Aza Mamono Olona...Fa Ripaho Fotsiny Ihany

1. rhaj0 ( 04/03/2015 11:28)
Aza Mamono Olona ...Fa Ripaho Fotsiny Ihany

Izany ny Didy iray lehibe t@ voanalohany, Eks 20:13, Aza Mamono Olona... dia nefany eraky ny Baiboly manaraka eo dia misy, na feno akoriny azany, ny hoe "ripaho" ny Amalekita moa izy teo, sa koa ny Ejiptiana...

Dia ahoana azany raha Izy nametraka ny Didy indray no mampirisika iretsy olona ny handika azy..

Sa indray TSY OloNY, sa mihintsy hoe "TSY olona", iretsy Amalekita sy Ejiptiana ?
novalian'i endriny ny 18/03/2015 09:09
2. Strong3 ( 04/03/2015 12:05)
ahoana tokoa moa izany ry rhaj0?

migadra izay mamono olona , nefa ny fanjakana amerikanina mpanaja ny zon'olombelona mandefa miaramila maro indrindra any afganistan , mandripaka ireo musilmou maro be!?

fa na aty madagasikara aza dia mba voararan'ny lalana ny mamono olona, fa ny tafika mpampandry tany tany antsimo nahafaty ny tarik'i remenabila maro dia maro...

sa rehefa hoe: fanjakana dia ambonin'ny lalana ?
3. rhaj0 ( 04/03/2015 13:20)
zavatra efa natao h@ izay io mamono olona io, ary ny Baiboly no nampianatra azy an'izany kouh...
4. endriny ( 04/03/2015 14:10)

Strong3:

ahoana tokoa moa izany ry rhaj0?

migadra izay mamono olona , nefa ny fanjakana amerikanina mpanaja ny zon'olombelona mandefa miaramila maro indrindra any afganistan , mandripaka ireo musilmou maro be!?

fa na aty madagasikara aza dia mba voararan'ny lalana ny mamono olona, fa ny tafika mpampandry tany tany antsimo nahafaty ny tarik'i remenabila maro dia maro...

sa rehefa hoe: fanjakana dia ambonin'ny lalana ?

Izany hoe ilay Atrareo izany ve mbola zefa noho ny olona? kokokokokokokoo
5. rhaj0 ( 04/03/2015 14:21)
Mampivanitika mihintsy kah..

Eksodosy 20:26 Ary aza asiana ambaratonga hiakaranao ho eo amin’ ny alitarako, mba tsy ho hita eo ny fitanjahanao.

Dia nefa feno "ambaratonga" ny alitara any @ izay fiangonana aleha rehetra... kay izay ilay edukasio sekisoaly (ankolaka) any am-piangonana :-)
6. endriny ( 04/03/2015 14:58)
Io kosa aloha rhaj0 no mahatonga ny sinagaoga sy ny maosika hanao ny fandaharana hoe ny lehilahy no atao eny aloha a...

Dia io no mahatonga ilay fanaovana rebareba ho an'ny Arabo sy ny Hindu ary ny Bodista...

Ary tena tiako be ity teny hoe Fitanjana ity. aleo io toa izay ilay hoe fananahana
7. bor2lais ( 04/03/2015 15:01)
:-)
Te-hampianatra Baiboly ny ankizy angaha ramose ?
:-)
8. rhaj0 ( 04/03/2015 15:23)
tsia... i Strong3 no namosaka io resaka "Aza Mamono Olona" io, dia hotry ny napetrany sahala @ monopole-n'ny Kristianisma ilay izy, ary dia nofongariko sy navoitrako eto io.
Fa raha m-hanontany tokoany izao ny Ankizy, dia efa vonona ny valin-teny kah..

Fa mampihomehy gaigy tokoany k'lou ilay "fitanjahana" e... Izaho nefa t@ fony belelo tany am-piangonana tena TSY mba ni-imaginer hotr'izany.. ka ny ahy i A.tra-spiderman manao pataloha.. F'ity izany raha te-hivanitika indray e... (edukasio sekisoalin'i Strong3, episode 2) :-)

9. rhaj0 ( 04/03/2015 15:32)
Z'afady fa tsy izy io ambony io. Afaka asorin'ny mpandrindra ve.. (sa tsy maninona fa mampihomehy mahasalama... :-)

Fa ity no tena izy..
10. gasy1zay ( 04/03/2015 17:16)

rhaj0:

Aza Mamono Olona ...Fa Ripaho Fotsiny Ihany

Izany ny Didy iray lehibe t@ voanalohany, Eks 20:13, Aza Mamono Olona... dia nefany eraky ny Baiboly manaraka eo dia misy, na feno akoriny azany, ny hoe "ripaho" ny Amalekita moa izy teo, sa koa ny Ejiptiana...

Dia ahoana azany raha Izy nametraka ny Didy indray no mampirisika iretsy olona ny handika azy..

Sa indray TSY OloNY, sa mihintsy hoe "TSY olona", iretsy Amalekita sy Ejiptiana ?

Aza adino hoy aho fa Andriamanitra manome ny didy handripaka io anie ka Andriamanitra "omniscient" e! Izany hoe izy mahalala ny hoavy , fantany ny mahasoa ny vahoakany.

Marina fa voalaza hoe nanome didy hoe aza mamono olona, fa midika ve izany fa tsy mamono olona ireo olona tsy nivavaka taminy? efa lalana nipetraka teo @ olona rehetra ve izany t@ izany? Raha mahita zanak'Israely ve ireo Amalekita dia hoe aza vonoina ireny fa tsy mamono olona? Tena mpifahavalo ireo ary t@ ady no nilatsaka ny teny hoe aringano ireo fahavalonareo ireo. Ka rehefa tsy nihaino i Saoly t@ izany dia jereo fa nisy fahavalo namely foana ry zareo, niafara t@ fahafatesany sy ny zanany, ka misy antony matoa manome baiko Andriamanitra satria izy mahalala ny hoavy, mahalala ny mahasoa ireo olony.

Ohatra iray mety kidaladala fa mba zaraiko, raha nisy occasion ve ny miaramila 1 ohatra afaka namono nahafaty an'i Hitler raha mbola tsy nanangana ny Nazi izy, dia inona no eritreritrareo hoe safidy tsara tokony nataony? Tsy mamono olona sa mamono?

Raha ny mahakristiana aloha dia efa mazava fa mba ohatra fotsiny iny.
11. rhaj0 ( 04/03/2015 17:22)
bien sur.. bien sur...

Aza ny ataon'i Omniscient (mandripaka sy manome didy handripaka) no jerena fa izay lazain'i Omniscient (manome didy tsy handripaka).
12. rhaj0 ( 04/03/2015 17:51)
Gasy1zay:
Andriamanitra ... mahalala ny mahasoa ireo olony.

okay... ny "TSY oloNY" izany dia azo vonoina..

Aiza ho'a ilay soatoavina casques bleus sy croix rouge eee ????

Ary raha "marina" io "fampianaran'i Gasy1zay" io ambony io, dia izay "TSY oloNY" izany dia azo andikana ny Didy folo rehetra koa:
- afaka mitsiriritra izay an'ireo TSY oloNY ireo, dia avy eo...
- afaka mangalatra, rahefa TSY oloNY no tompony
- afaka mijangajanga miaraka @ ireo TSY oloNy ireo ...

hi hi hi.. mila mijoro ny "tena kristiana" manohitra, sa manohana, an'i Gasy1zay io...
13. gasy1zay ( 04/03/2015 18:05)

Aza maka an-tendrony re ry rhaj0, fotoan'ady anie t@ io fa tsy hoe faly hamono olona @ izao e! Fa i rhaj0 ve izany mihevitra fa ny miaramila casque bleu tsy mbola namono olona na 1 aza nadritra izay ady rehetra natrehany izay? sa atao inona ireny basy sy tafondro entiny ireny?

t@ izany tena na miady sy mamono na vonoina sy lasa babo, izay ny zavamisy t@ izany ka Andriamanitra ve tadiavin'i rhaj0 hamela ny olona nampanantenainy tany kanaana ho maty an'ady na ho baboin'ny amalekita?
14. rhaj0 ( 04/03/2015 18:24)
Dia mbola izao kabarinao Gasy1zay izao ihany koa no ventesin'ireo extremista ao Israely, ary tena mandry sy finaritra mihintsy ny sainy, satria izany izy ireo no peuple elu, rahefa mamono ireo TSY olon'A.tr'Israely (dia ireo palestiniana).

Ianao moa, gasy iray izay, raha izany no ao an-tsainao dia ... izay izany. Fa mampalahelo rahefa ireo mitana ny fahefana politika, toa ireo Tea Party ao zamerika, na ireo kristiana fondamentalista aty kanada, no mikabary toa anao izao, ary dia mihinan'ny tsakaokany tokoany moa ireo TSY oloNY e... ary izany dia ataon'iretsy@ anaran'i A.tr'Israely...
15. gasy1zay ( 04/03/2015 18:50)

eh eh eh! Izaho tsy judaika ka hitovy hevitra @ Jiosy fa ny ahy fijery kristiana ka, azoko ny antony nampisy ny didy handringanana ny amalekita t@ izany saingy tsy midika izany hoe izaho koa handeha hamono ny fahavaloko, efa tsy @ izany intsony izao fa efa ny fampianaran'i Jesoa no arahin'ny kristiana. Ireo Israely resahinao ireo dia tsy mino ny fampianaran'i Jesoa ary tsy manaiky hoe Jesoa no Kristy fa dia mbola miandry foana ry zareo hatr@ zao. Ny baiboly dia hoan'ny kristiana fa ny Jiosy nijanona t@ testamenta taloha.
16. rhaj0 ( 04/03/2015 19:04)
[size=15]Lioka 19:27 Fa ireo fahavaloko tsy nanaiky hanjakako ireo, dia ento at?, ka vonoy eto anatrehako.[/size]

Ka i Jesosy io miteny io sa ... i Paoly ?

[size=6](andraso eo i Paoly raha hamaly na hanazava an'io ny "tena kristiana")[/size]
17. gasy1zay ( 04/03/2015 19:29)

rhaj0:

[size=15]Lioka 19:27 Fa ireo fahavaloko tsy nanaiky hanjakako ireo, dia ento at?, ka vonoy eto anatrehako.[/size]

Ka i Jesosy io miteny io sa ... i Paoly ?

[size=6](andraso eo i Paoly raha hamaly na hanazava an'io ny "tena kristiana")[/size]

hahahaha vakio ao alohaloha ao dia ho hitanao fa fanoharana io (parabole) fa tsy didy lol, fanoharana mikasika ny fanjakan'Andriamanitra io ry rhaj0 a

Ary raha mbola nihaino izany ny olona, dia nandroso niteny ihany Jesosy ka nanao fanoharana, satria efa akaiky an’ i Jerosalema Izy, ka nataon’ ny olona fa hiseho faingana ny fanjakan’ Andriamanitra.
Dia hoy Izy: Nisy andriandahy anankiray nandeha nankany an-tany lavitra mba handray fahefana hanjaka, dia hiverina.

Marina ny anao fa tena misy hovonoina tokoa @ ilay fanoharana saingy ...Tsy ilay olona fahavalo eritreretinao io satria ny resaka eto dia ny fanjakan'Andriamanitra, ary ilay Andriandahy hiverina dia i Jesoa Kristy hitsara ny velona sy ny maty @ andro farany, ary "Fa ireo fahavaloko tsy nanaiky hanjakako ireo, dia ento at?, ka vonoy eto anatrehako" dia ireo tsy nanaiky an'i Jesoa Kristy ka tsy hiditra ny fanjakan'Andriamanitra fa ho alefa any @ helo. Ka io ny anjely no hanao izany @ farany fa tsy ny Kristiana miaina @ 2015 an!
18. rhaj0 ( 04/03/2015 19:31)
rhaj0:
[size=15]Lioka 19:27 Fa ireo fahavaloko tsy nanaiky hanjakako ireo, dia ento at?, ka vonoy eto anatrehako.[/size]
Ka i Jesosy io miteny io sa ... i Paoly ?

[size=6](andraso eo i Paoly raha hamaly na hanazava an'io ny "tena kristiana")[/size]

Io k'lou dia ho ataoko dridran-gilo indray ho an'ny Kristiana mpaka-19..

maka 19 ao @ Genesisy dia ampio 32 dia mandry...
maka 19 ao @ Lioka dia ampio 27 dia boka...
19. gasy1zay ( 04/03/2015 19:51)
zonao izany ka, efa zany anie no nataon'ireo jiosy t@ andron'i Jesoa e! ry zareo aza moa toa tena naka vato mintsy handeha hitoraka.
20. rhaj0 ( 04/03/2015 20:04)
ok ok.. ilay mpanjaka ao @ ilay "fanoharana" no sain'ady io izany..

fa na izany na tsy izany, dia violent ilay "fampianarana".

Ahoana indray azany ity e..

[size=15]Apokalipsy 2:23 Ary hovonoiko amin’ ny fahafatesana ny zanany;[/size]

mbola parabole ihany koa ve io ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1371