MICOSE VAGINALE HIDIHIDY EO @ FANANAHANY VHV

41. tess ( 04/08/2009 14:21)
peta83:

marina alo zany e,tokny manao consultation mitsy, tess ah!aiza o aiza eo besarety no misy zany gyneco zan? :?:
besarety avaradoha aky ah! otran'ny mandeha ho any am girard et robik iny, mandalo lay station io, sady dokotera ihany koa izy tsy tadidiko nyanarany fa vao manotany eo akaikikaiky eo ndry de tsy misy tsy mahalala azy ny olona , somary miakatra totohatra kely ny mande ao aminy fa be oul be mitsy mila mande aloha be....


42. ni81 ( 04/08/2009 18:31)
Mandehana mijery gynéco. ( Isa-taona tokony mankany @ gynéco foana ny vehivavy, tahaka ny hoe isa-taona mankany @ dentiste, na tsisy marary aza )

Zà d ts mbola nijery gyneco hatr'izay nahaterahako nefa efa ho 4taona iany lay zanako! ny consultation an'izy ireny koa aty lafo vel ko
vao saika hilaza mihitsy aho hoe: tsy dia maro mandeha gynéco ny any amin-tsika raha tsy tena efa misy tsy metimety noho ilay fahalafosany. :?
43. tess ( 04/08/2009 18:35)
KA RAHA Indray mande isantaona manao controle fotsiny mety mba ho possible ihany....
44. sitlo ( 04/08/2009 18:41)
Dia tena micose ve ny vagin? =))
45. Papoose ( 04/08/2009 18:52)
oujiiii
46. tess ( 04/08/2009 18:55)
misy perte betsaka mivoaka

arakaraka ilay perte kou io hoe manao ahoana, raha mitsiranoka be na misy fofona dia efa zvtr hafa ihany koa fa aleo mande doc ihany mba ho sur kokoa hoe inona no mahazo....
47. haritianah ( 04/08/2009 19:29)
Matoa traitement asaina ataon'ny mpivady dia mifindra ka.
Traiténa ny vadinao fa manjary mifamindra eo nareo.
Mifindra tokoa io;
betsaka ny ahazoana azy;
tsy voatery firaisana zany, anisany ny firaisana am olona efa mitondra ny mikroba,
fa mety azo avy am rano,avy am fitaovana isasana,avy am tanana, avy am na silipo miha refa sanana reny, ny fanaovana silipo misisika(string), ny silipo nylon koa mety hahazoana azy, ny pataloa jean mifinjofijo am zavatra eo,raha mapiasa baingnoira mety sendra olona nitondra mikroba no nandro tao nefa enao nanao bain tao.
Nisy doc zay koa nilaz fa ny fampiasana eau de javel refa manasa silipo.
Misy microba mandehandezany,maniditsidina eny dia mipetaka am reo zvtr ampiasantsika manodidina ny vagin dia tonga ao ny mikroba.Tanana misikotra refa misasa.
Ankoatra an'izay araka ny efa nolazana dia possible azoa avy am firaisana raha nitondra ny microbe ny partenaire nao.
Azo tsaboana tsara ka; manatona gyneco;
manao traitement miaraka enao sy ny partenaire nao dia evité o ireo zvtr ireo mety itondra microba.
Ny silipe nareo mivady alomy amina rano mafana dolo aloa dia pasoy isany anaovana mandra-pialan'ny microbe aminao.Na tonga dia soloy vaovao dolo aloa.
Mila mazoto fa mora afaka io.
Mila gyneco amaritany ny karazana microbe tafiditra aminao ka zé antibiotika mifanandrify am zany no omeny.
48. roxanaha ( 05/08/2009 08:51)
Bjr xxx

za efa tratran'io mycose io. Dia avy eo nandeha tany @ gygy dia nanao traitement. En méme temps refa misasa dia mampiasa gyn hydralin( natokana ho an'ny toilette intime ny vehivavy, vidina eny @ pharmacie, tsy mila ordonnance).
49. vale ( 14/08/2009 16:22)
OUPS! tena fréquente marina io mycose io, za matetika tratrany foana, Gyn hydralin ihany koa no no-préscrivan'ny généraliste-ko ahy, tsy nisy traitement hafa fa iny fotsiny natao isasàna dia afaka, fa tsy nijanona teo fa sitrana de voa indray misy fotoana, matetika mintsy, za nefa tsy misokotra anatiny rehefa misaa,pffff, tena mandreraka be lay izy miverimberina! :?
50. rhina ( 11/09/2009 06:22)
marina mintsy

misy fomba fiarova kely reto

tokony hisasa @ rano avy nampangotrahana foana ny vehivavy
azavaiko : tsy votery hoe mamay ilay rano fa rehefa avy nampangotrahana dia avela anty zavatra misarona tsara tsy vy fa plastika dia io rano avy nampangotrahana io no isasana

tokony tsy hanao akajo nilon fa tokony hiakanjo coton foana zany oe coton zany no atiny
tafiditra ao koa ny jin tsy dia tokony hanaovana matetika

d tahaka izay ko rehefa alergikana fanafody d mba mteny rehefa omn'ny dokotera fanafaody maha alergika sns...

zany oe hygiene mints ilay izy fa tsy reska hafa

51. haritina.excellenz ( 24/10/2014 10:24)
Aza mazoto manao be loatra fa sao de tratra ny sida farany ah!

52. dorenali ( 13/08/2015 05:53)
lol b a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2759