Ny Jiosy

21. tealala ( 29/12/2015 18:28)

rhaj0:

Ka tsy ao @ "judeo-chretien" ve ny anao ao izao ry Tealala aa ??

Occidental izany raha ny fahitako azy. Sa n'enao ao tena heverinao fa "oriental", miaraka @ hinduism na koa ny taoism?

ry Tealala ange io misavisavika rahan'olona io foana ihany eee.. Savisaviho ao azany izay tianao savihana fa malalaka ny tany kouh... Ianao petak'orona io izany ... sady tsy jiosy, no tsy gasy ary tsy occidental (no tsy oriental) fa ... "orthodox" hono izany hoz'ianao eeee.. orizinal an...

Dia rahefa mameno taratasim-panjakana izao ry Tealala itony dia .. mila case orizinal ho cocher-na, fa izy hono sady tsy jiosy, no tsy gasy ary tsy occidental (no tsy oriental) fa ... "orthodox"

Dia ihomehezan'ny Ankizy ao izany ianao kouh..

Ny doubler na mintsy ilay absurdité nosoratana e fa nga tsy loza e :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5379