tara fotoana 2 andro

41. mimich ( 15/05/2006 06:58)
ka i cielbleu ary ity tsy niverina intsony nilaza izay tohiny koo!!
42. watafon ( 15/05/2006 08:22)
Dm : mijaly aôna moa ?
vaika: marina lesy zany an , ny fimailo tsy mbola namitaka alou h@zao !
43. baomijijy ( 15/05/2006 08:58)
Vaika:

cielbleu : raha ara-potoana foana ny règles-n' i toi dia dien'izao dia mihazakazaha mihinana pillules du lendemain !
NorLevo ohatra, dia dans les 72 h no tsy maintsy atao ka mandehana haingana any amin'ny pharmacie na mandehana any amin'ny planning familial amin'ny quartier-nao. Sady libre no anonyme !
Entre-pà, ny test de grossesse (très fiable !) dia remboursé par la sécu dia mankany amin'ny dokoteranao fotsiny.
NB : aza hadino ny manao test VIH (anjaranao ny mandinika !)
de tsy maints tounde pillule de lendemain fon kos ve mbol mis anie ny solution afa e, mis anren mer porteuse ren, na aterak tsotrizao, crime kos alo zan e, maninon no vonoin iz nefa efa ao, in anie vao mitambatr ny spm sy ovul defa ol e,




44. watafon ( 15/05/2006 09:01)
:roll::roll::?:
45. baomijijy ( 15/05/2006 09:02)
de tsy maints tounde pillule de lendemain fon kos ve mbol mis anie ny solution afa e, mis anren mer porteuse ren, na aterak tsotrizao, crime kos alo zan e, maninon no vonoin iz nefa efa ao, in anie vao mitambatr ny spm sy ovul defa ol e,


46. watafon ( 15/05/2006 09:03)
baomijijy: marina tsy azo lavina izany nefa....
47. Fiffi ( 15/05/2006 10:18)
nefa....
48. Vaika ( 15/05/2006 10:23)
baomijijy : arakaraky ny fijerin'ny tsirairay ihany io kah ! Nipetraka ilay fanontaniana (nazava tsara), maro ny namaly ary eo amin'ny lafiny "ara-tekinika" daholo ireny.
Fa ilay hoe : "crime kos alo zan e", dia tena lasa môraly be indray.
Samy manana ny safidiny ny tsirairay. Tsy azo atao loatra ny mitsara ambony ihany fa samy manana ny manahirana azy dia samy mitondra ny vaha-olana mifanandrify azy.
Momba ilay hoe : "vao mitambatra de olona", dia adi-hevitra hafa mihintsy indray koa iny. Ka aleo ny lalàna ihany no hitsara sa ahoana ?
49. Zina ( 15/05/2006 14:50)
Ary ilay cielbleu to tsy nipotra intsony?
50. watafon ( 16/05/2006 04:46)
Zina, efa tonga ndray hono le izy k !:-D
51. mimich ( 16/05/2006 07:47)
hummmmmmmmm wata mahara-baovao an!!! nefa tsy misy an'izay vali-teny zay alou eto am forum,
52. Fiffi ( 16/05/2006 14:57)
mimich: ka zay no maha-dokotera azy koh! io angaha andeha lazaina an'olona rehetra kosa ? io le sekiré médikaly :-D:-D:-D sa tsy zany wata ?:)
53. diamondra27 ( 16/05/2006 15:47)
cielbleu: njy ary ambadika milaza fa tara 23j an
54. booboo ( 16/05/2006 16:19)
lé oe tara vô tonga ny red-red tôko no tena raha fa tsy lé oe tara zao andro. Non ? sady tsy manakana ny fanoroana hevitra ho azy koa ange zay. si ?
55. watafon ( 16/05/2006 18:11)
marina doly zany k!
56. Fiffi ( 17/05/2006 06:49)
23j ?
57. watafon ( 17/05/2006 07:35)
:roll::?::?: tsy hitako zany k!
58. Fiffi ( 17/05/2006 14:11)
zah aza mba gaga!
59. watafon ( 17/05/2006 14:21)
:):)
60. Fiffi ( 17/05/2006 14:59)
tsy nandalo tsony i cielbleu ! sans nouvelle , bonne nouvelle ? nefa moa ny dokotera hiany no mahafantatra ô ? de sekiré ry wata ô ? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1467