Pray for Paris

41. Strong3 ( 23/11/2015 12:57)
makany makany le resaka ve rhaj0 ??? :-)
42. rhaj0 ( 23/11/2015 13:18)
endriny:
Tena kanefa ialy mopera tsy manam-bady mihintsy no mananatra mikasika ny fitiavana...
vahiny2004:
Efa renao angaha karazana resaka toy inona no resahin'i Mopera @ fanomanana fanambadiana ?
hozy mopera hoe, toatoa izao ny position rehefa manao raha ohatra ka te-ho tera-dahy...
Strong3:
makany makany le resaka ve rhaj0 ??? :-)

Resaka serieux io eee.. ny an'ny Jiosy izao, dia tena malaza hoe, TSY mahalala n'inon'inona ny @ sex ireo tanora manambady, ka dia i Rabbin mihintsy no manazava antsakany sy andavany.. Azony miverina any @ Rabbin foana hono ireto tanora, dia hoe, toa tsy mety miteraka, kay diso lavaka, na asa... mihevitra hoe vitan'ny FM koa ny mampitoe-jaza ao...
43. vahiny2004 ( 23/11/2015 16:01)
vahiny2004:
Efa renao angaha karazana resaka toy inona no resahin'i Mopera @ fanomanana fanambadiana ?

rhaj0:
hozy mopera hoe, toatoa izao ny position rehefa manao raha ohatra ka te-ho tera-dahy...

Strong3:
makany makany le resaka ve rhaj0 ??? :-)


Very anie rhaj0 rehefa tsy hitany ao @ google ilay valiny e
44. rhaj0 ( 23/11/2015 16:24)
hi hi hi... toa izao re ry vahiny2004 ny fi-googler-na
http://lmgtfy.com/?q=what+the+priest+teach+about+sexual+position

koa na ianao vahiny2004 aza anie hitan'i google ee...
http://lmgtfy.com/?q=vahiny2004+on+sex
45. 5laody ( 01/12/2015 15:03)

Mba solosoly tsindraindray ihany ity gaogola lalandava ity fa dia hanao baokisa kely toy ny fiteninareo eto.
46. rhaj0 ( 01/12/2015 15:15)
eto azany tsindrina eee
http://lmgtfy.com/?q=site%3A+forum.serasera.org+fa+i+5laody+ve+ahoana+eee

Ny ahy aloha hitako hoe i Google no moteur de recherche mahery indrindra eee... Fa afaka mampiasa moteur de recherche hafa koa anie ee..

http://lmgtfy.com/?q=moteur+de+recherche+alternatif
Bing, DickDuckGo, ...

Sa hoe, nareo tsy tia raha tsy frantsay, dia tsy manao raha tsy @ Qwant, na koa Copernic ? :-)
47. 5laody ( 01/12/2015 22:56)

rhaj0:

eto azany tsindrina eee
http://lmgtfy.com/?q=site%3A+forum.serasera.org+fa+i+5laody+ve+ahoana+eee

Ny ahy aloha hitako hoe i Google no moteur de recherche mahery indrindra eee... Fa afaka mampiasa moteur de recherche hafa koa anie ee..

http://lmgtfy.com/?q=moteur+de+recherche+alternatif
Bing, DickDuckGo, ...

Sa hoe, nareo tsy tia raha tsy frantsay, dia tsy manao raha tsy @ Qwant, na koa Copernic ? :-)

tsy omena tsiny ianao raha manana action ao e, (manaraka izay mahery indrindra..... izay moa ilay hoe manara-drenirano?) , ny manahirana anay indraindray ao raha mitady Madagasikara izahay dia liona sy pingouin no hitanay tao.
48. rhaj0 ( 02/12/2015 00:34)
tsy manana action fa mampiasa ny blogger-ny dia mahita fa matanjaka mahery rizareo..
[size=6](fa anaovako pub izany ny blog-ko eee... http://gasy-mkm.blogspot.ca)[/size]

Fa raha hitady vaovao an'i Mada dia toa izao azany eee..
http://lmgtfy.com/?q=site%3A+news.google.fr+madagascar

Dia ampitahao @ bing na qwant azany dia ilazao hoe iza no manja..
49. 5laody ( 03/12/2015 13:42)
Ka raha hoe any amin'ny pejy 15 any ho any vao tena mahita valiny ao amin'ny gaogola dia aleoko ihany mampakatra ny milina fikarohana kelikely aloha e. Eritreritro io fa samy mampiasa izay tiany ny tsirairany.

Raha ilay efa matanjaka mantsy no mbola ampiana (omena dokam-barotra maimaim-poana sy miverimberina toy ny ataonao eto) dia rehefa matanja-be izy dia manararaotra ohatr'ilay atsy amin'ny tantara mitohy-nao atsy ambadika atsy (episode 7 sa 8 izao?).

Tsetsatsetsa tsy aritra ihany iny fa amin'ny navigateur dia misy fahafahana mifidy hoe iza no ampiasaiko amin'ity indray mitoraka ity:Ecosia sa duckGo sa yahoo sa bing sa.....
Folo taona lasa izay no fiteny ilay hoe google est ton ami any anaty dinika toy itony ka dia aleoko miteny tsotra hoe hoe jereo amin'ny aterineto eee.
50. rhaj0 ( 03/12/2015 17:58)
arakaraky ny andraisanao azy io ee... izaho kosa aloha dia manararaotra fa baojy io, nefa matanjaka... izaho angaha hikitika izay pub-ny any.. Izaho kosa aloha rahefa mampiasa Bing dia tsy mety afa-po eee.. Ka i Bing koa angaha moa tsy Bill Gates.. samy izy matanjaka ao ihany no mifaninana ao kouh.. f' n'enao ve ho'a izany dia ny an'ny frantsay (ihany) no tiatianao?

Eto indray azany jerena raha hitady ny @ Dago.. toa mahazo tsara ihany izy izany kouh..
51. 5laody ( 03/12/2015 21:49)

rhaj0:

f' n'enao ve ho'a izany dia ny an'ny frantsay (ihany) no tiatianao?


Ny an'ny miteny frantsay no tsara ilazako azy fa tsy hoe an'ny frantsay. Raha raisina amin'ny fiteninao dia mivanitika kokoa aho amin'ny teny Malagasy sy frantsay noho ny amin'ny teny hafa.
52. rhaj0 ( 07/12/2015 17:44)
Fa mba ianaro, na mba mizatra ihany ho'a teny anglisy, fa betsaka ny info tsy hita(ko) raha borné @ teny frantsay ao..

Ny google izao efa mandika @ teny gasy..
http://translate.google.ca/
(mbola tsy parfait, fa iverimbereno vangiana fa mivoatra haingana ihany ny toa itony)
53. 5laody ( 08/12/2015 11:24)

Tsy hoe tsy fitiavana ilay teny angilisy ilay izy fa rehefa mba mitady zavatra analana azy na maika dia aleoko teny ef amalama amiko no ampiasaiko. Raha miasa indray zavatra hafa, matetika aho mitady amin'ny teny anglisy.

Izany hoe tsy ho azonao hamaky tantara lavabe amin'ny teny anglisy aho aloha amin'izao fotoana izao.

fa averimberinao foana ilay gogola e, (Tsy tiako ny miteny hoe borné am google ianao)
i Lery anie taloha tsy mpanadala ohatr'izao fa izaho hoe andeha hitady aho dia miteny izy aloha hoe soniavo aloha ity, ampidiro ny mailaka dia omeo ahy hoe inona ny tadiavinao, dia jereo any pejy fahatelo na fahaefatra any fa ireto aloha mbola dokam-barotra araka izay notadiavinao teto taloha)
Tsy midika izany hoe tsy mampiasa azy aho fa dia efa mivonona amin'izay rehetra izay.

Vao haingana izy izao no nilaza hoe tianao ho azo ve ny valinteny na dia tsy mbola nametraka fanontaniana akory aza ianao?
54. rhaj0 ( 08/12/2015 14:10)
(tohizako ny resaka an-jorony :-)
Iieee... azoko ilay fidikidiran'i Google io.. in-1 mandeha ho'a ny google historiques-ko nameny ahy, dia tena nivanaka aho hoe, raha misy olon-kafa mahay misikosikotra izany, dia sirikany daholo ny nataoko teto @ anterineto teto..

Fa i MSN koa azany no hitako mbola loza be kouh.. ny windows 8 dia tena giazany @ email-n'ny hotmail, ary dia mihorohoro aho hoe, hiala any izao ny faktiora..

Ary ny facebook koa anie hono, rahefa ampadalovina algorithm ny facebook-nao ao, dia hainy ny profile-nao eee... tsy mila psy intsony fa vita ho azy..

Ny fanafodiny, raha ny fahatakarako azy, dia amorony username sandoka rahefa mampiasa azy, dia aza kitihana akoriny ny pub-ny fa dingano malaky. Na koa hoe, inona koa anefa no afeninao ee.. ianao angaha mpamboatra baomba sa mpandeha porn :-)

Satria kosa anie ho'a mba manome servisy mahery nefa baojy kosany izy eee.. Jereo anie ilay google alert eee.. efa miha-mivoatra hatrany izy io, ary kely sisa dia tsy mila mividy gazety intsony fa tonga dia ao anaty email-nao ny press review...

https://www.google.fr/search?hl=fr&gl=fr&tbm=nws&authuser=0&q=madagascar

https://www.google.ca/search?tbm=nws&authuser=0&q=madagascar




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1785