Oroka

41. rova30 ( 18/10/2007 21:48)
:idea:

:D:D:D:D:DEny ho'aho, Ramalagasy!:D:D:D:D

...Rasalmo, be fivoharana,

.....Tsara lainga, tsara hantsy;

........Tsara vika, tsara hoanarina!

.Izato hetriketrikao e!
..Indrisy i Rova, tsy ho eny,
...Ianao no tena "Malghache"
....fa tsy ireny Gasy ireny!

**************:-**************:arrow:************:-P
42. xxx ( 18/10/2007 22:11)
:snif::snif::snif::snif:
43. rova30 ( 18/10/2007 22:16)
Iiiiiiiiiiiiiiiika!Andraso kely aloha aho hitady mosara havako ooooooooooo!:-$;-)
44. salmo1 ( 18/10/2007 22:23)
Eny ho'aho, Ramalagasy!

...Rasalmo, be fivoharana,

.....Tsara lainga, tsara hantsy;

........Tsara vika, tsara hoanarina!

.Izato hetriketrikao e!
..Indrisy i Rova, tsy ho eny,
...Ianao no tena "Malghache"
....fa tsy ireny Gasy ireny!

Misaotsa aki rova tamin'ilay poezia, ity zany no kadô natolotry rova ho ahy;-):@
Efa manakaiky ihany lay andro tsingeritaonako mantsy.

:-*:*:-*
45. rova30 ( 18/10/2007 22:33)
...dia mba matotra amin'izay razandry kely ah!

Mahandrasa, fa rehefa ela ny ela , ho feno 18 taona ihany ny zana-bazah..^:^
46. tsaramaso ( 19/10/2007 09:52)
rova30:

Iiiiiiiiiiiiiiiika!

oooooooooooooooooooo !!!!!!!!
¿¿¿¿ nifanoroka ihany ary ve i rova30 sy salmo1 ????

47. vivi ( 21/10/2007 17:36)
io aloha any ampandriana no tena mahafinaritra e!
48. salmo1 ( 22/10/2007 06:14)
tsaramaso:
¿¿¿¿ nifanoroka ihany ary ve i rova30 sy salmo1 ????

ie!
jereo ange:*:*rova30:*:*

;-)
vivi:
io aloha any ampandriana no tena mahafinaritra e!

devoly:-D^:^

Mialatany ny taranakiny menarana:@
49. sarobidy ( 25/10/2007 13:17)
=)) =))
50. henitsoamama ( 12/05/2017 09:44)
ha3
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1305