AZO SOKAJIANA HO FINOANA, TAHAKA NY FIVAVAHANA VE NY SCIENCE RAHA MIRESAKA ZAVATRA TSY HITA MASO ?

1. stahtam ( 10/05/2016 07:12)
Ohatra: "théorie du BIG BANG": finoana ve sa tsy izy; "datation par carbone 14" science sa finoana? nanitikitika ahy mantsy ny zava-boalazan'ity rohy iray ity: http://www.larecherche.fr/savoirs/autre/datation-au-carbone-14-fait-peau-neuve-01-09-1999-89229
novalian'i rhaj0 ny 13/05/2016 19:32
2. nilex ( 10/05/2016 10:35)
tsy finoana kosa izany fa tena science tsy misy ady hevitra e.Zavatra miandry porofo mivaingana ireny fa tsy vitan'ny finoana .
3. stahtam ( 10/05/2016 10:50)

[quote=nilex]
tsy finoana kosa izany fa tena science tsy misy ady hevitra e.Zavatra miandry porofo mivaingana ireny fa tsy vitan'ny finoana .
[quote=stahtam]
Ka ilay porofo mivaingana ANDRASANA mihitsy mantsy no mbola karohina, ary ny fomba ikarohana ilay porofo koa mbola miovaova be ihany; izany hoe tsy "exacte" araka ny famaritana azy. Ny résultat anefa efa ventesina fa X milliards d'années no efa nisian'izao tontolo izao nefa ilay datation carbone 14 aza mbola misy adihevitra. Isika koa mbola tsy nisy t@ izany fotoana izany ka ahoana no ilazana fa tena ireny voka-pikarohana ireny no tena marina sy exacte? Ny FANAMARINANA ny théorie du BIG BANG dia karohina ao Suisse hatr@ izao nefa efa lazaina fa ny Univers dia niforona avy @ Big Bang, ka finoana ilay izy sa fikarohana sa "science exacte"?
4. RBNIR ( 10/05/2016 11:03)
Sarotra B hoy aho ny hahatoky théorie misavoana B toy ny bing bang, ilay y avait X millions (na milliard) d'année, existaint un singe intélligent nommé Lily????

Ankehitriny misy midradradra, mitabataba fa hoe tena marina fa misy JESOSY satria niverina IZY niseho taminy dia nampianatra azy sy nanoro azy ny marina rehetra ao amin'ny baiboly, tsy hinoana fa théorie misavoana B (mbola tena aléatoire B mihitsy no hifikiran'ny sasany mafy???)

P.S : b d b mihitsy ankehitriny no efa resy lahatra ary ireo resy lahatra ireo koa dia efa tena misy vangin'i Jesosy ihany koa ary manamafy fa tena marina fa tsy nandainga ilay olona e!!!

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!
5. stahtam ( 10/05/2016 11:43)

[quote=RBNIR]

Somary mivaona ilay resaka ka averiko kely: tsy ny hoe marina na diso no resaka fa hoe: FINOANA ve sa SCIENCE EXACTE nefa tsy nisy nahita ilay thèse tohanana?
6. rhaj0 ( 10/05/2016 13:15)
Aleo aloha hazava fa...
1- Ny Finoana dia "manaiky-tsisy-porofo"
2- Ny Siansa dia "manaiky-mifototra-amina-porofo"

a- Ny Finoana dia miorina amina "vérité absolue"
b- Ny Siansa dia "work in progress"

Ka raha hi-Siansa ianao, dia mila manana ilay état d'esprit, @ izay ataonao na saininao ao, hoe
--- porofo
--- "in progress"

ka io ny olana ho an'ny Mpino fa tena TSY takany mihintsy io. Rahefa voasesika ho Mpino ianao, dia tena TSY tafita (mihintsy) ilay état d'esprit-na siantista, fa dia mivaralila manafangaroaro ny Finoanao @ Siansa foana ao...

Dia mahatsikaiky (sa dia tena maharikoriko mihintsy indraidray) fa dia
- ao ireo Mpino tia "hanaporofo" ny Finoany hono
- ao ireo Mpino, manao Siansa hono, dia mitady "vérité absolue" hono

Fa dia aza mba afangaroaro ny kisoa sy ny vorona k'lou, fa dia tena manompa-faty ny Finoana SY ny Siansa mihintsy anie izany eeee....
7. stahtam ( 10/05/2016 13:30)

[quote=rhaj0]

Somary zava-baovao amiko indray aloha ilay hoe "in progress" sy ilay izy miaraka @ "porofo" fa isaorana ianao nanampy fahalalana;
Na izany aza mbola somary tsy azoko ny mety ho compatibilité-n'ilay porofo sy ilay "in progress": hazavaiko: Raha "in progress" ny fiabilité-n'ny méthode "datation par carbone 14" (io aloha no ekena fa misy ankehitriny) dia mbola tsy vérité absolue ve izany ilay années d'existence-n'ny Univers? Ary mbola mety ho voaporofo ve izany any aoriana any fa 2 + 2 mety tsy ho = 4 ? rahoviana àry no ho hita ny vérité absolue @ science sa ho "always in progress"? Raha mbola tsy lany aika ny mpikaroka dia ahoana no hilazana hoe marina itsy na izaroa?
8. rhaj0 ( 10/05/2016 13:44)
Ilay "work in progress" ve no tsy metimety aminao? Tsy metimety satria ianao dia toa hotry ny manantena "vérité absolue" foana.

Tena mila mafy ny sainao, fa hoe, "mivoatra hatrany" ny fahalalan-draolombelona. Ny dikan'izany:
- ny "vérité" androany dia ... miorina tamina "porofo" ANDROANY. Dia izay izany.
- Fa rahampitso, raha misy "porofo" vaovao, dia ... izay koa izany.

F'izany TSY midika hoe, rahefa misy "porofo vaovao", dia tena ariana daholo ny "vérité" rehetra OMALY.. Efa betsaka ny "vérité omaly", no efa "ekena-porofo", ary ny vokany dia ny fampiasana ity vérité (scientifique) @ fiainana (teknolozia) io, ary dia efa io iriarianao @ fiainana isan'andro izao io.

Ohatra hoe, ianao ve tany am-pianarana manao ny devoara ao, mety hoe misy demonstration amina dingana maromaro. Dia raha ilay dingana farany ve, no diso, dia tonga dia zero ny devoaranao, ary tena apetrakao ho diso h@ 2+2=4 ???
9. stahtam ( 10/05/2016 14:02)

Ilay hoe "tsy metimety amiko" aloha taloha aza aho tsy nahalala izany "in progress" izany ka tsy misy fiantraikany amin'ny fieritreretako ilay izy. Ny mahavaka azy dia izao: Efa mizara roa sahady ny vérités resahinao dia ny "vérités omaly" izay efa "absolues" ihany angamba raha ny fahazoako ny teninao (asa raha diso aho) sy ny mbola "miandry ny porofo rahampitso", ka ity farany izay milaza zavatra tsy nifanatrehana nefa efa misy confirmation, avec preuves mbola "in progress" no mahatonga ahy toa hiteny hoe mifanalavitra @ finoana ve?
10. rhaj0 ( 10/05/2016 14:09)
Ilay "in progress" k'lou dia tena mila hanananao ao an-tsainao ary normal mihintsy ilay izy ao, satria izay ilay fiainana, ary izay no fisainana.

Ohatra indray hoe, na ny fifampitondrana anaty fiaraha-monina aza ange, ny lalàna, dia "work in progress" eeee... Dila izany hoe "vérité absolue" ao anaty Baiboly dia, ohatra hoe, ny lahy sy ny vavy ihany no mivady. Izao efa aiza isika izao...
11. rhaj0 ( 10/05/2016 14:22)
1- "vérité établies" angaha no ilazako ny vokatry ny "work in progress". Izany dia samy hafa be @ hoe "vérité absolue" (tsisy porofo ho'a).

2- Ilay etat d'esprit scientifique dia mila manana flexibilité ary mila résilience (mahay miarina).

3- Dia misy koa ilay hoe "incertitude". Ny @ io, dia jerenao tsara @ evaluation ataonao ao, fa koa, takatrao eo fa rahefa miha-mivoatra ilay fahalalana dia miha-kely ilay incertitude

Manaiky ianao fa izay ny fisainana, ary IAINANA ilay izy.

Rahefa milona ao anatin'izany ianao, dia ho hitanao fa TSY ho Mpino(mino) (foana) intsony..

Ka raha raisina ohatra ity hitanao @ datation C14 ity, dia ... hitanao io ny "in progress", ahoana ny "incertitude" an'ity methode taloha.. etsetra... Dia aiza izao ny flexibilité-nao, sy ny résilience-nao, fa ny fiainana mitohy ary hifoha maraina falifaly indray ianao rahampitso fa nitombo fahalalana raolombelona.
12. stahtam ( 10/05/2016 14:34)

[quote=rhaj0]
Ilay "in progress" k'lou dia tena mila hanananao ao an-tsainao ary normal mihintsy ilay izy ao, satria izay ilay fiainana, ary izay no fisainana.

Ohatra indray hoe, na ny fifampitondrana anaty fiaraha-monina aza ange, ny lalàna, dia "work in progress" eeee... Dila izany hoe "vérité absolue" ao anaty Baiboly dia, ohatra hoe, ny lahy sy ny vavy ihany no mivady. Izao efa aiza isika izao...
[quote=stahtam]
Amiko kosa aloha zavatra roa samy hafa , samy manana ny hanitra ho azy mihitsy ny finoana sy ny "Science" ary samy zavatra subjectifs ireo ka tsy tokony hifampiditra velively fa làlana roa miavaka TSARA na dia samy ao anaty fiaraha-monina aza e! Fa ilay science rehefa dinihina no toa mitady hanana fanaporofoana tahaka ny finoana ihany fa tsy araka ny niheverako azy hoe exacte.
Izany hoe ny mankato ny science izany tsy hahatakatra velively ny vérité ao anaty finoana (biblique ohatra) satria raha raisina mantsy ity ohatra nomenao farany ity dia absolue mihitsy io vérité io aminy (lahy sy vavy ihany no mivady), ary tsy afaka hampanaiky azy vérité hafa ankoatra izay ny "science" na dia misy aza izany (ohatra: nivoatra "angamba" ny science dia efa misy olona manambady biby sy manao firaisana aminy) dia mijanona ho làlana roa SAMY hafa foana sy tsy miaraka mihitsy izany ireo
13. rhaj0 ( 10/05/2016 14:45)
Ireo "vérité absolue" raisinao ao @ finoaNAO, anao sy ny mitovy aminao irery ao, dia "subjectif" marina. Hitanao tsara fa ny finoana HAFA dia TSY mitovy ny aminao.

Ny Siansa k'lou dia TSY hanaporofo izay "vérité absolue" (sy subjectif)-n'ny Finoana isan'isany any.

Ekeko fa TSY miaraka ary samy hafa, na koa azany mifanohitra, na mifanilika, ny Siansa sy Finoana.

Entre-pa fa ilay fanitarana ny fiarahan'ny L&L na V&V, ho fiarahana @ biby, dia amiko ary tsoriko, dia tena resa-jazan-garabola, toa ilay rajako-rajako in-1 mandeha teo, ka toa tsy ilaiko ho valiana akoriny (intsony).
14. endriny ( 10/05/2016 15:00)
Theorie: Ny Theorie dia tombatombana mamaritra ny fifandraisan'ny zavatra roa na maromaro. Ka io tombatombana io dia tsy voatery ho marina 100% akory, fa mety marina 25%. Ary amin'ny alalan'ny fandinihina sy ny fandramana atao no anamarinana na marina io tombana io na tsia.

Raha raisina izany ny Big Bang na ilay Fipoahana Lehibe, dia io no tombana entina anazavana ny hery manosika ny fivelarana sy ny fiparitahan'ny singa rehetra eraky ny habaka manontolo. Io tombana io anefa, tsy io irery no tombana misy, fa io aloha no manakaiky kokoa ny rafitra ara-pizika ary nohamarinin'ny tranga sasany hita tao Cern io... fa dia eo isika mahita izy

Ny Finoana: dia fanankinana ny faniriana amina zava-poana, amina zavatra tsy voaporofo ny fisiany fa dia inoana fotsiny.

Ohatra: Vodimanga filalaovanay taloha tany akaikin'i Manalalondo, dia izao lasa feno fatim-borodamba be dia be fa lasa doany, fa misy tromba mipetraka manasitrana hono ao... Dia hoy aho tamin'ny zandriko hoe: "hitako moa no tsy nisy matin'ny tazo mihintsy ny olona taty tamin'ny andron'ny bemangovitra, fa kay izany isika ilay nikasikasika an'io vodimanga io foana koa."
15. rhaj0 ( 10/05/2016 16:37)
Iverenako kely ilay Big-Bang. Araka ny nolazain'i Endriny io, dia "io aloha no manakaiky kokoa ny rafitra ara-pizika ary nohamarinin'ny tranga sasany hita tao Cern". Io no "vérité établie" ANDROANY.

Dia averiko indray ilay resak'i Hubert Reeves reko t@ TV efa elaela be izay, ny @ io.

Ny taoriana kelin'io Big-Bang io, ndao atao hoe, Big-Bang-plus+1, miala @ zero izany, dia eo izany ilay lasopy fa manomboka mihanaka. Ary azon'ny Fizika hazavaina tsara (plus ou moins) ny fihanaka, sy koa, ny niseho ao @ ilay lasopy (inona ny particules SY interactions misy ao). Ary misy vita kirakira (experience) akoriny aza io fa tsy hoe fijerevana (observation) fotsiny (ao @ Cern hoz'i Endriny teo).

Fa.. taloha kelin'io Big-Bang io, ndao atao hoe Big-Bang-moins-1, ilay talohan'ny zero izany, dia TSY mbola fantatra hoe inona no "particules SY interactions NISY" tao. Izany hoe, TSY fantatra hoe, toatoa ny ahoana, dia ahoana ny concentration-na matières tao, mainka moa fa hoe, ahoana ny interactions-n'izay matières tao izany.

ka io rahefa TSY fantatra dia tsy fantatra... fa dia mifalia ary mifohaza maraina fa mbola misy karohina izany.

Dia ny atao dia manao "tombana" hafa indray, dia manao "fandinihina sy ny fandramana", dia ... ampitomboina hatrany ny fahalalana eee...

Fa raha mbola mihosina ao anaty "Finoana" ny fi(s)ainanao... dia ... tsy hitako ny lazaina aminao, afa-tsy dia hoe, dia adabohy daholo any ho'a izany izao atao rehetra izao eee... dia akapohy @ ilay ni-imaginer-n'izay olona fahagola mampino anao abobo hatramin'izao ny @ hoe, ahoana niantombohana na ny fivoatran'izao tontolo izao.
16. stahtam ( 11/05/2016 06:36)

Raha atao hoe samy mihosina ao anatin'izay inoany avy ny fisainan'ny tsirairay dia zava-misy izany, izay mitoky @ science, tsy anjarako ny milaza hoe abobo io na tsia, izay mizotra @ finoana, azy ny azy na abobo io na tsia. Ny nahagaga kely ahy hoy aho dia hoe "affirmation" "manakaikikaiky" ny rafitra ara-pizika (25% hoy i Endriny) nefa efa confirmer-na hanoherana ny théorie hafa (finoana ohatra), dia hoy aho hoe: tsy naleo ve niandry ilay pourcentage ho tonga 100% vao niteny hoe iry hafa iry diso; ka amiko izany mbola azo kianina tahaka ny finoana ihany ny science satria mbola fahalalana mitombo nefa efa milaza zavatra ho toy ny absolue.
17. rhaj0 ( 11/05/2016 10:58)
stahtam:
Ny nahagaga kely ahy hoy aho dia hoe "affirmation" "manakaikikaiky" ny rafitra ara-pizika (25% hoy i Endriny) nefa efa confirmer-na hanoherana ny théorie hafa (finoana ohatra), dia hoy aho hoe: tsy naleo ve niandry ilay pourcentage ho tonga 100% vao niteny hoe iry hafa iry diso..

Vao reko t@ radio vao teo, dia izao hono no tolona-miaka-piakarana ho an'ny Siantista rahefa miresaka @ Mpino (sy ireo mpanaraka pseudo-science, izay mody miravaka "science" nefa kay "finoana" iringiriny):

1- Ny Mpino raha hamaly fanontaniana, na miandry valim-panontanina, dia "Affirmation" no ao an-tsainy. Resaka feno tsisy iadian-kevitra intsony.
2- Ny Siantista kosany, dia "Demonstration" no an'eritreriny. Ny resaka mivoaka na avoaka eo, dia (mbola) mila ampiasana ny saina, manadikadina, mamahabaha.

Ka raha hanazava, na mitady fanazavana, ianao izany, dia, raha tsy-te hiborotsaka any @ Finoana (sy ny affirmation gratuite-ny), dia mila
1- miezaka manao demonstration, na miezaka mihaino ny demonstration.
2- manaiky fa tsy ho feno ny demonstration fa mbola "in progress" lalandava ny Siansa.

Dia averiko indray.
1- rahefa TSY fantatra dia TSY fantatra. Izay izany. Ekena am-pahamatorana. Dia miroso manao "tombana/fandinihina/fanandramana/fanadihadiana/..."
2- rahefa misy TSY fantatra, dia izany TSY midika, fa izay efa fantatra (sy établie) hafa rehetra dia adaboka daholo.
18. stahtam ( 11/05/2016 12:07)

rhaj0:

[quote=stahtam]Ny nahagaga kely ahy hoy aho dia hoe "affirmation" "manakaikikaiky" ny rafitra ara-pizika (25% hoy i Endriny) nefa efa confirmer-na hanoherana ny théorie hafa (finoana ohatra), dia hoy aho hoe: tsy naleo ve niandry ilay pourcentage ho tonga 100% vao niteny hoe iry hafa iry diso..

Vao reko t@ radio vao teo, dia izao hono no tolona-miaka-piakarana ho an'ny Siantista rahefa miresaka @ Mpino (sy ireo mpanaraka pseudo-science, izay mody miravaka "science" nefa kay "finoana" iringiriny):

1- Ny Mpino raha hamaly fanontaniana, na miandry valim-panontanina, dia "Affirmation" no ao an-tsainy. Resaka feno tsisy iadian-kevitra intsony.
2- Ny Siantista kosany, dia "Demonstration" no an'eritreriny. Ny resaka mivoaka na avoaka eo, dia (mbola) mila ampiasana ny saina, manadikadina, mamahabaha.

Ka raha hanazava, na mitady fanazavana, ianao izany, dia, raha tsy-te hiborotsaka any @ Finoana (sy ny affirmation gratuite-ny), dia mila
1- miezaka manao demonstration, na miezaka mihaino ny demonstration.
2- manaiky fa tsy ho feno ny demonstration fa mbola "in progress" lalandava ny Siansa.

Dia averiko indray.
1- rahefa TSY fantatra dia TSY fantatra. Izay izany. Ekena am-pahamatorana. Dia miroso manao "tombana/fandinihina/fanandramana/fanadihadiana/..."
2- rahefa misy TSY fantatra, dia izany TSY midika, fa izay efa fantatra (sy établie) hafa rehetra dia adaboka daholo.
[quote=stahtam]
Ekeko mihitsy ilay hoe tsy adaboka daholo. Ilay confirmation avant démonstration ihany no somary nahagaga ahy.
19. rhaj0 ( 11/05/2016 12:16)
Io izao dia tsikaritro ary tena nanahirana ahy fony aho nampianatra. Dia mipetraka ny fanontaniana, hoe, fa maninona io lanitra io manga, indraidray manga antitra, nefa indraidray mena, mavo ets... Dia iny aho mihisatra miteny hoe, ka izao k'lou ilay izy eee... Dia rahefa tsy nahavaly resaka tanatin'ny 15 segondra aho, dia nihodina ny mpianatra. Satria zareo tia hahazo ilay "affirmation", ary "resaka tsy hiadian-kevitra" intsony... Dia nefa aho, tia mba ampieritreritra an-drizareo, mba tarihiko izy mamerina koa ilay "demonstration" ao an-tsainy ao.

Dia torak'izay foana ee... hanontany ianao izao hoe, avy aiza io masoandro io. Dia raha avy aho tsy mahavita manazava aminao ao anatin'ny iray andalana, na koa hoe, misy tsy mazava kely fa tsy ampy ny fanazavana, dia ... ahoana... tena aleonao ve, adaboka daholo izay fahalalan-draolona momba ny masoandro, fa tena aleonao mino an'ity sary eto ambany ity, fa io no efa "marina 100%" tsisy iadian-kevitra h@ izay, voasokitra t@ vato sy Baiboly, ary efa nahabotrabotra ny zokiny rehetra teto??

20. rhaj0 ( 11/05/2016 16:46)
stahtam:
Ilay confirmation avant démonstration ihany no somary nahagaga ahy.

Ity no nolazaina tamiko tany an-tsekoly, ary zaraiko aminao

1- rahefa afaka Bacc ianao, dia mendimendy hoe, ndeha hianatra ary hahalala zavatra betsaka
2- rahefa afaka Licence na mahazo Injeniera, dia mendimendy hoe, tena nianatra ary nahalala zavatra, ary ndeha hampiasa ny fahalalana-be azo, ary hamokatra @ izay
3- rahefa afaka DEA, dia mendimendy indray hoe, tena mbola be dia be izany tsy hay izany, fa ndeha hianatra sy handalina k'lou
4- rahefa afaka Doc, dia TSY mendimendy intsony. Fa dia hoe, be izay hay izay, ary misy koa ny TSY hay. Fa koa, ilay honoris causa fotsy volo etsy ampita io, be koa ny hainy, ary misy koa ny TSY hainy.

Entre-pa fa tsy voatery hanana Doc ianao vao tonga saina hoe, izay ilay fi(s)ainana. Rahefa "ela nihetezana" koa ianao, dia ho takatrao ilay izy. Izaho dia mivanaka foana @ fahendren'ny Antitra.

Fa rahefa manaiky ianao fa izay ilay fi(s)ainana, ary IAINANAO ilay izy, dia ... moramora aminao ny mahazo ilay etat d'esprit-n'ny Siantista. Ka izay resaka mivoaka eo, dia ... hoz'ianao hoe, akanga aloha fa aleo aloha hanadikadina, ary aleo hiarahana mamahabaha/manadihady.. aiza tsara ilay "tombana/fandinihina/fanandramana/fanadihadiana/...".. ahoana izany demonstration izany... ahoana ny incertitude @ izany... ahoana tsara ny methode (scientifique).. ahoana ny approche... aiza cross-reference... ets...

Fa tena tsara ry Stahtam fa nisy ny "mahagaga" anao, fa tsy tonga dia notelominao izay nolazaina taminao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2585