Fomba fiasan'ny sekta ! (tohiny)

21. rhaj0 ( 17/12/2015 18:05)
Ny Siansa ry Tealala dia "work in progress" aaa...

Tohizo ihany ny fivarinana any @ finoanoam-poana ao, fa dia ihomehezan'ny zafin-dohalika ao ho'a eee...
22. tealala ( 17/12/2015 19:00)

rhaj0:

Ny Siansa ry Tealala dia "work in progress" aaa...

Tohizo ihany ny fivarinana any @ finoanoam-poana ao, fa dia ihomehezan'ny zafin-dohalika ao ho'a eee...

Ny zafin'dohaliko ry rhaj0 hafantatra tsara ny origine ny fa tsy mi se baser amin'ny hoe nisy an izao tato dia nanome espèce vaovao indray avy eo, ary zareo mbola olona tahak'ahy amin"izao fa ny anao angamba no mety misy evolution indray afaka tsy hay hoe firy taona dia ahita karazana rajako vaovao indray ireo zafin'dohaliko.
23. rhaj0 ( 17/12/2015 19:46)
Tsy haiko hoe inona no siansa mba vakianao ka anafangaronao resaka rajako @ olona.
Efa noresahina lavabe teto ireo fa dia avadibadiho ao indray ny ato k'lou eee.
http://forum.serasera.org/forum/message/m5654a11b99604#m565db66090a68

rhaj:

Ato http://evolution.berkeley.edu/evolibrary/article/evograms_07
Dia jerevo tsara ilay echelle des temps fa amina million re ry Gasy1zay a... [dia jerevo tsaara koa ny fisampanany]... dia rahefa azonao io, dia mba ampianaro @ ankizy, dia ilazao izy hoe, fony zaza ihany re rankizy ilay conte de fee bibilikan'i madame eva, fa efa lehibe vory saina ianao izao ka dia izao no izy...

24. tealala ( 18/12/2015 11:17)

Ka efa hoe azavao ilay processus napisampana ilay espèces roa ko
25. rhaj0 ( 18/12/2015 11:28)
Efa noresahina tatsy eee...

rhaj0:
Dia migoogle re ry Gasy1zay [sy Tealala] a...
http://lmgtfy.com/?q=evolution+change+of+species
(tsisy valiny ao @ Baiboly (na Torah) ny fanontanianao)..

dia eto aloha jerijereo hozy ny olona
http://www.pbs.org/wgbh/evolution/library/faq/cat05.html
One species does not "turn into" another or several other species -- not in an instant, anyway. The evolutionary process of speciation is how one population of a species changes over time to the point where that population is distinct and can no longer interbreed with the "parent" population.

Fa jereo tsara foana ho'a ilay echelle des temps...
26. tealala ( 18/12/2015 13:25)

ka inona ilay mahatonga izay ary e?
27. rhaj0 ( 18/12/2015 13:47)
Dia raha tsy voavaly ao azany ny pouiquoui-nao ry Tealala, dia akapoka @ vato sa akapoka @ Andrmntra daholo daholo ve izany ny zava-drehetra ho'a eee ???

Zato taona lasa tsisy nahatakatra ny big-bang.. izao, eto izao isika izao... zato taona any aoriana, (mety) ho avy ny fanazavana...

Dia tsy ridicule be ve ity reflexe sa fombanao manakapoka ny saina @ vato sy Andrmntra ity eee ???
28. tealala ( 18/12/2015 15:16)
Ilay ianareo milaza fa hoe siantifika (finis) hi apprehendre ny infinis hoy aho no tena ridicule.., hanakatra ny tsy takatra, cellule iray aza tsy hainareo ny mamorona azy ko, tohizo jusqu'a l'infinis hoy aho e makany tsy misy fiafarana ianareo anao recherche eo :D
29. rhaj0 ( 18/12/2015 15:22)
ny olona indray ry Tealala dia mifoha maraina dia mikezaka ny hi-apprehendre izay azo apprehender-na aa...

n'enao izany ho'a dia efa vita, fa dia akapohy @ Andrmntra sy ny vato ao ny sainao eee... Dia imaginer-o ao hoe, tena "mamorona cellule" indray izao ilay Andmntra... isan'andro isan'ora isaky ny iray minitra...
30. tealala ( 18/12/2015 15:28)

Avy aiza daholo ary ny element nampihisy ne atao oe planeta sns katraty am ra olombelona e?
31. tealala ( 18/12/2015 15:37)

rhaj0:

ny olona indray ry Tealala dia mifoha maraina dia mikezaka ny hi-apprehendre izay azo apprehender-na aa...

n'enao izany ho'a dia efa vita, fa dia akapohy @ Andrmntra sy ny vato ao ny sainao eee... Dia imaginer-o ao hoe, tena "mamorona cellule" indray izao ilay Andmntra... isan'andro isan'ora isaky ny iray minitra...

Sady ianao ihan ary mo no miteny hoe "dia mifoha maraina dia mikezaka ny hi-apprehendre izay azo apprehender-na aa" izany hoe ni ny apprehendre ny tsy misy ho lasa nisy izany teo...ny anao misy limite hazonao tsara v izany? ny efa misy za mo tsy voavalinao hoe avy aiza ko, progression rahovina, resultat approximatifs daolo izay lazaina fa tsy mis hoe tena izao.
32. rhaj0 ( 18/12/2015 15:43)
avy tao @ lasopin'i Big-Bang... dia ny particules elementaires tao no ... "rien ne se perd, rien ne se crée, tout se transforme".. ary raha tena zohina, dia io tonga ao aminao io ohatra.

Fa raha hanontany indray ianao hoe, avy aiza ny lasopin'i big-Bag? dia efa hoe, zato taona lasa izay tsy hay akory io Big-Bang io.. fa dia mahareta fa afaka zato taona ho avy, dia hitombo fahalalana hatrany raolona eee...

Ny hoe, ahoana no lasa misy "aina" ny raolona sy ny biby? izay angamba koa ny fanontanianao. Dia ... asa mila zato taona ho avy angamba fa raha izaho aloha dia tsy takatro koa eee...

Ka rahefa tsy voavaly ny fanontaniana, dia n'enao izany ny safidinao, dia hoe, ario any daholo ireo fanazavana hitan'ny Siansa h@ izao ireo (Big-Bang ohatra), fa aleo mivarina milentika atsy @ ilay Boky tontan'ny ela atsy, fa izay no nahabotrabotra ny razana... au fait, nahabotrabotra ny razan'ny olona avy tao Canaan, fa TSY ny razanao gasy petak'orona avy tatsy asie du sud-est.

Mba mivanitika miaraka amiko @izay kosa ianao eto eeee... :-)
33. tealala ( 18/12/2015 16:50)

rhaj0:

Ny hoe, ahoana no lasa misy "aina" ny raolona sy ny biby? izay angamba koa ny fanontanianao. Dia ... asa mila zato taona ho avy angamba fa raha izaho aloha dia tsy takatro koa eee...

Izay ilay nolazaiko teo hoe lany eo ny andronareo hoy aho fa raha ny infinis no défier nareo dia tsy ho takatry ny finis izany dia anome resultat arrondi koa izy avy eo :D
34. tealala ( 18/12/2015 16:57)
Asaivo manohy ny fikarohany eo ireo mpikaroka mandra paha lasa infinis ny finis e, ataovy X x ? amin'izay lasa ? ny valiny.
35. rhaj0 ( 18/12/2015 17:04)
Soa fa tsy ianao ilay olona mba mampi-inspirer sy mampi-motiver ny siantista sy ny Ankizy mba hikarokaroka sy hanadihady. Fa n'enao izany dia efa hoe "lany eo ny andronareo"...

Ny olona ho'a ry Tealala, dia tena "te-ahalala" tokoany, fa tsy anarany fotsiny. Ary rahefa (mbola) misy ny tsy (mbola) takatry ny sain-draolona, dia izay no ifohazana maraina, sy "andaniana ny andro", ary dia mikarokaroka sy manadihady.

Fa n'enao moa.. dia "tsy mety lany" ny andronao, manao ilay mitoreho lava, dia mievoka lava ao anaty Boky tonta ao.. dia manipy tanana any an-danitra kely, dia mihivingivina ao, dia mikimpy dia miankohoka indray... dia ahoana ho'a hozy ilay saina mba tia karokaroka e... fanina?
36. tealala ( 18/12/2015 17:11)

haha, efa raisonnement matematika anie izany ry rhaj0, mandehana mikaroka ny fikan'ny infinis dia rehefa tonga eo ianao dia mitovy aminy dia hanao boky ko aveo, dia rehefa mametraka fanontanina ny zanak'olombelona avy eo hoe avy taiza ilay element niantombohan ilay big bang dia hoy ianao hoe izao no famoronana azy, fa raha zavatra efa nisy teo no lazainao dia aleonay ihany miondrika anaty boky ko :D
37. rhaj0 ( 18/12/2015 17:24)
entre-pa fa ianao tokoany ve ry Tealala, dia sahala @ ireny Jiosy, ilay rehefa mivavaka dia mihivingivina mafy be ireny mamikitra ilay Torah, dia efa toa ny manakapoka ny lohany @ rindrina, mur des lamentations, ireny ??? Dia be volombava sy ilay volo lavabe koa ve ianao ao izao?

Dia @ sampana judaisma inona n'enao ao izao?

Sa moa tsy zaraina koa izany?.. Afeno ao azany kouh.. toa "tay an-tsalaka?"...
38. tealala ( 18/12/2015 17:45)

aaa izaho tsy jiosy ka, tsy mangalatra identité :D
Tsy ao anaty judaisma
tsy hoe tsy mizara fa anjaran'ny tsirairay no mikaroka raha tealala izy

iresaka izany ihany ianao, tsy mba nanitikitika ny sainao akory ve hoe maninona i Israely no teo foana, nianjady taminy daholo izao fampijaliana rehatra izao fa mbola io mijoro io izy io, naripaka 6millions de juifs, taona vitsy lasa Etat Israel. zavatra misy no anontaniko anao a.
39. rhaj0 ( 18/12/2015 18:28)
Ilay namako Jiosy dia avy any Maroc. Niparitaka tokoany rizareo Jiosy avy tao @ vallée de Canaan tao. Fa tsy ny Jiosy ihany no vahoaka niparitaka, fa toa izany koa ohatra ny peuple Roms (gitan, bohémien, tzigane...) izay toa niainga avy tany Inde.

Ny Jiosy dia namikitra @ fivavahany. Ny Roms indray dia niainga t@ hindouisme, fa kosa, tany @ izay nalehany, dia nandray izay fivavahana tany izy.

FA ny Jiosy, raha ny fahatakarako azy, na hoe préjugé, dia (mahay) mpanao z'afera. Ny Roms indray, dia ... mpanao cirque?

Dia hoy ianao Tealala hoe, "maninona i Israely"? dia hoy aho hoe, satria ny leader-ny fesse fesse sy be vola. Fa ny Roms izao dia mbola io tsy an-tany tsy amparafara io.

Ny Palestiniana izao dia voadakan'ny Israeliana, dia lasa miparitaka koa, hatraty zamerika koa.

Fa ianao izany pro-israeliana raha ny fahazoako ny fanontanianao. Izaho ho'a nanana namana Palestiniana koa. Dia tena ory ilery, mitantara tamiko, fa ny trano nahalatsahan'ny tavoniny, dia nodongian'ny Israeliana, ary dia voadaka ny fianakaviany, @ alalan'ny fivavahana sy finoana israeliana, na koa ny Torah io, voadaka tany @ camp, ary tany zamerika no niafarany.

Dia nahita aho taty aoriana, documentaire onusien, dia hozy ilay renim-pianakaviana Palestiniana hoe... iiieeee... io trano io dia trano nahalatsahan'ny tavoniko, ary misy Israeliana mipetraka ao io izao. Fa izaho ity nodakan'ny miaramilaa israeliana dia tsy an-tany tsy am-parafara.

Ka dia ao ianao sy ny conscience-nao izany ry Tealala aaa... mi-s'identifier @ Jiosy ianao, fa tsy mba manana compassion @ Palestiniana.. nefa ny Palestiniana dia colonisé sahala aminao no-coloniser-n'ny frantsay.

Ary izany dia @ anaran'ny Finoanao (sy ny Torah) fotsiny... bravo.. bravo. Voninahitra ho anao.
40. Yahl ( 18/12/2015 19:51)

rhaj0:

Yahl:
Ny efa vitan' Andriamanitra ve no hadihadianao?

Ity ho'a dia tsy mety mi-click @ Yahl mihintsy eee... Averina indray. Ianao sy ny imagination-nao irery ao (na ny imagination collective-nareo) no mahita Andrmntra izany. Dia ilay "vitan'Andrmntra" dia construction-n'ny imagination-nareo ao daholo daholo fotsiny eee...

Tsisy (siantista) "manadihady" izay "imagination" (collective) anareo any izany.

Alefaso kely indray ho'a ilay saina (mandinika).. Hanisa 5 aho... 5...4..3..2..1..

Ka namboatra ireo galakisia an'anlin-kisa izany ilay Andrmntrao (ao @ imagination-nao), ary IZY @ io dia "toa ny endrikao sy tarehinao" ?? dia ilay galakisia izany petit pois napitiNY t@ bala filesy, dia lasa nifiritika any alavitra any, "any ambony any" ???

Yahl
Fa enaw no matory @ siansa de midanaka mijery ny efa vita!
Tsy voadinikao ny koa angaha ny lalimanga?!!!
Dia voalazanao tokoa! izany no tsy mahataitra ahy @ siansa fa tsy hoe tsy mahalala, ampy ny mahita! Zavaboary, zavaboary foana, ary mivoatra araky ny mampisy sy nahariana azy,fa tsy tompoinao sy ireharehanao ho ambony noho ny namorona azy @ity fahalalana kely mba fantatrao.
Mamoro'na vovoka raha mahay!
[/quote]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1987