehefa marary.....

Tsy niteny mihitsy i JESOSY hoe aza mankany amin'ireny ianareo......
15. RBNIR ( 29/06/2016 14:53)
AVERIKO HATRANY AZA AFANGARO FA JEREO IZAY MANARAKA ILAY FAMPIANARA TSY MISY KILEMA FA IZAY NO TENA KRISTIANINA......
16. RBNIR ( 29/06/2016 14:54)
Ny tena marina mbola mila mianatra ny tena fampianaran'i Jesosy tsara aloha ianao rhajo.....
17. RBNIR ( 29/06/2016 14:58)
Ekena fa rehefa tena mivavaka ny olona 1 dia mahazo fiarovana manokana avy amin'Andriamanitra, saingy IZY tsy nandrara mihitsy ireo olona mpanara-dia Azy tsy hanantona dokotera.....
Ny fitsaboana dia misy fahalalana marina sady voaporofo, Andriamanitra tsy manakana ny olona mihitsy handray izany fahasoavana izany....
18. rhaj0 ( 29/06/2016 16:06)
hi hi hi... mikirapaka i RBNIR marina :-)

Fa ataovy ao ihany ny "habadoanao". F'aza mandehandeha aty fotsiny fa ngo dia migadragadra mampalelo eo...
19. RBNIR ( 29/06/2016 21:03)

rhaj0:

hi hi hi... mikirapaka i RBNIR marina :-)

Fa ataovy ao ihany ny "habadoanao". F'aza mandehandeha aty fotsiny fa ngo dia migadragadra mampalelo eo...

Mikirapaka amin'ny inona moa izay ry rhajo?
Raha azoko tsara tsy mivavaka ny any izany? raha vao hoe mivavaka dia rahonana figadrana?
Dia izay koa ny tsy hahasahianao mivavaka any?
20. RBNIR ( 29/06/2016 21:06)
Aza matahotra fa tsy maintsy mbola ho avy any ny fitoriana lehibe farany......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3853