Aza Mamono Olona...Fa Ripaho Fotsiny Ihany

21. endriny ( 05/03/2015 05:40)
Izaho aza mbola ho endasiny any amin'ny afobe mandrakizay mandrakizay. Kanefa ny olona tsy ampy kaly aza mahita hoe tokony tsy atono ny olona fa aleo aloha alika no atsatsika...
22. Strong3 ( 05/03/2015 12:12)

rhaj0:

zavatra efa natao h@ izay io mamono olona io, ary ny Baiboly no nampianatra azy an'izany kouh...

ny baiboly no mampianatra hoe mamonoa olona? sao mba efa voadona koa isé ity? sa hoe surméné koa hihihih
23. gasy1zay ( 05/03/2015 15:33)

rhaj0:

ok ok.. ilay mpanjaka ao @ ilay "fanoharana" no sain'ady io izany..

fa na izany na tsy izany, dia violent ilay "fampianarana".

Ahoana indray azany ity e..

[size=15]Apokalipsy 2:23 Ary hovonoiko amin’ ny fahafatesana ny zanany;[/size]

mbola parabole ihany koa ve io ?

Ny bokin'ny apokalipsy dia antsoina koa hoe fanambarana, faminaniana ny zavatra hitranga @ fitsarana farany na mialoha ny armagedona, io toko sy andininy tanisainao io dia milaza ny hamonoana ny zanak'i Jezabela, iza i Jezabela?

Raha ny voalazan'ny baiboly dia vadin'ny mpanjaka akaba izy io ary nitarika ny zanak'israely hanompo sampy sy andriamanitra hafa ( tao @ testamenta taloha)
Iza ilay Jezabela ao @ Apokalipsy? samy manana ny heviny fa dia hoe izay mitarika ny olona hanompo andriamanitra hafa sy hanompo sampy :

"satria hianao mandefitra amin’ ilay vehivavy Jezebela, izay milaza ny tenany ho mpaminanivavy ka mampianatra sady manoloky ny mpanompoko hijangajanga sy hihinana hena naterina tamin’ ny sampy."

Efa misy t@ nanoratana ilay fanambarana ve io Jezebela io sa mbola faminaniana? Samy manana ny heviny koa. Fa raha hiverina @ ilay resaka hoe mamono dia tsotra, an'Andriamanitra ny famaliana eto fa tsy hoan'ny kristiana.
24. rhaj0 ( 05/03/2015 15:52)
Fa dia "namono" izany Izy, na dia ny "didiny" aza dia hoe, "Aza Mamono". Toa manaiky ihany i Strong3 ny @ io. Izay an ? d'acco-d'ac ?

Fa dia araka ny lazain'i Strong3, dia "an'Andriamanitra ny famaliana eto fa tsy hoan'ny kristiana". IZY marina no "namono" f'angaha ianao...

Fa dia asakasakao manaraka ny mpitaro-bato vilam-bava ao azany e.
Dia asakasakao mbola be fiventy koa hoe, ka dia "fitiavana" IZY, nefa efa hita io fa "namono". Sa mbola "fitiavana" koa ny "famonoana" ???

25. gasy1zay ( 05/03/2015 16:34)

Satria noho ny fitiavan'Andriamanitra anao tsy ho very any @ Afobe no tsy maintsy handravany ilay Jezebela mpaminany sandoka hitarika anao any @ fahaverezana, ka io samy manana ny fomba fijeriny rhaj0, raha nandavo an' i Hitler ve dia ratsy fanahy ny Allié t@ izany? Tsy manaja ny zon'olombelona ve ry zareo? Fa toa "hero" nefa izy ireo an!

Mety raha Nazi izao dia tsy faly, dia toy izany koa hoe raha olona te hitarika ny olona tsy hivavaka amin'Andriamanitra na hanompo sampy sns sns ... dia mety tsy dia azoazony ilay hoe hovonoin'Andriamanitra i Jezabela sy ny zanany, ( mety métaphore nefa ilay Jezabela ao @ apokalypsy fa tsy olona an! mety hoe fanjakana, fitondrana, antokon'olona, antokompivavahana ...).
26. rhaj0 ( 05/03/2015 16:58)
Apokalipsy 2:22 Indro, hampandamahiko eo am-pandriana izy, ary izay mijangajanga aminy dia hataoko ao amin’ ny fahoriana lehibe, raha tsy hibebaka amin’ ny asan-dravehivavy izy.23 Ary hovonoiko amin’ ny fahafatesana ny zanany;

Letia e... tena ataony mihinan'ny tsakaokany mihintsy an.. hampandamahiko...hataoko ao amin’ ny fahoriana lehibe...hovonoiko... Ary tsy ravehivavy fotsiny no asiany @ io fa h@ izay "niray" tamin-dravehivavy, sy koa h@ ny zanany..

Raha izaho izao koa mba mikOzy (@ mpianatra), dia tena hoe... rahefa tsy mifona ilay maditra, dia tetitetehako ny volon-kelikany ary pulveriser-ko h@ tain-delony..

Tsy hitanao hoe, dia tena "haineux" gaigibe ve izany resaka izany ??? N'inon'inona nataon'ilay maditra na iravehivavy tao ??? na koa izay "niray" tamin-dravehivavy, sy akory koa h@ ny zanany..

Dia oye-oye halleluya koa hoz'ianao @ izany rehetra izany????

27. gasy1zay ( 05/03/2015 18:12)

Mais ce que j'ai contre toi, c'est que tu laisses faire Jézabel, cette femme qui se prétend prophétesse. Elle enseigne et égare mes serviteurs pour qu'ils se livrent à l’immoralité sexuelle et mangent des viandes sacrifiées aux idoles.
21 Je lui ai donné du temps pour changer d’attitude, mais elle ne veut pas se détourner de son immoralité.
22 Voici, je vais la jeter sur un lit et envoyer un grand tourment à ceux qui commettent l’adultère avec elle, s'ils ne se repentent pas de leurs œuvres.
23 Je frapperai de mort ses enfants, et toutes les Eglises reconnaîtront que je suis celui qui examine les reins et les cœurs, et je traiterai chacun de vous conformément à ses œuvres.

Jereo ilay dikateny frantsay fa mazava tsara ny voalazany ao hoe "raha tsy mibebaka", ary tsy ny zanak'ireo nijangajanga taminy no lazainy fa ny zanak'i Jezabela, izay voalaza hoe tsy mety miala @ fijangajangana sy ny sampiny :)

ka dia aona izany ry rhaj0 a! sao dia tokony hibebaka izany dia ajanona any @ izay ity tsy finoana ity sao dia ... :)

28. rhaj0 ( 05/03/2015 18:47)
Eny ho'a e... dia tena "haineux" be @ ireo TSY mibebaka izany ny A.tr'Israely. "Haineux". Diboka fankahalana.

Ianao, ao @ imagination-nao koa izany... diboka fankahalana @ ireny olona tsy-nibebaka ireny koa ... sa ianao TSY miray fo Aminy ??

Ataovy ao foana moa fa dia marary fo @ izany eo.. mikisaka any @ Atr'i Bobolito fotsiny ny olona dia lasa faly miaraka @ Ikatavy mandrovitra ny fara-vodilanitra... ao @ imagination-ny ao koa... ny ao @ imagination-NAO tsy mahakitika azy... esy eee...

29. gasy1zay ( 05/03/2015 19:00)

Ka ianao no mahita hoe haineux izy fa tsy izaho, ary azy ny fitsarana fa tsy ahy, izao tsy marary fo @ izany fa efa nambarako hoe misy fiadanana anie ato anatiko satria izaho efa fantako hoe efa nandray ny famonjena e! Tsy mankahala aho fa malahelo ana(re)o tsy mety mino fa saingy tsy afaka manery anareo aho satria i Jesoa aza tsy nanery ny Jiosy t@ izany fa dia nampianatra sy nanao fanoharana izy izay nino dia nino moa izay tsy nino dia najainy ny safidiny.
30. endriny ( 05/03/2015 19:02)
Tsy namono olona izy ry zareo a, fa jentilisa sy taranaky ny demony ireny naringany ireny...
31. gasy1zay ( 05/03/2015 19:39)
tena midera anareo mirahalahy aho aloha ry rhaj0 sy endriny fa dia tena mahay tenin'Andriamanitra tokoa ianareo raha olona tsy mino ihany, misy kristianina mino aza mety resinareo @ iny, tohizo fa tsara e!
32. rhaj0 ( 05/03/2015 19:46)
gasy1zay:
efa nambarako hoe misy fiadanana anie ato anatiko

Rehefa naripaNY na novonoiNY izany ny hafa izay (nikasa ny) namitaka anao, eny, naripaNY na novonoiNY hozy ny Babioly, dia ... na dia misy MATY azany, dia mbola... "fiadanana" ho anao, ary ny "voninahitra" no Azy.

Tsy hitanao dangereux ve ny olona mihevitra toa izany?
Diniho objectivement ihany eeee...
33. gasy1zay ( 05/03/2015 20:08)

Ilay fiadanana resahiko anie tsy izay hanjo an'i Jezabela sy ny taranany e!(izaho aloha tsy mbola nahita an'i Jezabela na ny zanany novonoina e!) Fa hoy i rhaj0 hoe marary fo sy feno fankahalana ve izany ny kristianina rehefa tsy mety mibebaka ny hafa, dia hoy aho hoe Tsia fa misy fiadanana ato anatiko satria izaho fantatro hoe nahazo famonjena, izaho mba anisan'ireo navela hibebaka ary na dia malahelo aza aho rehefa mafy hatoka ny hafa dia manaja ny safidiny aho :)

ka inona moa hoy aho ry rhaj0 no anaovanay dridrangilo araky ny filazanao hoe "Mibebaha, mivavaha, minoa an'Andriamanitra" raha tsy ny mba hahazoanareo famonjena ihany koa?
34. rhaj0 ( 05/03/2015 20:31)
gasy1zay:
marary fo sy feno fankahalana ve izany ny kristianina rehefa tsy mety mibebaka ny hafa, dia hoy aho hoe Tsia fa misy fiadanana ato anatiko satria izaho fantatro hoe nahazo famonjena

Ka ilay "famonjena" azonao anie teo ambonin'ny lamosin'i Jezabela e.. (ny fatiny moa izany). Sa hodianao tsy fantatra, na inianao tsy fantatra, fa zara aza mahazo?

Dia ianao ve ho'a TSY miray fo amin'AZY, @ izy io tezitrabe ary dia tena tonga h@ "mamono" io mihintsy ?
35. Strong3 ( 06/03/2015 06:19)
izy io hoe averina mba ahatsara zavatra...
__ raha hoanin'ny fosa na papango ny zanak'akohonao dia inona no ataona?
__ raha simban'ny voalavo ny akanjo sy ny tahirin-tsakafonao dia inona no ataonao?

ka raha simban'ny devoly na ny olona manaiky hiara hiasa amin'ny devoly ny voaharin'Atra dia inona no tokony hataony?

asa na iza no ho mpitaribato vilam-bava eto
36. rhaj0 ( 06/03/2015 11:36)
Ka @ izao fotoan'androTSIKA izao anie ry Strong3 efa misy ny lalAna nifeneken'ny fiaraha-monina ka hoe ifanajana e... raha ny fosa sy ny papango izao ohatra dia efa misy koa ny protection des animaux.. dia izany rehetra izany no lanjalajainao, fa tsy ilay "taloha faha-0-33" foana no atao fitaratra ao...

Fa dia ... mivoaha ho'a tao @ ilay box-tsisy-afa-tsy-Baiboly-nao ao io fa dia...
37. Strong3 ( 06/03/2015 12:55)
heheehhe... mivoha hono tao amin'io box-tsisy-afa-tsy-baiboly-nao ... mdr

raha hoy ianao hoe: mivoaha ao amin'io troupeau io dia efa nivoaka aho. fa ity tolotsaiana iray ity hoe hivoaka tao amin'ny baiboly toa manoro vohana kou

isé aza ho asekiko hiditra ao kou za indray no hivoaka ?

:p :p :p
38. rhaj0 ( 06/03/2015 13:35)
Strong3:
isé aza ho asekiko hiditra ao kou za indray no hivoaka ?

Raha asesikao ao anaty box-nao ao indray ve za, dia za ve nefa dia hotsahotsan'ny tsy te-handefa message mifangaro azony ... tena manaja ny homosekisoaly sy ny safidiny aho, fa zany hoe, za kosa k'lou anefany tsy izy e.. Fa ho lazaiko dia andefasako an'i ... G...y azany ianao e... :-)
39. gasy1zay ( 06/03/2015 14:41)

rhaj0:

gasy1zay:
marary fo sy feno fankahalana ve izany ny kristianina rehefa tsy mety mibebaka ny hafa, dia hoy aho hoe Tsia fa misy fiadanana ato anatiko satria izaho fantatro hoe nahazo famonjena

Ka ilay "famonjena" azonao anie teo ambonin'ny lamosin'i Jezabela e.. (ny fatiny moa izany). Sa hodianao tsy fantatra, na inianao tsy fantatra, fa zara aza mahazo?

Dia ianao ve ho'a TSY miray fo amin'AZY, @ izy io tezitrabe ary dia tena tonga h@ "mamono" io mihintsy ?

Ny famonjena azoko t@ nanoloran'i Jesoa Kristy ny ainy teo @ hazo fijaliana ka hahafahako mandova ny fiainana mandrakizay @ finoako azy sy ny nanaovana batisa ahy, inona no idiran'i Jezabela @ izany?
40. rhaj0 ( 06/03/2015 15:51)
Fa i Gasy1zay izany tsy ao @ fiangonan'i Tyatira ka dia na "novonoiNY" azany i Jezebela, dia tsy ny hamonjeny anao Gasy1zay izany... okay.

Fa mba dern ny ahy e: rahefa "novonoiNY" i Jezebela, na dia ny Didiny azany hoe "Aza Mamono Olona", dia tsisy hidiranao izany fa ny "lovanao" Gasy1zay no tandrovy tsara... okay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3866