tara fotoana 2 andro

81. diamondra27 ( 21/05/2006 18:58)
wata: nakany @ resaka fitiavana sy fiarahamonina ngaha izy teo , dia tany no hitako fa nolazainy fa ampio izy fa bikkina 23j sauf oe: faute de frap io

cielbleu: tsy hita intsony ndry sao de tsy afaka ni-connecte tsony kosa ary
82. watafon ( 21/05/2006 19:23)
ok diams! zay vao azoko le izy kay kou ! mety ho faute de frap marina zany k!
83. Fiffi ( 22/05/2006 10:56)
wata: ka tonga de tsy tonga de miafina de manao fangalapery koh!
84. watafon ( 23/05/2006 18:44)
Fiffi: mahafinaritra le manao fangalapiery ange e !:-D:-D:-D
85. Fiffi ( 24/05/2006 07:17)
wata: hummmm! tandremo fotsiny tsy ho tratrako an! :-D:-D:-D:-D:-D
86. isrine ( 25/05/2006 14:23)
Rehefa miteny ve zany ny vehivany hoe: tara 2 andro ny fotonany dia midika izay fa nisy firaisana natao?
Mbo fanontaniana ny ahy e, vehivavy ihany ny tena fa tsy de manana olana firy.
87. bellla ( 25/05/2006 19:06)
merci ky isrine a!:-* njy
mety misy vhv hafa mitsy manana io olana io fa tsy voatery ho njy akory, ary efa nahzo torohevitra izy zay. :-*
88. Fiffi ( 27/05/2006 06:49)
isrine:
Rehefa miteny ve zany ny vehivany hoe: tara 2 andro ny fotonany dia midika izay fa nisy firaisana natao?
Mbo fanontaniana ny ahy e, vehivavy ihany ny tena fa tsy de manana olana firy.
isrine: marina akia ny andry an! betsaka ny zavatra mety hahatonga ny fahataran'ny règle fa tsy tonga dia hadika hoe nisy firaisana avy hatrany tao. Na ny stress fotsiny aza de mahatonga ny destabilisation'io .


89. watafon ( 28/05/2006 14:33)
Fiffi: efa tena mahay mitsy njy ty k ! na émotion , na stress na maladie d mety mampiova azy io e! fa ny matetika moa zany d misy zaza niforona tao e!
90. Fiffi ( 29/05/2006 06:57)
wata: ountssss !nahoana moa no tsy hahay raha ny dokotera mahay no mampianatra ? hummmm :):*
91. watafon ( 30/05/2006 18:14)
Fiffi: hein ! :*:*:*
92. Fiffi ( 31/05/2006 06:25)
hanararaotra kely indray aloha an! :):*:*:*:*
93. bellla ( 04/06/2006 14:29)
aza atao ela loatra ky fiffy e!!
94. watafon ( 04/06/2006 18:40)
bella: fa maninn akia? :-D:-D:-D
95. bellla ( 05/06/2006 03:37)
wata: ka mifanararaotra manao bizz bdb ato nareo kou; de aza atao ela fotsiny sao...
96. Fiffi ( 08/06/2006 05:30)
:oops:
97. kelly13 ( 26/07/2006 14:44)
hum! fa aiza klou zany "ary ambadika" zany fa za kou te ho any ambadika e? mdr
98. Vaika ( 26/07/2006 18:15)
K13 : Efa tany enao kah !:-D:-D:-D
99. kelly13 ( 27/07/2006 10:09)
Vaika: lolll inona hono no nataoko tany? :lol::D8O:twisted::!:
mafinaritra kosa reto emoticones reto ka
100. diera ( 14/09/2006 12:44)
Fa le pillule du lendemain ve tena efficace e, nanandrana ah manko fa tsy fantatro na ho avy na tsia fa vo vita le fandeany de ninana a, fa refa ninana fandroany de nandoa be mitsy après 3heures ka asa raha efa levona sy niasa le pillule na tsia,de mety hande koa ve?dia misaotra mamaly e.Ry cielbleu efa ts ita tsony fa efa manga tokoa ngamba ny lanitra ry reto a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5621