Ramanavy!

21. xxx ( 16/01/2007 10:58)
Fiffi:

simplex:

matsiro nge reny ry Fiffi e ;-)

Fiffi kou zany mbola tsy ninana voalavo? :miam::miam:
koi ? :roll: anjekaky ooo :{:{:{:{:{ iza koa akia no ihinana voalavo ?




Madio daholo ny zava-drehetra ka tena fihinana ara-dalana tsara reny :miam::miam:

22. booboo ( 16/01/2007 11:18)
Pitoussy > hihihihihihi
23. simplex ( 16/01/2007 12:04)
melody, xxx: eka ouz ;-)

pitou: manasa hihinana :P:miam::miam:
24. kitjo ( 16/01/2007 14:27)
tsara ny voalavo k!

za efa nihinana fa ilay voalavo an' ala any @ dezaka be le tsy miakatra an-tanety ireny...hazaina miaraka @ sokona sy ny trandraka...
fa raha le ety @ tanan-dehibe kosa aloh ats poinss e

fiffi> raha sendra mande Ambatondrazaka iny ndry na Andilamena dia mijanona @le hotely gasy amoron-dalana ireny fa maro ny plat oe 'voalavo"..tsy tadidiko anarany @ fitendry zareo fa tena voalavo an'ala ilay izy....
25. pitoussy ( 16/01/2007 14:43)
Kitjo, ggrrrrrr ,zah aloha tena mbola tsy ao mitsy raha voalavo zany , vo mahita azy fotsiny zah d efa marikoditra:{:{, misy namako aty miompy voalavo fa raha vao oe hamangy azy zah d efa asaiko hidiny any anaty cave aloha le izy

Simp, ataovy masikita oa fa mety hanandrana ihany zah:-D:-D ,
26. simplex ( 16/01/2007 15:00)

zanaka:
Nda hoaiza i dada? za kou hiaraka @ dada :P
dada: tsy mitondra ankizy fa nda hiaza voalavo ah

8)8)
27. pitoussy ( 16/01/2007 15:42)
:-D:-D:-D
28. melody ( 16/01/2007 16:45)
o ry kitjo a, ka raha tsy mahita volavon'ala ry zalahy d ilay volavon-tatatra ihany no hampiasaina d ahona @ izany? Tsy hilaza @ nao mihintsy izy an, d manjary mihinana ny tsy fihinana eo, an3 ka aleo ihany mihinana ilay tena fantatra:wink:
29. Fiffi ( 16/01/2007 16:50)
dainnnn koh simplex an ! :{:{
30. pissoa ( 16/01/2007 17:20)
booboo :-D:-D:-D

Tena fihinana ry zareo ny voalavo an :D
31. Fiffi ( 16/01/2007 18:47)
de mazotoa homana zany nareo ! :{:{:{
32. Herimiafina ( 16/01/2007 22:58)
Betsaka ny zavatra efa fahitan'ny olona saingy mbola tsy repertoriee hatramin'izao.
Raha tsy diso ny fitadidiko dia tsy mihoatra ny 10% ny zava-boaharin'Andriamanitra misy eto antany akory no enregistree amin'izao fotoana izao.
Mila miasa ny mpikaroka amin'izany mba hahafantarana azy ireny.
Nefa mila tsy adino koa fa misy fempetra tokony arahana araka ny lalana misy manerantany amin'ny resaka Bioprosection, izay mivohy indrindra ny fanajana ny sy ny tombotsoa sy ny Savoir local na ny fahaizan'ireo olona tompontany amin'ireny toerana hahitana zavatra vaovao homena ny anaran'ilay siantifika nahita azy. :roll:
33. simplex ( 17/01/2007 07:44)
ramanavius madagascarius :roll:
hehehehe :@

;-)
34. Fiffi ( 17/01/2007 07:59)
Herimiafina:
Betsaka ny zavatra efa fahitan'ny olona saingy mbola tsy repertoriee hatramin'izao.
nefa Madagasikara tena anisan'ny firenena ahitana karazana biby mbola tsy fahita na aiza na aiza .....
simplex: inona indray zao ireo anarana ireo ? :-D


35. melody ( 17/01/2007 13:16)

ramanavius madagascarius

simplex: tena manendrika anao mihintsy io anaranao io - simplifier-nao tsara ny resaka:-D
36. simplex ( 17/01/2007 14:02)
waaaaaaaaaa mitoraka vonikazo melody
:oops::oops::oops: kanefa tsisy manjinika aty zao :°)

zany anie wa e, za aloha efa mendrika e fa zany hoe naniry elatra mintsy za @ zao http://img221.imageshack.us/img221/8506/070108batsuckerbv1.jpg

:* pour toi
37. melody ( 17/01/2007 15:07)
m'ci simplex:*
very maina izany ilay voninkazo natoraka raha izany no izy klé, omeo billet raha tsy manana madinika e, tsy miavona izany ny aty:-D
38. cutie ( 17/01/2007 17:16)
humm hummm:lol:
39. simplex ( 17/01/2007 19:08)
cutie: tsy azo jeren'ny ankizy tsy ampy taona io :-P:°):lol::lol:

melody: misy anakalozana nga any:P;-)=))8)
40. cutie ( 17/01/2007 19:44)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 17-01-2007 20:08:38
Lohateny : Re : Ramanavy!
cutie: tsy azo jeren'ny ankizy tsy ampy taona io

za efa ampy:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1822