Ahoana ny hevitrareo amzany

1. jobiely ( 16/05/2013 09:13)
Ahoana ny fijerin' ny lehilahy na ny vehivavy hafa ireo vehivavy tsy manao maquillage mihitsy rehefa hivoka ny trano na hiasa na hivavaka .... Tsy manao lokomena, tsy manao zvtr @ maso, tsy manala volomaso? Mety ho tsy mahavà tena ve sa naturel loatra?
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:45
2. Peaseblossom ( 16/05/2013 09:58)
Azo lazaina koa izy hoe maotina. Raha maloto, maimbo na misarita-bolo izy no tsy mahavà tena raha ny hevitro manokana.
3. rakhaba ( 16/05/2013 11:51)
Izaho mijery dia vehivavy : azo lazaina ho milamina sy ho matoky tena izy izany
4. pisoonja ( 17/05/2013 07:21)
Tsy misy otran'ny natoraly kosa aloa e, milay izy zany matoa tsy manao an'ireny
5. hadji ( 17/05/2013 11:07)

pisoonja:

Tsy misy otran'ny natoraly kosa aloa e, milay izy zany matoa tsy manao an'ireny
ireny zany lay hoe sipa nature sans sucre vita malagasy
6. hadji ( 17/05/2013 11:09)
fa ho anareo sipa te-hanadio tarehy dia ravibomanga no ahosotra aminy izany no hafatr'i RATSIMAMANGA sady tsara ny tovovavy gasy matoa tian'ireo vahiny
7. mirananirina ( 17/05/2013 12:05)
Vao 1 taona izay no nanombohako nanao maquillage sy lokomena fa taloha dia hakamoana fotsiny ny ahy!!Tsy mahavatra nefa dia mahafinaritra ahy ny mahita vhv sy lhl jejojejo.
Amiko ny tsy fanaovana maquillage dia ohatra ny ahy io hoe kamo sy tsy mazoto...tsy hoe ratsy akory ilay tsy manao fa mba tsara ihany koa raha manao lol
8. vale ( 18/05/2013 14:34)
Amiko aloha dia ny fahadiovana no voalohany indrindra, fa na hi se maquiller ohatry ny inona aza anefa maloto tsy misasa dia mahatsiravina, donc, tsisy maharatsy ny manao manjamanja fa mila madio kosa, mety gaga enao hoe misy olona jejo maloto ve, dia zah miteny fa mahita aho aty @ tany ipetrahako aty fa dia bediabe ny vehivavy manao maquillage anefa maimbo , mamofona izy, fa tsy misy maharatsy ny mba manao metimety sy miovaova, na tsy ho an'ny olona aza fa ho an'ny tenanao ihany dia ahitànao fahafinaretana rehefa hitanao @ fitaratra hoe tsaratsara ery zah izany.
9. vale ( 18/05/2013 14:37)
ny tiako hotenenina @ hoe maloto dia tena hitanao koa fa maloto ny akanjo anaovany ny sisin'ny tanan'akanjony tsy madio, ny an'ny sasany ny pataloha tsy mipasoka ny akanjo bà feno romborombo be, anefa ny maquillage tsy maintsy vita, mahagaga
10. vale ( 18/05/2013 14:54)
maloto mamofona ihany koa, ireo vehivevy Maghrébiennes no sendra hitako MATETIKA ohatr'izany, misy koa frantsay fa vitsy ihany.
11. sitlo ( 19/05/2013 14:42)
Mihaingo ambonin'ny tsikoko hoy ny fiteny gasimala.
12. vale ( 19/05/2013 17:30)
Sitlo> mahakivy !!!
13. hery ( 21/05/2013 04:53)
Reveko koa aloha ilay tsy mampiasa n'inona n'inona e... kanefa madio. Ny Gasy manja na tsy mihaingo be aza.
Fa indraindray rehefa mijery an'ireny ankizy malotoloto any ambanivohitra ireny dia mieritreritra hoe itony izao raha sasana tsara ka amboarina kely ny volo dia tonga dia maaanja be.
14. booboo ( 21/05/2013 15:04)
Déjà klou marary chien mort ilay manala volomaso ! dia ilay maquillage koa tena art trop compliqué loatra amiko : loko iray efa misy ho karazany kely zato amby arivo, pinceaux tsy lazaina intsony, ennnnnfin bref. Aleoko kokoa manao jejo² @ fomba fiakanjo /kiraro / volo ohatra fa ireo mba " hay " kokoa.


15. 5laody ( 21/05/2013 16:50)
Salama Ra-Hery a,


Fa indraindray rehefa mijery an'ireny ankizy malotoloto any ambanivohitra ireny dia mieritreritra hoe itony izao raha sasana tsara ka amboarina kely ny volo dia tonga dia maaanja be

\o/ Iza indray no tady ataonao tuning any ambanivohitra any?
16. moi ( 22/05/2013 06:34)
Ny efa tsara dia tsara foana na tsy hanao maquillage aza, ary vao maika tsara raha mahay mihaingo ! Ny fahadiovana no ilaina.
Ny sasany ange te fa zany hoe tsy mety amin'izany ny fivavahany e !
Ary ny sasany farany dia tsy manam-bola ! Misy anefa dinihiko a, dia eritreretiko eo hoe raha ity izao no mandalo salon fanamboarana tarehy sy volo a, mivoaka amin'zay lay endrika ... Araka ny voalazan'ny namana sasany io ambony io e.
17. jobiely ( 22/05/2013 08:11)

booboo:

Déjà klou marary chien mort ilay manala volomaso ! dia ilay maquillage koa tena art trop compliqué loatra amiko : loko iray efa misy ho karazany kely zato amby arivo, pinceaux tsy lazaina intsony, ennnnnfin bref. Aleoko kokoa manao jejo² @ fomba fiakanjo /kiraro / volo ohatra fa ireo mba " hay " kokoa.




Miombon- kevitra aminao, fa raha manao maquillage kosa nge ts d atao anlé mitakosina be sy manaitra olona be reny e, fa juste mba hoe crayon cil + lokomena dia mety, ny ahy manokana aloha dia izay e.
18. pisoonja ( 22/05/2013 08:18)

(Déjà klou marary chien mort ilay manala volomaso ! )

marary daholo ny manala ny volo rehetra ka , so de mbo tsy manala ny volo rehetra kosa ary ry booboo,lol!!!!
19. jobiely ( 22/05/2013 09:07)

pisoonja:


(Déjà klou marary chien mort ilay manala volomaso ! )

marary daholo ny manala ny volo rehetra ka , so de mbo tsy manala ny volo rehetra kosa ary ry booboo,lol!!!!

Raha razena kosa ve harary e lol
20. booboo ( 22/05/2013 20:19)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2486