Ramanavy!

61. simplex ( 18/01/2007 20:19)
dada sy neny ihany no mahazo manao an'reny anaka :-P:°):-D:-D
62. cutie ( 18/01/2007 20:24)
in wa reny ataony reny :-D:-D:-D:-D
63. simplex ( 18/01/2007 20:35)
jereo ao ambany fandrianan'zokinao lahy feno boky misy fanazavana :b:roll::°):-D:-D
ary aza manakotraba fa tsisy ankafizana :-P8)8)
64. cutie ( 18/01/2007 20:38)
jereo ao ambany fandrianan'zokinao lahy feno boky misy fanazavana

:-D:-D:-D:-D
za tsy manan zokilahy:-D
i simplex zo no ataoko zokylahy:b
65. simplex ( 18/01/2007 20:46)
tsy azon'ny mpianadahy jerena ito film ito :°) film X-rated [PG][NF]: parent guardian and no family :°);-):-D:-D:-D
66. cutie ( 18/01/2007 20:49)
za nga niteny we jerena
za manontany we in no tao :-D
67. booboo ( 19/01/2007 10:23)
:-D:-D

avereno ny vidim-pidiranay fa tsisy raha ihany ve mandrak'ity ôôôôôôôôô, lany ihany ny pop corn-ko lé hihihihihihi
68. simplex ( 19/01/2007 17:21)
:-D:-D
booboo: ka nanjavona hatr@ le actrice principale ary kou =((:snif::snif:

misy majinika nga any? :roll::P;-)8)

cutie: k tsy mahita ny atao ra tsy mijery kou :b;-):-D:-D
69. cutie ( 20/01/2007 00:15)
simplex
tsy te hitantara we:b
70. kitjo ( 20/01/2007 09:47)
sao d lasa nivadika ramanavy izy fa tsy nanjavona zany? lol

melody> an3, ny nihiannako voalavo ny tao antrano no nandeha nihaza fa tsy t@ hotely akory...izy marina ve hivaky loha andeha ho any an'ala fa zay hitany eo..possible tokoa!hahaha
71. melody ( 09/02/2007 00:47)
kitjo: dia hitandry ve akia ny nikarakarandry zareo azy tao? dia nanaovana inona ilay hoditra?:-D
72. melody ( 25/02/2007 13:48)
http://tbn0.google.com/images?q=tbn:UADCdBxab3ziUM:http://news.nationalgeographic.com/news/bigphotos/images/060619-vampire-bats_big.jpg
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6218