Aza Mamono Olona...Fa Ripaho Fotsiny Ihany

41. gasy1zay ( 06/03/2015 17:16)

rhaj0:

Fa i Gasy1zay izany tsy ao @ fiangonan'i Tyatira ka dia na "novonoiNY" azany i Jezebela, dia tsy ny hamonjeny anao Gasy1zay izany... okay.

Fa mba dern ny ahy e: rahefa "novonoiNY" i Jezebela, na dia ny Didiny azany hoe "Aza Mamono Olona", dia tsisy hidiranao izany fa ny "lovanao" Gasy1zay no tandrovy tsara... okay.

Fa inona moa no azoko atao hoan'i Jezabela loll, izaho ve afaka hanery azy hibebaka? Io ilay hoe samy mivaka ny vokatry ny safidiny ny tsirairay rehefa tonga ny fitsarana farany.
42. rhaj0 ( 06/03/2015 17:22)
Nga moa misy azon'izan'iza atao. Efa sitrapoNY ny namonoaNY an'i Jezabela satria i Jezabela TSY nibebaka... okay.

ka miray fo @ "maty" ianao Gasy1zay io sa miray fo @ "mpamono" ?
43. gasy1zay ( 06/03/2015 18:30)

rhaj0:

Nga moa misy azon'izan'iza atao. Efa sitrapoNY ny namonoaNY an'i Jezabela satria i Jezabela TSY nibebaka... okay.

ka miray fo @ "maty" ianao Gasy1zay io sa miray fo @ "mpamono" ?

Efa novaliako tao aloha tao hoe misy olona mety mahasoa ny sasany ny fahafatesany, noraisiko ohatra i Hitler fa averiko koa hoe io mety samy hanana ny fomba fijeriny, Izaho aloha mahatoky ny fitsaran'Andriamanitra raha izay no tianao hiavina, ary aza adino hoa fa i Jezabela eto mety metaphore fa i Jezabela tena olona dia efa tany @ testamenta taloha no nisy, mba jereo ato raha liana ianao :

http://fr.wikipedia.org/wiki/J%C3%A9zabel

44. rhaj0 ( 06/03/2015 19:34)

Raha ampitahainao (manao parallele) ny hoe

- "somebody" mamono an'i Hitler, na koa ohatra hoe
- "somebody" mamono an'i Ben Laden, sy
- i A.tra mamono an'i Jezabela

dia ... raha ny fahitako azy, dia TSY mitombona izany..

Rahefa raikitra ny la guerre, dia, raha ny fahitako azy aloha, dia tokony ho "croix-rouge" na "casques bleus" na "amnesty international" ilay hoe "somebody". Satria olombelona nofo sy rA daholo ireo miady ireo, ary olb mety ho diso, ary koa, olona lohandohany no nanapa-kevitra sy naniraka ny miaramila hifamono, ka dia tsy maintsy misy ny mitsinjo ireo olona nofo sy rA.

Dia rahefa maka recul, dia ilay la guerre anie tsy tokony ho mitranga mihintsy, fa araka ny mba asisisisika @ Ankizy, izay nijery an'i Shrek, dia hoe: "can't we all just get along?".. angaha tsy afaka miresaka??? no dia f(if)amonoana no vaha-olana raisina???

ka rahefa TSY toa izay "somebody" izay ilay A.tra, dia... Fa dia tena asa anefa aloha hoe, maninona tokoany moa no manantena (mi-s'attendre) dia manome estime be loatra an'izany hoe A.tra izany aho... estime tsy mendrika Azy akory... satria io A.tra lazaina io dia creation-n'ny imagination-n'izay mino azy ao fotsiny... izany hoe, ny maha-izy Azy dia faritan'ireo be-imagination ireo ihany fotsiny.
45. endriny ( 07/03/2015 04:55)

rhaj0:

Aza Mamono Olona ...Fa Ripaho Fotsiny Ihany

Ka izy kosa ange ry namana tsy nampamono fa nandripaka e

Naripany daholo ny lahimatoa an'i Ejipta

Izao indray aripany daholo ny mpitari-tolona any Arabia sy Afganista...

Ireo mpamosavy aringany ao Afrika moa tsy lazaina intsony fa dia mahonena ny vahivavy antitra anaovan'ny Kristianina azy..
46. endriny ( 07/03/2015 16:57)

rhaj0:

Aza Mamono Olona ...Fa Ripaho Fotsiny Ihany

Dia vao tamin'ny 1970 taona lasa dia faly ery ilay Atr'Israely nanolotra ny zanany (araka ny Kristianina no maha zanany azy, fa tsy ny Israelita akory a) ho fantsihana amin'ny hazo fijaliana.

Dia hatramin'izay dia ampiasaina hamoana ara-tsaina (torture morale) ny olom-belona ilay olona nifantsika: "Isika sy ny fahotantsika no nahatonga azy nofantsiahana, kanefa izy zanak'Atra tsy misy ota... ka mila mifona isika...

Dia misy mitaomany midradradradra mihintsy sy mikapo-tena maheno an'io...

Ohatran'ny mahita AV7 izany ianao
47. Strong3 ( 09/03/2015 06:59)
« Indro Izy avy amin'ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin'ny tany. Eny, Amena. » (Apokalypsy 1:7)
« Izaho no Alfa sy Omega, hoy ny Tompo Andriamanitra, Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, dia ny Tsitoha. » (Apokalypsy 1:8)

Tsy misy manery an'isé hino io nge namana endriny, fa isé no te harary andoha amin'io eo eh! __ zahay izao na hosasana amin'ny borosy vy ny aditohanay dia efa raikitapisaka tonga toa nofotra ao anatin'ny zanak-aditohanay ny hoe : za mino ny fisian'ny Tompo Atra Tsitoha ka tonga namonjy ahy izy mba tsy hihaino ny laingan'ny devoly sy ny miaramilany ary ny olona manaiky hampiasainy ety ambany masoandro aho! :-)

fa raha hoe misy fahalalana vaovao dia liana ihany izahay , saingy ny hanamafisam-pototra io finoanay io no antony hiainoanay izay fahalalana izay
48. endriny ( 09/03/2015 11:02)

Strong3:

Fandemen-tsaina ny anao no be dia be... Izaho mbola tsy nanery anao hoe: "ataovy ity na araho ity... Na ity tsy maintsy atao..". Fa ianao no mahana amin'ny fanaonareo...

Resaka ity... Ady hevitra ity fa tsy fanerena tompoko... Rehefa tsy manan-kalatra aleo mitazana ohatran'ny 600 mahery...
49. Strong3 ( 09/03/2015 11:58)
niahahaha...

nga moa milaza aminao fa ianao no manery ahy sy manova ny hevitre eto, fa ianao izao no kibokibonin'ny tsihatsihay ao de misoratena tampoka eo...
fa za nga tsy malala hoe serasera.org izy ity

dia inona ilay fanaonay? hihihi
aza atao nareo fa mifendraka hoa... ianao no manaiky nambakain'ny olona tany koa aty no mamatrapatratra; izay raha vao hiditra amin'ny zavatra iray izany dia manadihady tsara vao miditra ho membren'ny fiangonana na fikambanana izany. izao ianao voa mafy ka ny baiboly no arianao sy halalanao tao biby nanaikitra anao ...
voa mafy enao io ka hihih, fandemen-tsaina hono
50. endriny ( 14/03/2015 06:00)

Strong3:

niahahaha...
Izao ianao voa mafy ka ny baiboly no arianao sy halalanao tao biby nanaikitra anao ...
voa mafy enao io ka hihih, fandemen-tsaina hono

Somary notsongaiko kely... Boky artifisialy ve dia manaikitra... Ilay mpiondana azy no mety hanaikitra angamba ka...
51. endriny ( 18/03/2015 09:09)
Fitiavana ny Israelita daholo ny namonoan'ny Atr'i Abrahama ireo tompon-tany taloha tany Israely sy Palestinina ary Filistinina mba ametrahana ireto voanjo voafidy...

Dia mbola mamono foana izy, eny fa na ny zanany aza nomena hovonoina...

Angaha tsy sadikadikan-draha e..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4392