Ramanavy!

1. kitjo ( 15/01/2007 08:09)


vao hita tany Dago hono io...kanefa io ange izao mety hitan'ny olona isan' andro fa tsy misy mahalala e!
za aloha efa nihinana fa saingy tsy haiko ilay karazany

http://news.nationalgeographic.com/news/2007/01/070108-bat-sucker.html
novalian'i melody ny 25/02/2007 13:48
2. miarina ( 15/01/2007 11:39)
Izaho koa efa nihinana Fanihy no anaranireny fa tsy Ramanavy (ilay azo hohanina)
3. simplex ( 15/01/2007 12:09)
anjely no fiantsoan'ny totozy an'ireny ozy i Turbo ;-)

d tena tsy hitako mintsy ze maso sy vava sy orona @ io sary io aloha e :-w:-w
4. melody ( 15/01/2007 15:13)
simplex: ity kosa dia tena hita tsara ny lohany kou, toy ny kitoza mihintsy aza ilay izy:lol:
www.brookfieldzoo.org/pagegen/htm/fix/fg/images/animals/frtbat.jog
5. melody ( 15/01/2007 15:16)
www.brookfieldzoo.org/pagegen/htm/fix/fg/images/animals/frtbat.jpg

diso ilay jpg, lasa jog - tokony hisokatra amin'izay
6. simplex ( 15/01/2007 15:52)
io kosa v d ramanavy ry melody? :-w
sady miongana mitsy ny lohako mijery an'le izy :roll: sao d mba le ragidro eraky ny tanana iny ihany io no nahongan'zala :°):-D:-D
7. kitjo ( 15/01/2007 16:16)
simplex> toy izao mihitsy ny fipetrany rehefa @ hazo k!
mitsongolika foana

tsy tadidiko fa misy angano fitantaran'ny olondehibe toy ireny koto bekibo sy faramalemy ireny milaza ny antony mampitsongolika azy ireo

asa toa hoe voasazin' Andriamanitra moa sa naninona!

fa io ray io ko aloha toa ny sofiny fts no ngodabe e
8. Fiffi ( 15/01/2007 16:30)
efa nihinana ramanavy ? :roll: :{:{:{
9. simplex ( 15/01/2007 17:15)
matsiro nge reny ry Fiffi e ;-)

Fiffi kou zany mbola tsy ninana voalavo? :miam::miam:
10. booboo ( 15/01/2007 17:36)
ary inona no mampiavaka ny ramanavy @ fanihy raha zany ? samy vôlavo misy elany sy mitsongolika aby tsinona ...
11. pissoa ( 15/01/2007 17:44)
Inn koa zany fanihy ? :roll:
asio sary raha misy booboo an :°)
12. simplex ( 15/01/2007 17:45)
booboo,
mety hoe ny 1 anjely moa ny 1 demony k :roll:
13. Fiffi ( 15/01/2007 17:55)
simplex:

matsiro nge reny ry Fiffi e ;-)

Fiffi kou zany mbola tsy ninana voalavo? :miam::miam:
koi ? :roll: anjekaky ooo :{:{:{:{:{ iza koa akia no ihinana voalavo ?


14. simplex ( 15/01/2007 19:06)
ny kaly arivako zao voalavo saosy. Tongo-boalavo sy rambom-boalavo no tsaky hisotroana aperitif kely aloha :miam::miam:
15. melody ( 15/01/2007 19:34)
simplex: dain:snif:
be resaka fotsiny ity simplex ity fa aiza koa no hisy an'izany ao dago ao, isika ange mora kiriko e! Iza no hikarepoka rambona volavo izany:°)
16. simplex ( 15/01/2007 19:49)
endasina izy mafilotra tsara k :°)
mikarepoka ;-):-P:-D:-D
17. melody ( 15/01/2007 20:24)
simplex o, simplex o:-D:-D:-D:-D
18. booboo ( 15/01/2007 20:48)
Pissoa > super vôlavo kounkou zany hihihihi. Fa tsy haiko manavaka ny ramanavy sy ny fanihy.
jereo eto


:°):°)

19. pitoussy ( 15/01/2007 21:25)
:-D:-D:-D, adinoko oe i Booboo moa kay no manao oe "jereo eto" voa njay za kle:P , maika ery nijery fa sady tsy mahay ramanavy no tsy mahay fanihy:oops:

simp, bon app :-D:-D:-D
20. cutie ( 15/01/2007 22:06)
fa ny fanihy ve tsy ramanavy ihany @fitenim-paritra
za koa efa nihinana, fa tsy de tiako :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0596