Ny Jiosy

1. rhaj0 ( 21/12/2015 12:02)
(akisako eto ny resaka tatsy, fa ny resaka jiosy tokoany mila sainina tsara..)

Ilay namako Jiosy dia avy any Maroc. Niparitaka tokoany rizareo Jiosy avy tao @ vallée de Canaan tao. Fa tsy ny Jiosy ihany no vahoaka niparitaka, fa toa izany koa ohatra ny peuple Roms (gitan, bohémien, tzigane...) izay toa niainga avy tany Inde.

Ny Jiosy dia namikitra @ fivavahany. Ny Roms indray dia niainga t@ hindouisme, fa kosa, tany @ izay nalehany, dia nandray izay fivavahana tany izy.

FA ny Jiosy, raha ny fahatakarako azy, na hoe préjugé, dia (mahay) mpanao z'afera. Ny Roms indray, dia ... mpanao cirque?

Dia hoy ianao Tealala hoe, "maninona i Israely"? dia hoy aho hoe, satria ny leader-ny fesse fesse sy be vola. Fa ny Roms izao dia mbola io tsy an-tany tsy amparafara io.

Ny Palestiniana izao dia voadakan'ny Israeliana, dia lasa miparitaka koa, hatraty zamerika koa.

Fa ianao izany pro-israeliana raha ny fahazoako ny fanontanianao. Izaho ho'a nanana namana Palestiniana koa. Dia tena ory ilery, mitantara tamiko, fa ny trano nahalatsahan'ny tavoniny, dia nodongian'ny Israeliana, ary dia voadaka ny fianakaviany, @ alalan'ny fivavahana sy finoana israeliana, na koa ny Torah io, voadaka tany @ camp, ary tany zamerika no niafarany.

Dia nahita aho taty aoriana, documentaire onusien, dia hozy ilay renim-pianakaviana Palestiniana hoe... iiieeee... io trano io dia trano nahalatsahan'ny tavoniko, ary misy Israeliana mipetraka ao io izao. Fa izaho ity nodakan'ny miaramilaa israeliana dia tsy an-tany tsy am-parafara.

Ka dia ao ianao sy ny conscience-nao izany ry Tealala aaa... mi-s'identifier @ Jiosy ianao, fa tsy mba manana compassion @ Palestiniana.. nefa ny Palestiniana dia colonisé sahala aminao no-coloniser-n'ny frantsay.

Ary izany dia @ anaran'ny Finoanao (sy ny Torah) fotsiny... bravo.. bravo. Voninahitra ho anao.
novalian'i tealala ny 29/12/2015 18:28
2. rhaj0 ( 21/12/2015 12:11)
Satria mantsy OLANA be ity olona pro-israeliana ity, ary pro-israeliana satria izay hozy ny Torah sy Baiboly fotisny, fa tsy mba hoe, noho ny idealin'ny taona 2000, dia ny rariny sy ny hitsiny, na koa ny zon'olombelona fototra fotsiny...

izao izao tonga ity ny noely, dia mody hozy ny Israeliana hoe, betlehema sy jodia, dia mihazakazka toa akohokely manenji-drehoka tokoany ny Kristiana, ary dia pro-israeliana, ary dia tsisy consideration-ny ny Palestiniana..

Ny tena hitako mampalahelo mampahonena, dia .. hihomehezan'ny Jiosy fotsiny nefa ireo Kristiana, satria dia miaro ny interet Jiosy ireto izy, nefany... angaha ny Kristiana handova ny "lanitry ny Jiosy" na oviana na oviana... ka TSY anaty tetiharana akoriny ireo koa "handova" inona hono... Nisy olombem-Baiboly nilaza fa "mandova" daholo hono ny rehetra... dia, ha ha ha! hozy ny Jiosy: n'engage que celui ou celle qui le croit.. :-)
3. tealala ( 21/12/2015 14:20)
so ihany fa le ridicule ne tue pas hahaha, tena na 0,00000...0 de spiritualité aza tsy hanananao, afaka miteny foana anie aloha atreto e :D
4. rhaj0 ( 21/12/2015 14:30)
hi hi hi.. Angaha rahefa hoe "mahay miteny hoe sipiritoalitia" dia "mahatakatra ny dikany".. sûr aho fa "tsy takatr'i Tealala" akoriny ilay hoe "sipitoalitia", fa mba nolazaina taminy dia mba averimberiny, amonoana papillon eto... :-)
5. endriny ( 21/12/2015 14:46)
Ny Gasy izany dia tsy manana ny maha izy azy mihintsy aloha e.

1) samy te ho andriana daholo: izay Malagasy mifampireska rehetra dia milaza fa taranak'Andriana daholo.
2) Samy te ho vazaha daholo (indrindra ny amin'ny renivohitra rehetra): dia mibada rrrrr daholo, dia tsy maintsy miteniteny frantsay kely daholo, dia tsy maintsy manisy marika hoe vazahazaha kely na fitafy, na fiteny, na ny fiara taingenana aza asiana mosara taratasy atao haingo eo aoriana.
3) Samy te ho Israelianina daholo: Zanak'Israely hono ny Gasy e, zanak'i Abrahama. Zanak'Israelianina diso lalan hono e... Dia manompo ny Atr'Israely, saingy amin'ny fombam-bazaha Roms

Inona sisa ny Maha-Malagasy ny Malagasy... izy eto Madagasikara miasam-bazaha, tsy miteny gasy, tsy manaraka fomba Malagasy sy finoana Malagasy, tsy manao rafi-trano Malagasy,.... Dia hoy ilay mpanoratra hoe Tsy misy Malagasy eto fa Rajakom-bazah no misy eto
6. rhaj0 ( 21/12/2015 15:01)
Tsy haiko hoe, rahefa miondrana aty ivelany ve vao mahatsiaro ny sandan'ny maha-gasy... fa rehefa ao Dago dia mitady ny tsy hita indray.. tsy haiko.

Fa rahefa aty koa ianao, ka mahita na israeliana io na palestiniana.. na boudista io na atheista.. ets... dia mety hafa indray no an-tsainao. Ka ny hotry ry Tealala gasy manana "sipiritoalitia israeliana"-ny izao hono, dia mety hampivanitika gaigy ny olona hafa rehetra tokoany... na israeliana io na palestiniana.. na boudista io na atheista

Ankoatr'izany, mba hevereo anie, raha ohatra ka raikitra ilay tetik'i Hitler hoe, nahondrana tany Dago daholo ireo Jiosy ireo t@ 1940s tany ee... Dia ho sahala ny nahavoa ny Palestiniana ny ahavoa ny Gasy ao : avy ny miaramila, ary ilay tranon-drazanao nahalatsahan'ny tavoninao tao io mihitnsy ho'a, no hipetrahan'iretsy Jiosy.. na ny fandriananao tao azany mety mbola ampiasainy...
7. tealala ( 21/12/2015 18:29)
Ekeko hoe marina ny zavatra teneninao ry endriny, fa izaho kosa aloha atreto tsy mbona niteny hoe te hoe israelianina, (izaho raha resaka fiteny vahiny izany tsy haiko izany vao teraka aho dia teny malagasy no nitenenako, raha misy teny mba haiko amin'izany dia tsy mba hirehareha amin'izany ah). le hoe taranaka jiosy misandoka angamba no betsaka eto an tanàna.

Dia aleo ko aloha hazava ry rhaj0 fa tsy mbola niteny aho hoe manana "sipiritoalitia israeliana", rehefa miresaka angamba dia aleo ihany mijery izay zavatra soratan'ankilany sy ny andaniny fa tena lasa diso fandraisana ianao.

An i Israely izany ny tany fa tsy an'ny Palestiniana e, tany nampanantenaina e :), mahita aleha foana i Ismael rehefa alana tao.
8. rhaj0 ( 21/12/2015 19:09)
Tealala:
An i Israely izany ny tany fa tsy an'ny Palestiniana e, tany nampanantenaina e

Tany nampanantenain"iza? Nampanantenain'ny Andrmntr'Israely??
Ary inona no nampanantenain'ny Atra sy ny razanao (gasy) ry Tealala?? Ny tanindrazanao..
Ary inona no nampanantenain'ny Atra sy ny razan'ny Palestiniana ry Tealala??

Asa ianao raha maha-araka ny Histoire ao Moyen-Orient ao.. Histoire hoy aho fa tsy "contes et légendes". Moa ve fantatrao i Saladin? Tsy ao anaty Torah k'loha izy eee...

Ary maha-araka ny Actualités ao Moyen-Orient ao koa ve eee... Betsaka ny documents onusiens sy ny resolutions eeee... Sa aleonao fotsiny mikoboka @ Torah taloha tany, dia izay no i(s)ainanao ao??

Fa io moa ho'a.. ry Tealala izany mi-s'identifier @ (bandy sy) rôle, dia ry Israeliana, ary mandray ny Histoire (sy contes et légendes) soratan'ny rôle (sy idole)-ny... Ka dia ao ianao izany e.. io miara-mahita io. Ataovy "mazava" ny anao ao f'aza miodikodina, mba tsy "ahadiso fandraisana" ny anao ao eee...

Fa dia tsoriko sy aoka hazava, f'ianao ho'a izany dia ihomehezan'ny (tompon'ny) idole-nao fotsiny ihany eee... Ilay namako Jiosy marocain azany ho'a, sorendrena fa kay ity tetiharana ity manaraka ny viavy hono, nefa ny reniny tsy Jiosy.. dia sorena t@ dadany ilery.. dia nitady vady Jiosy ilery... Dia ianao izany ry Tealala dia ... efa tsy ilay peuple élu izany ee... Fa savisaviho ao ihany.. mba misy ivanitihan'ny hafa rehetra anao eeee.. :-)

9. tealala ( 22/12/2015 04:07)

rhaj0:

Efa samy manana ny anjarany daholo ny ao ry rhaj0 a, fa ny athé ngamba mety tsy manana :D
10. rhaj0 ( 22/12/2015 11:24)
Efa hay anie ny an-dry Tealala eee... tsisy mahaganga..

1- rahefa tsy takatry ny hoza-doha (kamo) izay azo sainina rehetra, dia akarapoka ho IZY no "namorona" an'ilay izy dia basy an...

2- dia eto indray, rahefa izay atao ao tsy vitan'ny hoza-tsandry (marefo), dia akarapoka ho IZY no namaritra io "anjarany" io dia basy an...

Raha ianao sy ny fiainanao Tealala ao moa no @ izany, dia izay izany, ifalio ao, fa rahefa hoe, ohatra.. ny iles éparses, ara-tantara sy ara-dalana, dia an'ny Gasy, nefa dongian'ny Frantsay, dia ... soa ho'a fa tsisy mandeha nivavaka @ Torah, dia mionona fa izay ilay "anjarany", fa mikezaka ihany ny olona eee...
11. Tealala ( 22/12/2015 16:32)

rhaj0:

Efa hay anie ny an-dry Tealala eee... tsisy mahaganga..

1- rahefa tsy takatry ny hoza-doha (kamo) izay azo sainina rehetra, dia akarapoka ho IZY no "namorona" an'ilay izy dia basy an...

2- dia eto indray, rahefa izay atao ao tsy vitan'ny hoza-tsandry (marefo), dia akarapoka ho IZY no namaritra io "anjarany" io dia basy an...

Raha ianao sy ny fiainanao Tealala ao moa no @ izany, dia izay izany, ifalio ao, fa rahefa hoe, ohatra.. ny iles éparses, ara-tantara sy ara-dalana, dia an'ny Gasy, nefa dongian'ny Frantsay, dia ... soa ho'a fa tsisy mandeha nivavaka @ Torah, dia mionona fa izay ilay "anjarany", fa mikezaka iany ny olona eee...

Izay mihitsy talatrao ilay izy :)
12. rhaj0 ( 22/12/2015 16:50)
:-) ... inona ilay hoe "izay mihitsy"; ngo dia ilay "soa ho'a fa tsisy mandeha nivavaka @ Torah" ny olona??
13. tealala ( 23/12/2015 07:48)

rhaj0:

:-) ... inona ilay hoe "izay mihitsy"; ngo dia ilay "soa ho'a fa tsisy mandeha nivavaka @ Torah" ny olona??

aaa ka enao no soa fa tsy mamaky an zany fa raha mamaky dia tsy haiko hoe firy arivo taona indray handeha lalana diso ny olombelona.
14. rhaj0 ( 23/12/2015 13:50)
Fa raha "nandeha lalana diso" azany hono izany ny olombelona izay an'arivo taonany izay, dia hono ho'a ry Tealala, fa naninona hono tsy nanirahaNY Anjely kely indray k'lou, sahala t@ fotoan'andron'ny Torah?

Sa... ilay olombe t@ voanalohany nanoratra io Torah io, no manana ny droit d'auteur-n'izany Anjely-Anjely izany, dia ny taty aoriana tsy nahavita intsony? dia izao izay bokin'ny fahiny tontan'ny ela izao foana sisa no ventesina(o) ao io?

Fa tsy takatrao ho'a moa ny @ galaxie ao anaty Torah ao, nefa vao ni-google aho dia nahita...
http://lmgtfy.com/?q=galaxy+in+the+torah

Fa dia io hono ny sary (tao @ Torah izy teo), maneho ny olon-kendrin'ny Torah mijery ny galaxie ee... Sa ngo dia mba ianao azany io.. :-)

F'angaha tsy mahatapaka mihitnsy :-)
15. tealala ( 25/12/2015 06:44)

Tena diso olona anontanina ianao ry rhaj0 a, olona natao ampianatra anontanina izany fa raha izaho no anontaninao an izany dia valiko ianao hoe ilay mpahary no namorona an'io fa tsy ampy anao ny valiteniko dia ampiko hoe mitadiava boky misy ny processus 'ny famoronana ny galaxie, dia alefaso alavitra ny saina avy eo hoe avy aiza ary ilay element nahatonga ilay galaxie.
16. rhaj0 ( 27/12/2015 21:59)
esy e ry Tealala... ka io ao @ http://www.fossilizedcustoms.com/ io ny "Torah zone" hono, koa inona ndray... Raha izy ao moa no "disoinao", dia izay ifanarahanareo (sy ny conscience-nareo) any izany ee...

ka dia io rangahy manao rebareba mena io izany ny representation-n'ny karoka ny galaxie ao anaty Torah ao ee... Mampihomehy gilady mihintsy anie ilay izy e.. hotry ny mitsikilo ny ambany zipon-dreniny i bainina (Tealala).. dia oainina ry Tealala dia mialahoala io.

Mba asivo fahatsoram-po izy io ry Tealala, fa rahefa oainina dia mba oainina, fa hoe dia ninonino foana tao ianao izany eee.. ianao azany anie mba victime eee...
17. tealala ( 28/12/2015 11:30)

Karohy foana ry rhaj0 a, tena kely bititika manko ny zavatra marina mba haiko noho ny diso voizinao sy efa nokaroninao (ilay fomba fisainananao sy fiheritreretana occidental io), tohizo fa efa voasoratra ao anie izany hoe misy ny olona ohatranao e :D, vo me miamitombona ihany ilay Torah vakiko :D.
18. rhaj0 ( 28/12/2015 18:50)
Fetsy aloha ny nanoratra ny Torah ee... Tena ambakainy ohatra i Jules Verne rahefa samy anombatombana ny ho avy ihany.. Ny an'ny Torah nampiany hoe, "sûr fa hisy ny tsy mino".. Dia avy tokoany ry Tealala hoe, wow... tena goavana ny fitombenan'ny Torah vakian'i Tealala :-)

Fa miresaka "fiheritreretana occidental" ianao.. n'enao anie tena "fiheritreretana occidental" koa ee... ngo dia heverinao fa "orientale" koa azany izy izany (na dia ao moyen-orient azany ny Torah-nao).. Fa n'enao ho'a izany dia "fiheritreretana occidental" t@ andron'i Jean Laborde eee... sa t@ andron'i Rangita? Sa moa tsy razanao ry Rangita fa ny anao i Moses...
19. Tealala ( 29/12/2015 11:42)

??? aiza no ahitanao heo manana toe tsaina occidentale za? na mivoy fiheritreretana occidental? ianao anie no tsy mino eo izao e? Ary ilay fiheritreretana occidental lazaiko eto efa tsy ho takatrao mihitsy ilay concept takatro raha ny fijeriko azy satria efa izay no nanaovana anao, efa ao aminao ilay ame occidental (mba manana ary izany raha tsy hoe ny an'i Darwin no indraindraina)
20. rhaj0 ( 29/12/2015 16:23)
Ka tsy ao @ "judeo-chretien" ve ny anao ao izao ry Tealala aa ??

Occidental izany raha ny fahitako azy. Sa n'enao ao tena heverinao fa "oriental", miaraka @ hinduism na koa ny taoism?

ry Tealala ange io misavisavika rahan'olona io foana ihany eee.. Savisaviho ao azany izay tianao savihana fa malalaka ny tany kouh... Ianao petak'orona io izany ... sady tsy jiosy, no tsy gasy ary tsy occidental (no tsy oriental) fa ... "orthodox" hono izany hoz'ianao eeee.. orizinal an...

Dia rahefa mameno taratasim-panjakana izao ry Tealala itony dia .. mila case orizinal ho cocher-na, fa izy hono sady tsy jiosy, no tsy gasy ary tsy occidental (no tsy oriental) fa ... "orthodox"

Dia ihomehezan'ny Ankizy ao izany ianao kouh..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2286