Sakana goavana ho an'ny fitsidihan'ny ETs antsika :)
1. Nehemiah
(
30/05/2013 08:23)
1°) Raha tiantsika handeha @ hafaingan'ny c/10 (izany hoe ny ampahafolon'ny hafaingan'ny hazavàna) ny sambon-danitra 1, tsy maintsy manangona angovo kinetika ilay izy, izay omen'ny formule non-relativiste :
1/2 mv²
Ampy tsara ny précision'ity formule ity ho an'ny kajy ataontsika.
Raha maka sambon-danitra kely milanja 10 kg ka tsy misy olona ao anatiny dia izao no angovo kinetika ilainy :
1/2 x 10 kg x (3x10^7 m/s)² = 4,5.10^15 J
Ny centrale hydroélectrique any Itaipu, izay itambaran'ny Brésil sy ny Paraguay, no lehibe indrindra ankehitriny, ary mamoaka 12,6 GW (gigawatts). Ny tontalin'ny angovo avoakan'ny turbines-ny 18 mandritry ny andro 4 dia mitovy @ angovo kinetikan'ilay sambon-danitra 10 kg noresahina etsy ambony mandeha @ hafaingan'ny c/10.
Ny angovo ilain'ny sambon-danitra misy olona milanja taona vitsivitsy dia mihoatra ny angovo lanin'izao tontolo izao ao anatin'ny herintaona. Raha ny sambon-danitra mitovy habe @ tanàna 1 tahaky ny @ Independance Day dia tena mahafanina ny habetsaky ny angovo ilaina. Sady @'izay mitovitovy ny habetsaky ny angovo ilaina rehefa mi-freine. Raha mila mi-accélérer mandeha c/10, mi-freine dia miverina mi-accélérer imbetsaka, sarotra takatry ny saina ny habetsaky ny carburant tsy maintsy entina.
Ataontsika hoe azon'ny ETs atao ny manamboatra karazana motera mandeha antimatière (tsy ho hainy mihitsy ny manao an'izay, mazava ho azy, satria faran'izay instable ny antimatière ka tsy misy fomba itahirizana azy mba tsy ipoahany : raha voa mifanena @ tenan-javatra ny antimatière dia tsy maintsy mipoaka). Raha azo atao ny annihilation parfaite, izany hoe ny fiovana tanteraky ny tenan-javatra ho angovo (E=mc²), izao no habetsaky ny angovo vokarin'ny antimatière 1 taona mifanena @ tenan-javatra 1 taona :
2 000 x (3x10^8 m/s)²=1.8x10^20 J
Izay no angovo farafahabeny dia farafahabeny azo vokarina miaraka @ tenan-javatra 2 taona. Na dia ny manakaiky kely an'io habetsaka io dia tsy ho vitan'ny sambon-danitra mihitsy, na avo lenta toy inona aza ny teknôlôjia ampiasainy.
Ka mipetraka izany ny fanontaniana : @ fomba ahoana no ahafahan'ny extraterrestres mipetraka années-lumière tsy tambo isaina miala avy aty mitsidika antsika mponin'ny Tany ? Inona no antony andaniany fotoana sy hery anaovana an'izay ?
Mahatsikaiky indrindra izany.
2°) Araky ny efa hitantsika etsy ambony, ny angovo kinetika angonin'ny vato madinika milanja 0.1 g mandeha @ hafaingan'ny c/10 dia :
1/2 x 10^-4 kg x (3x10^7 m/s) = 4,5 x 10^10 J
Ny angovo avoakan'ny TNT (dinamita) dia 4 520 kJ/kg, izany hoe 4,52 x 10^9 J/t
Ka ny 4,5 x 10^10 J voalaza etsy ambony dia mitovy @ :
4,5 x 10^10 J / 4,52 x 10^9 J/t = 9.95 taona TNT
Kanefa, ao anatin'ny erana 1 km tora-3, heverina fa misy 100 000 @'ireny vato madinika (vita @ silicates sy gilasy) ireny. Raha tsy dia mandeha lavitra ny sambon-danitra 1 dia vitsy ny ankevikevin'ny ifandomany @ anank1 @'ireto vato ireny, fa raha mamakivaky années-lumière aman'arivo dia manakaiky ny 100% ny ankevikeviny.
Kanefa raha mandona an'ireny ny sambon-danitra 1 mandeha c/10 "monja" dia hitovy @ fipoahana ateraky ny dinamita 10 t ilay izy.
Sakana goavana 1 hafa ho an'ny ETs mipetraka any @ Telonohorefy any (na Sirius) mandeha sambon-danitra mitsidika antsika aty izany !
Mbola mahatsikaiky indrindra koa izany.

novalian'i Miharena ny 11/06/2013 18:24
3. endriny
(
30/05/2013 15:36)
io kajy 1/2mv^2 io ihany no saika nahafaty ny olona nandeha teny amin'ny volana voalohany. fa angaha tsy misy elingelina ny leha atao?
Kajy re izany ka kajy.
Dia aiza ny kalin'ny mpanamory?
Kajy re izany ka kajy.
Dia aiza ny kalin'ny mpanamory?
4. Miharena
(
31/05/2013 02:25)
Ity resaka ity anie namana isany dia fifamaliana eo aminay sy ny namana Nehemiah fa mahafinaritra rehefa mba mandroso hevitra toy izao izy dia mba mamaly aho izay mba lkely fantatro e!
Ny ET moa no resahana eto ary ny olana dia ilay kajin'ny angovo izay mbola azo atao raiki-pohy takatry ny sain'ny olombelona no entin'ny namana Nehemiah milaza hoe tsy misy ET afaka ho tonga eto ambonin'ny tany. Dia io no hamaporofoany fa
Hihomehezan'ny namana Tsaratsara izy raha io no mba velabelariny aminy.
Misy toe-javatra izay teny fohy sy mazava dia efa mahazava azy ary ny olona tsotra no mahavaly azy. Izay ihany angamba no antony nilazan'i Jesoa hoe nafenina ny manantsaina koh! Mila miverina ho zaza ara-bakiteny vao afaka manazava hoe msiy ny ET afaka mitsidika ny tany.
Ohatra : Jereo ny crop circle. Mety ho teknolojia manao ahoana no nanaovana ireny? Ary indrindra, indrindra, iza no manao azy?

Nehemiah:
Sakana goavana 1 hafa ho an'ny ETs mipetraka any @ Telonohorefy any (na Sirius) mandeha sambon-danitra mitsidika antsika aty izany !
Hihomehezan'ny namana Tsaratsara izy raha io no mba velabelariny aminy.
Misy toe-javatra izay teny fohy sy mazava dia efa mahazava azy ary ny olona tsotra no mahavaly azy. Izay ihany angamba no antony nilazan'i Jesoa hoe nafenina ny manantsaina koh! Mila miverina ho zaza ara-bakiteny vao afaka manazava hoe msiy ny ET afaka mitsidika ny tany.
Ohatra : Jereo ny crop circle. Mety ho teknolojia manao ahoana no nanaovana ireny? Ary indrindra, indrindra, iza no manao azy?
5. Nehemiah
(
31/05/2013 05:23)
endriny:
io kajy 1/2mv^2 io ihany no saika nahafaty ny olona nandeha teny amin'ny volana voalohany. fa angaha tsy misy elingelina ny leha atao?
Izao voa mba maheno resaka kajy mahafaty olona izany aho. Velabelaro hoe ?
endriny:
Kajy re izany ka kajy.
Ilay kajy dia mifototra @ fizika tsotra, ary tsy relativista akory (izany hoe newtonienne). @ fomba ahoana no ahafahanao manilika an'izay, nohon'ny fahitàna inona ? Inona no kajy atolotrao anoloana an'izay formule izay raha hikajy ny angovo kinetika ? Izay anie ny siansa e, fa tsy mandidy tsy manapaka hoe "Kajy re izany ka kajy" tahaky ny ataonao.
6. Nehemiah
(
31/05/2013 05:27)
sitlo:
neih... uranium 1 kilao fotsiny dia bomba.
^_^. Misaotra anao. Inona marina no fomba amehezana ny action-réaction ateraky ny angovo goavam-be tahak'izao ? Tsy misy, sa ? ^_^.
7. Nehemiah
(
31/05/2013 06:50)
Miharena:
Ny ET moa no resahana eto ary ny olana dia ilay kajin'ny angovo izay mbola azo atao raiki-pohy takatry ny sain'ny olombelona no entin'ny namana Nehemiah milaza hoe tsy misy ET afaka ho tonga eto ambonin'ny tany. Dia io no hanaporofoany fa
Nehemiah:
Sakana goavana 1 hafa ho an'ny ETs mipetraka any @ Telonohorefy any (na Sirius) mandeha sambon-danitra mitsidika antsika aty izany !
Hihomehezan'ny namana Tsaratsara izy raha io no mba velabelariny aminy.
Mino ny ETs angaha ilay mpisoloky anank1 iny ? Zavatra mbola tsy fahenoko izany :-).
Miharena:
Misy toe-javatra izay teny fohy sy mazava dia efa mahazava azy ary ny olona tsotra no mahavaly azy. Izay ihany angamba no antony nilazan'i Jesoa hoe nafenina ny manantsaina koh! Mila miverina ho zaza ara-bakiteny vao afaka manazava hoe msiy ny ET afaka mitsidika ny tany.
Ankoatran'izay, inona no valin-teny ara-pisainana ho an'ny hafatro ? Satria ny finoana kristiana dia mitarika antsika hiverina ho zaza @ lafin'ny finoana fa tsy @ ara-tsaina (1 Kor. 13:11)
Miharena:
Ohatra : Jereo ny crop circle. Mety ho teknolojia manao ahoana no nanaovana ireny? Ary indrindra, indrindra, iza no manao azy?
Déloyal izany fialana balanao izany, tsy voavalinao mihitsy ny hafatro, ary zara fa misy ifandraisany ny fanontanianao sy ny hafatro, nefa na izany na tsy izany dia ho valiako etoana ilay izy.
Voalohany, tiako ho azon'ny mpamaky tsara ny conditionnement-nao. Satria mpino ny ETs mahatoky ianao, mino ny fisian'ny ETs, ny nitarihany ny tantara sy ny fivoaran'ny olombelona (néo-evhémérisme) ary ny mbola itsidihan'izy ireo antsika mba hitaiza antsika @ lafiny ara-panahy (izy ireo izany dia niampita années-lumière tsy tambo isaina mba ilazàna antsika fotsiny fa tsy izy ny finoana kristiana fa ny an'azy ireo no izy :) ? ) dia manana fironana hampandalo ny zava-misy rehetra @ filtre-nao ianao. Mbola ampiasainao ny crop circles, izay efa voaporofo hatry ny ela ho fisolokiana vitan'olombelona, ilay izy. Tsy ho avelanao hibahana mihitsy ny zava-misy ary tsy ho ekenao ny porofo ara-pisainana rehetra arosoko eto (ny antony androsoako azy izao dia mba ahazoan'ny mpamaky ny lohahevitra tombontsoa sy fahalalàna bebe kokoa), satria maniry ny ETs ho marina ianao !
Izaho izao rehefa mametraka lohahevitra momba ny fiarovana ny finoana kristiana, na rehefa mamaly ny hevitra anoherana an'ireny lohahevitra ireny, dia mazava ho azy fa mahavaly an'ireny hevitra ireny foana aho, satria efa nodinihiko ny lafin-dratsin'ny resaka. (1 Pet. 3:15. Fa ianao indray dia tonga dia miantsoantso crop circles, kanefa izao :
- efa voaporofo ankehitriny fa sangisangy fotsiny ny crop circles voalohany. Mora kely @ mpanao ny blagy ny manamboatra azy ireny mampiasa planches sy tady.
- maro ny fikambanana mpanao crop circles, tahaky ny Circlemakers arts collective noforonin'i John Lunberg t@ taona 90, mahavita mamorona crop circles sarotra ao anatin'ny 1 alina, ka tsy mitombina ny insinuation-nao fa tsy vitan'ny teknôlôjian'olombelona ny manao an'ireny.
Eny e, marina aloha fa tsy voatery tsy misy idiran'ny ara-panahy ny crop circles vitan'olombelona ! Milaza matetika ny mpamorona crop circles fa nisy zavatra hafahafa nitranga manodidina azy ireo :
Miasa tahaky ny toerana masina ny crop circles namboarinay. Rehefa nanamboatra azy ireny tany @ tanim-boly izahay tany an-tsaha, nahita zavatra hafahafa izahay, tahaky ny baolina hazavàna madinika, andry hazavàna ary tselatra mankarary maso. Nikendry anay sy ny crop circles-nay izy ireo. Tsy mahagaga anay akory ny mpitsidika maromaro izay nilaza ho nahita sy nahatsiaro zavatra hafahafa mifandray @ crop circles nataonay. Nahatsiaro tranga ara-batana koa izy ireo, tahaky ny ambavafo sy ny marary an-doha. Nisy tranga fanasitranana tahaky ny 1 izay nilaza ny tenany ho voatsabon'ny ostéoporose aigüe. Nisy tranga fizika tahaky ny tsi-fandehanan'ny fakan-tsary sy milina hafa. Mino izahay fa ianjadian'ny tranga paranormal ny sary nataonay ary mahatonga tranga paranormaux hafa ilay izy !
Fantatry ny démonologues fa rehefa milalalalao @ fankatovana ny olona, na dia rehefa miendrika andrakandrana na kivazivazy aza, ho raisin'ny fanahy maloto foana ny occasion hamitahana olona ary hamotsipotsika azy ireo.
Kanefa tokony fantatra fa ny anarana talohan'ny Circlemakers dia Team Satan. Dia gaga ianareo.
Aman'arivony ny fahitàna OVNI taterin'olona isan-taona, ary tsy misy OVNI 1 izay mitovy @ OVNI hafa. Ka raha samy sambon-danitra ET ilay izy dia tsy tokony ho efa rakotry ny OVNI ve ny soson-drivotra :) ? Torak'izay koa, manao zavatra izay tsy hain'ny zavatra materialy atao ny OVNI, tahaky ny OVNI 2 mifangaro ho 1 na OVNI 1 mizara 2, manjavona sy mipoitra @ toeran-kafa, mivezivezy toa tsy iharan'ny lalan'ny inertie, sns. Tsy voa sambany nisy olona nahita zavatra tahakan'ireny, satria misy Pôrozy nilaza nahita "lakana mitsidina" ary Rômana nilaza nahita "ampinga mitsidina" t@ andro fahiny.
Mazava ho azy, ary fantatry ny manam-pahaizana kristiana, fa mitovy @ fahitàna kalanoro, ranakandriana, lolo sns izany toe-javatra izany : fitaky ny fanahy ratsy manao izay tratry ny ainy mba hampisalasala ny olombelona momba ny filazàna mazava tsaran'ny Baiboly. Ka aoka isika kristiana malina.
8. Miharena
(
31/05/2013 19:58)
Eny àry, ataontsika hoe zavatra noforonin'ny olona araka ny teknolojiany na fahaizany ilay crop circle fa te-hanome anao resaka hafa indray aho milaza hoe tsy mitombina ny filazanao fa tsy misy ET mety ho tonga izany eto ambonin'ny tany. ary indrindra hoe ilazànao fa misy mpisandoka ireny mijoro vavolombelona ireny.
Nisy olona izay nazava be ny resany tamiko indray andro niresaka fa nihaona tamin'ny fanahy izy ary nilazany fa simba ny tany tamin'ireny krizy nisy teto amin'ny firenena ireny. Ny fanontaniako dia hoe mponina eto ve no mety ho fihevitrao ireny?
Faharoa, raha toa ka nisy nijoro vavolombelona fa rehefa niala tao aminy ny ainy dia ilaza fa niakatra ambony ia ambony izy ary ny tany dia lasa kely ary mahatsapa mihitsy izy fa nitety ny habakabaka. Mankaiza no fiheveranao azy ireny? Tsy ivelan'ny tany ve? Izany hoe ET.

9. Nehemiah
(
01/06/2013 06:54)
Efa impiry noteneniko ianao fa mila fitandremana ireny fisehoana ireny fa mamitaka ny devoly. Sa tsy mamitaka izy hoy ianao ?
Ary efa novakianao ny filazako momba ny olona nahita zavatra t@'izy akaiky ny ho faty.
Nefa misy fanontaniana manitikitika ahy : inona no famaritanao ny ET ? Satria ny fiheveran'ny daholobe ny ET dia zavamananaina lalin-tsaina mivelona @ planety hafan'ny Tany.

10. Miharena
(
02/06/2013 21:04)
Fomba famaly jadona na boraingona ilay hoe fanahy ratsy ireny fisehoana ireny namana Nehemiah. Raha ny marina dia tokony halalinina betsaka mihitsy aza hoe inona daholo izany resaka lazaina fa avy amin'ny Devoly izany mba hamaritana azy tsara toy izay milaza fotsiny hoe ny fisehoana misy eo amin'ny olona iray dia devoly nefa izy miresaka mazava hoe Jesoa no miresaka aminy.Tsy inoanao mihitsy moa izany izy ireny ve? Ka raha sanatria ka IZY marina no miresaka amn'ilay olona? dia tsy mahatsiaro tena ho miteny ratsy n yFanahy Masina ve ianao? Io no nitenenan'i Jesoa amin'ny fahenterana feno hoe aza mitsara mba tsy hotsaraina.
Ilay hoe ET indray, aza adino fa tsy andavanadro akory no eo amin'ny toerana nihaonany tamin'i Mosesy ohatra i Jehovah. Ary ny famaritanao ny amin'ny zavamananaina dia tsy mitombina raha sarahinao amin'Andriamanitra. Satria IZY no nipoiran'izao olona rehetra izao araka ny Teniny hoe andeha isika anao olona mitovy endrika amintsika.Dia nalefa teto an-tany isika. Ka raha hilaza ianao fa tsy ET Jehovah dia eto an-tany izany IZY.
Sa ahoana marina aloha ity fanavahanao ny atao hoe zavamananaina sy Andriamanitra ?

11. Nehemiah
(
03/06/2013 05:50)

Andriamanitra ve afaka mifanipaka e? Izay no mari-pitsaràna ampiasaina. Ary efa nazavaiko t@ lohahevitra taloha (izay mbola tsy notoherinao @ fomba mahafa-po) fa mifanipaka @ tenin'Andriamanitra ny fisian'ny ET.
Miharena:
Ilay hoe ET indray, aza adino fa tsy andavanadro akory no eo amin'ny toerana nihaonany tamin'i Mosesy ohatra i Jehovah. Ary ny famaritanao ny amin'ny zavamananaina dia tsy mitombina raha sarahinao amin'Andriamanitra. Satria IZY no nipoiran'izao olona rehetra izao araka ny Teniny hoe andeha isika anao olona mitovy endrika amintsika.Dia nalefa teto an-tany isika. Ka raha hilaza ianao fa tsy ET Jehovah dia eto an-tany izany IZY.
Sa ahoana marina aloha ity fanavahanao ny atao hoe zavamananaina sy Andriamanitra ?
Tsy ho azonao @'izany équivocation izany aho. Ny famaritana efa mazava fa zavamananaina mivelona @ planety hafa nefa ny anao dia ovainao eny an-dalana eny ny famaritana ny teny ! Tsy mba vanona an izao fomba fiadiana hevitra izao ! Ary izay no halako aminao : raha voa resaka lôjika dia 0 ! (Eny e, tsy mba ianao irery aloha izay.) Ka raha tsy hiady hevitra @ fomba vanona ianao dia aza miady hevitra mihitsy rangahy fa tsy manan-katao afa-tsy izay aho !
13. Miharena
(
06/06/2013 17:18)
Azafady namana Nehemiah fa toa lasa vesatra ho anao ilay adihevitra satria izay heverinao ho marina dia lasa voahozongozona rehefa maneho hevitra aho amin'ny fahazoako azy.
Tsy hoe manohitra anao izany resaka izany da manohitra ny fiheveranao fotsiny ihany. Ka raha mamparofirofy anao ilay izy dia ialàna tsiny betsaka e!
Ny fahazoako ny ET fotsiny moa io nambarako io.
Ary raha toa ka milaza indray isika momba ny hoe devoly ny ET dia hoy aho hoe mitovy amin'ny fiasan'ny katsetsitra noho ny zavamisy izay zavamananaina misy toetra (mamono na mandratra ny hafa).
Fa raha hiverina amin'ilay lohahevitra izay tianao amara hoe misy sakana ny fitsidihan'ny ET, dia milaza izany fa misy izany ny ET aminao fa avahanao hoe tsy Andriamanitra izany fa devoly.
Ka azonao faritana aza ve izany ho Andriamanitra?

14. Nehemiah
(
08/06/2013 05:53)
Aza mody fanina eo ! Tsy maintsy tahak'izay foana ny anao ! Be rehareha be hoe manozongozona anao aho nefa tsy ahozongozona ahy mandrakizay ianao ! Ny mampimenimenina ahy dia ny tsy fampiasanao ny ati-dohanao @ fampiharana lôjika sy bon sens tsotra fa ny anao ihany no ataonao tery vay manta eo !
Ary inona kay no mbola ahatakarinao resaka ahy ? Na ianao mianatra mampiasa lôjika na fadianao ny mikitikitika ny bokitra "Alefaso" @ lohahevitro !!!

15. sitlo
(
08/06/2013 07:47)
esy e ry kristianina, aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko aseseho ao anaty loha [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/rire-20060614.gif[/IMG]
mpitari-bato vilam-bava
Raha asehoko amin'ny kristianina hafa izao io valiteny farany io dia hiteny indray ry zareo fa tsy tena kristianina ireny.

17. sitlo
(
08/06/2013 14:20)
Izay ilay hoe mpitari-bato vilambava.
Miseho hoe "aza mamaly ratsy ny ratsy" nefa rehefa miseho ny ao anaty dia mitady zavatra hanamarina-tena. [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/rire-20060614.gif[/IMG]

18. Nehemiah
(
08/06/2013 14:47)
Valio aloha ny fanontaniako etsy ambony fa aza miala bala, ary raha tsy izay dia ianao koa aza mikitikitika ny bokotra "Alefaso" @ lohahevitro rehefa tsy hanao adi-hevitra vanona ! Izay foana ny gasy : rehefa mba anarina dia tsy miraharaha dia avy eo gaga rehefa masiaka ny olona !
19. sitlo
(
08/06/2013 14:52)
Mody avadika resaka gasy ilay izy rehefa miseho ny t nafenina. Fara faharatsiny aho tsy milaza tena ho mpisolo tena an'Andriamanitra.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/3d-ferme-la-blabla.gif[/IMG]